Ireo be galona

1. zakilinina ( 02/06/2009 16:37)
Fahiny dia tsongonolombolo ireo be galona indrindra fa ireo jeneraly izay tsy tambo isaina intsony ny isany ankehitriny. Araka ny voalaza anefa dia maro amin'izy ireo HONO no voafidy vola tamin'ny fanonganam-panjakana farany teo. Araka ny hevitrao, mbola misy valerany be ôtran'ny taloha ve izy ireo toy ny tamin'ny andron-dRamanantsoa, Ratsimandrava, Rabehevitra, Ramarolahy sns ?
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:27
2. Mirananirina ( 02/06/2009 16:44)
ka izaho ny vola no mahery anie e.
Soa ihany aloha ny taloha fa hendry ,sady mahay.
Afaka miakatra rehefa bmisy lehibe manosika na be vola.
Tsy mitovy mihitsy ny taloha sy ireo ankehitriny.
3. ndaty ( 02/06/2009 16:54)
ka miteniteny foana iha zakilinina , ary ka manalabaraka an'i dadanao iha ry mirananirina a!

Tsy rehefa miteny ny rehetra (masse ignorante), dia hanara-body azy ireo isika; ny intellectuel izay vitsy an'isa nefa plus rationnel, no mana ty marina, fa tsy hoe izay volanin'ny be sy ny maro akory dia marina

Porofoy amiko par A+B fa tsy misy valeur-ny ny miaramila

Tadidio fra seuls ny miaramila no nahavita assise nationale, tsy nila OUA na ONU, ny politika no mila SADC , ONU, OUA etc...

mavandivandy avao
4. xxx ( 02/06/2009 17:54)
tena tsisy dikany intsony nireo be galona ra ndaty a, ary ny be galona no resaka eto fa tsy ny miaramila rehetra akory, jereo fa ny jeneraly rehetra mifitsaka tsy misy sahy miteny vao miteny ry charle sy ry andré :-D :-D
5. locl ( 02/06/2009 20:13)
Ka inona moa no holazaindry zareo eo!

Ny mangina no mety amindry zareo aloha izao raha te hiaro marina ny valeur tafika Malagasy. satria raha miteny eo koa vao maika hanamafy ny fizarazarana efa ataondr'i Charles sy André.

Kanefa mbola hiteny ihany zareo fa maindry zavatra kely fotsiny.
6. fijo ( 02/06/2009 20:54)
porofo ny tsy mampisy hajany azy intsony dia izao misy izao.sergent no nanery jeneraly hametrapialana.
comanda no nanery ny jeneraly 3 lahy (hamindra) fahefana hoan'i andry.
kolonely no mitarika ny fihaonam ben'ny tafika,nefa misy jeneraly amperinasa firy ao?????

raha raisiko ohatra fohy satria i ndaty koa manao hay ady raha tsy diso aho.
raha hivory ve ny mpanao karate eo mada de fehikibo mainty 1ere dan no hitondra sy hitarika nefa misy 4eme dan ao?
7. ndenn ( 02/06/2009 23:06)
Indraindray kosa anie misy ary tsy azo lavina fa misy diploma ,grady ,izay anarana fotsiny sisa no azo hiantsoana azy é ! izany hoe tena azo t@ fahamarinana izy ireny , nefa kosa dia efa navalon\' ny toetr\' andro noho ny hafainganan\' ny fivoaran\' ny technologies isan-karazany .Dia ny tany andalam- pandrosoana foana no tsy maintsy manenjika izany @ fomba tandrametaka .
Ny ankabeazan\' ny asa any @ tany mahantra dia tsy hita firy intsony any @ ireo firenena efa lasa lavitra ara- techologies .
:oops:
8. Mirananirina ( 03/06/2009 13:12)
jereo fa ny jeneraly rehetra mifitsaka tsy misy sahy miteny vao miteny ry charle sy ry andré

Aleo ahitsiko kely aloha.Ny jeneraly dia mbola ambany noho ny filoham-pirenena,noho izany dia tsy afaka miteny na mandà ny baiko azo avy any izy ireo.
Ary Com Charles dia ny filoha no mibaiko azy hanao ireny fa tsy ny miaramila mihitsy.
9. fijo ( 03/06/2009 21:27)
ahitsiko indray.i sarla mihintsy no niteny fa tsy misy hafaka mifehy azy,na di any lehibean'ny hat aza.
10. xxx ( 04/06/2009 14:35)
ndaty:

ka miteniteny foana iha zakilinina , ary ka manalabaraka an'i dadanao iha ry mirananirina a!

Tsy rehefa miteny ny rehetra (masse ignorante), dia hanara-body azy ireo isika; ny intellectuel izay vitsy an'isa nefa plus rationnel, no mana ty marina, fa tsy hoe izay volanin'ny be sy ny maro akory dia marina

Porofoy amiko par A+B fa tsy misy valeur-ny ny miaramila

Tadidio fra seuls ny miaramila no nahavita assise nationale, tsy nila OUA na ONU, ny politika no mila SADC , ONU, OUA etc...

mavandivandy avao


Manaiky matoa tsy miteny ny be galona nareo !

Tsy misy ngeza ohatran'ny vatolampy fa rehefa tsy miteny dia ikakazan'ny vorona ? Izao ny be galona fa iakakazan'ny vorona tokoa, vorona kely ohatran'ny Ra Charles no mikapa eo amboniny satria tsy miteny tsy mihetsika tsy mampiseho ny maha izy azy



11. fijo ( 04/06/2009 21:27)
ka galona novidiana koa ngamba ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2962