HETRA HO AN-ny mpanao BIZNA
1. TEGEVE
(
03/06/2009 22:28)
Tsy nahaloa ny sarany ny vidiny
Nihetsiketsika ihany ry havana ,nivoaka tany ivelany fa voan'ny ALLEZ MANDE!!!
BE ihany ny vola lany nirevena tany Frantsa tany ,sy nilalaovana virja tany Dakar zay
Ka aleo hampiakarina ny taxes importations aloha hanentsemana ny lany é
VALALA BE MANDRY AN
(l) (l)

novalian'i xxx ny 05/06/2009 20:42
2. bazylou
(
03/06/2009 22:32)
ka inona moa ny olana raha miakatr anytaxe importation ?? tsy nahazo saosy anagaha ianao ?? :-D :-D
3. xxx
(
03/06/2009 22:43)
Ampireveo daholo ny tary ary fa tsy zahay vahoaka no tsetsafinareo tgvendrana :twisted: :twisted: :twisted:
4. Noue
(
04/06/2009 05:53)
hanontanio an'i Naritsimba fa izy hono tsy matahotra andoha hetra sns eee :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. naritsimba
(
04/06/2009 08:06)
Noue> zà angaha mpanafatra entana no handoa Taxe d'importation.
hihihihihi, ampy ahy tsara ny vary ambolenay, ny ronono avy @ omby ompianay ary tsy lany fa mbola amidy, ny akanjo indray ny lamba landy angaha no tsy misy, ny hena tsy lany laniana, ny kiraro mbola mamokatra tsara ny tannerie d'anjeva, inona ihany koa ? ny aingitraingitra ange izany no hafarana eh, izay be aingitrainga no mila entana importé. Ny telephone ve? 5000ar aza dia efa mahazo, ko inona tsony zany.
ouf, tsy misy atahorako, zarako ary miakatra io dia mba mihena ny devise mivoaka @ zay, ary izay politika fitantanam-bola izay no tsy hain'ny noue angamba, mba hampihena ny vola mivoaka.
Misaotra TGV.

6. taralila09
(
04/06/2009 09:35)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D tsy mandoa hetra ono ry naritsimba :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
7. fijo
(
04/06/2009 20:36)
an an mandoa izy,fa mba hanampiana ny revy 10 000€ holanianndry TGV ka
8. xxx
(
04/06/2009 22:48)
de alikanareo ve zany ny bainin'i naritsimba klé, vola alainareo any zany revenareo fotsiny
Aiza elah bekintana a?amboaro ao io tgv io é
doro ndray raha mbola be vinany eo :twisted: :twisted:

9. essera
(
05/06/2009 04:34)
Zao no marika ny fiarovana olona ato amin'ny serasera.
Ty kila ity no namoaka teny ratsy tam 3 juin d avela soa aman-tsara manohy ny adhésion ato am serasera. Tsy mitongilana izao a ?????
TEGEVE:
04-06-2009 00:28:33
Lohateny : HETRA HO AN-ny mpanao BIZNA
Tsy nahaloa ny sarany ny vidiny
Nihetsiketsika ihany ry havana ,nivoaka tany ivelany fa voan'ny ALLEZ MANDE!!!
BE ihany ny vola lany nirevena tany Frantsa tany ,sy nilalaovana virja tany Dakar zay
Ka aleo hampiakarina ny taxes importations aloha hanentsemana ny lany é
VALALA BE MANDRY AN
Ty kila ity no namoaka teny ratsy tam 3 juin d avela soa aman-tsara manohy ny adhésion ato am serasera. Tsy mitongilana izao a ?????
10. xxx
(
05/06/2009 20:42)
Ka io aza dadan'elah io nompan'elah t@ 26 juin 2008 nefa elah ty mbola eo foana,de olona madio tsara io ve no tadiavinare asorina!!!
Ao fa asoriko daholo reo mpangalatra fanjakana rehetra reo é,de mangina@ zay :lol: