Ahoana io ???
1. Noue
(
03/06/2009 15:15)
[URL=http://img197.imageshack.us/my.php?image=billethatdakar.png][IMG]http://img197.imageshack.us/img197/521/billethatdakar.png[/IMG][/URL]
ary fa dia naninona no nanodina avion ho any Paris sa saika hanao fandrika sa ahoana ???
ary fa dia naninona no nanodina avion ho any Paris sa saika hanao fandrika sa ahoana ???
novalian'i fijo ny 04/06/2009 21:08
3. Noue
(
03/06/2009 15:28)
nahita atao ry zareo ka !! mino aho fa fantatry zareo fa misy mahafantatra oe ho any dakar ry zareo , na dia ny mpiasa ao @ ai mad fotsiny aza ee ! c'est pour brouiller les pistes ??? :^) :^) :^) :^)
5. Noue
(
03/06/2009 15:56)
tratra kooo ! fa ilay izy anie dia tena nanana billet ho any dakar ry zareo eee ! sady 18 pax beee zao klet'ieee :^) :^) :^) dia naninona nefa oa no tsy niandry ny vol tokony ho any dakar fa dia iny nanodina sy nampijaly ny passagers iny ??
6. ndaty
(
03/06/2009 17:51)
de ahoana , ny ahoana, t'es maboule ou koi???
y'a rien de nouveau, efa fantatra depuis t@ 28 Mai fa nisy delegation equipe,
efa fantatra fa nankany dakar, avy eo nankany paris,
tu n'apportes rien de nouveau,
comme toujours vous les TIM, vous regardez vers le passée, par le retroviseur, ampodio dadanay, etc... toujours du passée
tiens je te files un scoop, c'est du futur celui-là: Le HAT compte s'envolezr pour la chine , la semaine prochaine. ça c'est du furur proche....
t'as pas de nouveau, daté du 02 Juin 2009 au moins,
mavandivandy avao...

7. xxx
(
03/06/2009 17:59)
Mpametaka afisy fotsiny fa tsy manana precision politika i noue , tokony hatsoina i Oay hanafay azy
8. Noue
(
03/06/2009 18:03)
billet io wiwi a !
ndaty efa tsy mahay teny gasy intsony ve sa mba mi-style toi eee ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
ndaty efa tsy mahay teny gasy intsony ve sa mba mi-style toi eee ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
9. andrywui
(
03/06/2009 18:22)
za ahonandray ry noue a!
io ndray noue a ! mila ady an !
za ary tsy niteny mihitsy fa nijery fotsiny teo
billet io wiwi a !
io ndray noue a ! mila ady an !
za ary tsy niteny mihitsy fa nijery fotsiny teo
10. benkintana
(
03/06/2009 18:42)
lohana ndaty malaso avao ha ha ha
tratra tao ny mpanodina avion ary mety andofitry ry zalahy ao ny tour montparnasse klé :-D :-D
tratra tao ny mpanodina avion ary mety andofitry ry zalahy ao ny tour montparnasse klé :-D :-D
11. andrywui
(
03/06/2009 18:46)
lohana ndaty malaso avao ha ha ha
tratra tao ny mpanodina avion ary mety andofitry ry zalahy ao ny tour montparnasse klé
maninona raha ny periph sy ny pc mihitsy no potehina de tsisy lalana tsony elah e! asio hatramin'ny A86 sy ny A104 fa mbola afaka mihodina iny !! ha ha ha !!
asio amininy bomba kelinlah iny !! ha ha ha
12. Rajakoo
(
03/06/2009 19:04)
Tsisy baombo zany eto é
Tonga de tsiafahy elah raha mbola be vinany eo
Tonga de tsiafahy elah raha mbola be vinany eo
14. naritsimba
(
04/06/2009 05:30)
Hay ve nanana billet ry zareo eh, ataoko fa hoe nambanana basy aza dia noterena ilay pilote.
Raha ra8 io dia mety aminareo e! firy taona no nanaovan'i ra8 gaboraraka tao @ Air Mad toa tsy niteny ianareo?
Raha ra8 io dia mety aminareo e! firy taona no nanaovan'i ra8 gaboraraka tao @ Air Mad toa tsy niteny ianareo?
15. naritsimba
(
04/06/2009 05:35)

16. Noue
(
04/06/2009 05:50)
fa tsy azonao mahintsiny ny dikny sy ny voasoratra ao @ io billet io ry Naritsimba a ! soupape kely??? pax, direction, dia diniho ny manaraka eee! ary nanana billet ihany ka naninona no nanodina ?? nampijaly ny passagers ???
17. fijo
(
04/06/2009 21:08)
tena aleo naritsimba mivavaka mafy fa toa manomboka hankahala olona amin'ny anaran'nadriamanitra koa izy izany?????de rehefa avy eo hamono olona amin'ny anara'andriamanitra koa