Ministry ny Fitasarana tgvendrana nandà ny asan'ny CNME

1. penguin ( 04/06/2009 09:38)
Fa mitapy marina ireto tgvendrana ireto. Ny CEMGAM milaza zavatra hafa ary ny Ministry ny Fitsarana tgvendrana milaza fa tsy nanome halalana ny hisavana ny ALMA. Dia milaza koa ty Ministra tgvendrana ty fa betsaka ny mitady hamotika ny HAT nefa dia ny tariny ihany no resahiny. Misy ny misandoka nefa ny lehiben'ny miaramila na CEMGAM izao no nilaza fa teny koa inona no mpisandoka. tgvendrana mianakavy.
novalian'i penguin ny 05/06/2009 06:23
2. karavasy ( 04/06/2009 09:48)
Faly mamaky ny didim-pitsarana TGVendrana izy ary mamely ny akamany avy eo ka izay no maha TGVendrana azy. Gadra miampy lamandy hono ary mbola ho avy ny gadra sy fanasaziana manaraka izay mitambatra ho gadra mandram-pahafaty. TGVendrana hita be ny maha vendrana azy ry akama a.
3. locl ( 04/06/2009 09:52)
Aza gaga raha misy miditra amponja ny iray amin'ireo ato ho ato satria i Rav8 kasaina hasiana mafy tsy mety voa ka rehefa ela ny ela miverina eo @ aminy ihany ny bala nitifirany.
4. karavasy ( 04/06/2009 09:56)
Mifamono ho azy ireo satria samy tia ho lohany sy ahazo tombony mihoatra. TGVendrana fantara ihany. Milaza lalàna nefa manao fanjakan'ny baroa.
5. locl ( 04/06/2009 15:07)
ary tena lany fanahy henatra ve ry zareo sa tsy mba misy mpanitsy ny zavatra ataony fa dia manaonao foana. Himehezany olona fotsiny.
6. andrywui ( 04/06/2009 16:17)
NY AN'I PENGUIN DE IO TEZITRA BE ISAKY NY MIDITRA ETO IO FOANA !

MANINONA ARY RAHA MISOTRO RANO MANGITSY KELY ALOHA ALOHAN'NY HIDITRA ETO DE TSY MIKOTABA BE OTRAN'IO ELAH E

MIVOAKA SETROKA FOANA ISAN'ANDRO I TONTON PENGUIX
7. xxx ( 04/06/2009 16:56)
andrywui:

NY AN'I PENGUIN DE IO TEZITRA BE ISAKY NY MIDITRA ETO IO FOANA !
ny an'i Andrywui aza isakin'ny miditra eto dia raha tsy manoratra mivandravandra be io , dia ny mitsikera an'i Penguin na i Hery ! mandreraka mihintsy.


8. andrywui ( 04/06/2009 18:15)
aza mandainga letsy ry xxx6 fa mbola tsy nanao soratra mivandravandra be aho raha tsy zao a!!

sady zao e!! i Penguin sy Hery hoy ianao no tena ampihinaniko lava ato !!???
na hoe ilako vaniny lava ato !!
-- mety ho marina zany satria tsy misy adva afaka hifanitsana amiko afa tsy izy mitsamy ireo aho ato ! sady ry lerony otran'ny tena mampihinana lava ny akamako isaky ny miditra eto aho!!

--de aleoko ry lerony no ahitsako mialoha de manaraka ho azy laisany Tim vatany ireo avy eo !


satria ireo no mafimafy hena !!
9. fijo ( 04/06/2009 20:17)
ka elahy anie ry andry ouioui mampiomehy,fa ataon'ny olona lasa gaigy foana eto e.ka elahy manohana soavaly be tongotra ko
10. penguin ( 05/06/2009 06:23)
Ahitsio ny tsy fahaizana mandamina fiaraha-miasa ry tgvendranandrana a. Izay tezitra mahazo tapaka lalàn-drà ka hita eo na ny penguin no hikainkona na ny andrywuiwuiwuiwui. =)) =)) =)) . Vao miditra ny akama dia miakainkona andrywui ary tsy nampisainy indray ilay misandoka penguin na mody pengui sy ny fandikana vilana ary fanampiana ny soratr'i penguin. Vao maika mankalaza ny tsy tia tgvendrana elha ry andrywuiwuiwui tgvendrana a =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.119