Vaovao farany momba an'i Ra8
5. essera
(
02/06/2009 11:45)
Taty am tanana aza ange iz d efa hita2 iny fa zao tena mivoaka be ohatran'ny hoe saoka anakroa diso fipetraka izany.
6. ifiona
(
02/06/2009 11:51)
essera:
Taty am tanana aza ange iz d efa hita2 iny fa zao tena mivoaka be ohatran'ny hoe saoka anakroa diso fipetraka izany.
:lol: :lol: 8O
8. Mirananirina
(
02/06/2009 12:52)
Taty am tanana aza ange iz d efa hita2 iny fa zao tena mivoaka be ohatran'ny hoe saoka anakroa diso fipetraka izany
efa hoe matavy izy hoa
9. essera
(
02/06/2009 13:12)
Mirananirina:
Taty am tanana aza ange iz d efa hita2 iny fa zao tena mivoaka be ohatran'ny hoe saoka anakroa diso fipetraka izany
efa hoe matavy izy hoa
Mapmé mits Mirananirina a, zay a vao nahare wé misy oul manifinify mahazo aina.
10. Mirananirina
(
02/06/2009 16:50)
Mapmé mits Mirananirina a, zay a vao nahare wé misy oul manifinify mahazo aina.
Ka be nangy hoy ianao ko.Izany hoe lasa matavy ny tarehiny.
11. locl
(
02/06/2009 20:08)
Ka bôgosse ange ny olona bebe nangy e!!!!
Tsy ireto soavaly ngeza tongotry ny HAT ve no tena sahirantsaina voaroaka etsy sy eroa ry essera????. :-D :-P