Vaovao farany momba an'i Ra8

1. essera ( 02/06/2009 09:38)
Miha velona be ny nangin'i Ravalo amin'izao fotoana fa miadin-tsaina mafy.

:-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 02/06/2009 21:15
2. Mirananirina ( 02/06/2009 11:23)
izany ve,matavy izy izany matoa be nangy
3. essera ( 02/06/2009 11:30)
Velon-drirana be ry Mirananirina.

:D :D
4. Mirananirina ( 02/06/2009 11:42)
Velon-drirana be ry Mirananirina

ahoana aky essera a,mipasoka tsara anie e
5. essera ( 02/06/2009 11:45)
Taty am tanana aza ange iz d efa hita2 iny fa zao tena mivoaka be ohatran'ny hoe saoka anakroa diso fipetraka izany.

6. ifiona ( 02/06/2009 11:51)
essera:

Taty am tanana aza ange iz d efa hita2 iny fa zao tena mivoaka be ohatran'ny hoe saoka anakroa diso fipetraka izany.



:lol: :lol: 8O
7. essera ( 02/06/2009 12:33)
Mapmé ajy anga le ra8 velo-drirana ry Ifiona.

8. Mirananirina ( 02/06/2009 12:52)
Taty am tanana aza ange iz d efa hita2 iny fa zao tena mivoaka be ohatran'ny hoe saoka anakroa diso fipetraka izany

efa hoe matavy izy hoa
9. essera ( 02/06/2009 13:12)
Mirananirina:

Taty am tanana aza ange iz d efa hita2 iny fa zao tena mivoaka be ohatran'ny hoe saoka anakroa diso fipetraka izany

efa hoe matavy izy hoa



Mapmé mits Mirananirina a, zay a vao nahare wé misy oul manifinify mahazo aina.
10. Mirananirina ( 02/06/2009 16:50)
Mapmé mits Mirananirina a, zay a vao nahare wé misy oul manifinify mahazo aina.

Ka be nangy hoy ianao ko.Izany hoe lasa matavy ny tarehiny.
11. locl ( 02/06/2009 20:08)
Ka bôgosse ange ny olona bebe nangy e!!!!

Tsy ireto soavaly ngeza tongotry ny HAT ve no tena sahirantsaina voaroaka etsy sy eroa ry essera????. :-D :-P
12. Noue ( 02/06/2009 20:09)
:-D :-D :-D :-D :-D
13. fijo ( 02/06/2009 21:15)
fomba fijery tgv koa ny an'i essera izany le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2833