henoy ,, alalino
1. bazylou
(
03/06/2009 22:02)
fa tsy mety ary efa voaozona i Mdagasikara hanara dia an'i LAfrantsa!! MAda tsy misy frantsay dia mada tsy miexiste re tompoko o!!!
Na inona kozy eo na inona kozy eo, dia tsy maintsy eo foana ny frantsay .
Aza manonofy re!!
http://ti1ca.com/jqjqzsr2-FAZ-AT3JUIN-FAZ-AT3JUIN.mp3.html
http://ti1ca.com/ngy0f6eh-fazal3juin-fazal3juin.mp3.html
MAndrakizany dia tsy hisy mandrakizay le hoe le8 miverina e!!
:-D

répondu par sakaymena le 05/06/2009 08:14
2. Rajakoo
(
03/06/2009 22:17)
Voazanaka ara-tsaina elah boaykely fa tsy mila frantay zay ato @ capsat
:twisted: :twisted: :twisted:
:twisted: :twisted: :twisted:
3. bazylou
(
03/06/2009 22:31)
dia mazotoa daholo e!! efa 200 taona izao frantsay ihany ary tsy misy hafa tsy frantsay raha tsy velona ireo gasy ireo!! rehefa hitsoaka hanao vacance de ho efrance, hamaky gazety dia france ihany , hianatra de france, ny structure sy ny institution eny fa nany lalampanorenana aza dia frantsay ,ny hilahatra nationalite frantsay kilometatra maro isan'andro!! esssy e gasy e!!! :-D :-D
4. Noue
(
04/06/2009 05:55)
bazylou:koa raha tsy bazylou no iza kooo !
MAndrakizany dia tsy hisy mandrakizay le hoe le8 miverina e!!
5. naritsimba
(
04/06/2009 08:10)
marina ny anao ry bazylou, milaza tsy tia frantsay nefa ao ihany no misisika.
Toa ahy izao dia mitsangatsangana no alehako any raha ho any aza nefa Madagasikara aza mbola misy ny tsy hitako dia aleo aloha mijanona eto.
Ireo milaza tsy tia politika frantsay ireo no tena mitady zom-pirenena frantsay mafy mihitsy. Nefa rehefa ataon'ny frantsay hoe afrikana tsy mahazaka, aleoko ihany eto @ tanindrazako.
Aleo mahantra an-tanin'ny tena toy izay mahantra an-tann'olona, rehefa hanao vakansy aty dia mindram-bola @ banky ny ankamaroany? hihihihihi

7. sakaymena
(
05/06/2009 08:14)
marina ve zany ry naritsimba ;faz efa porofo pitiavana an dago hany loha zéany raha tsy hoe. handeh hizesta am fianakamsa de hoy ny mpijery hoe de misy vola raofina rangahy agny andafy agny koa