Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
bazylou
(
07/06/2009 12:45)
isaorana i Mialy
http://www.dailymotion.com/search/malagasy/video/x9ihm4_fetinny-reny-malagasy-2009_people...
tohiny
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:18
bazylou
(
07/06/2009 08:07)
150euro PAR PERSONNE LES ACTES DES GTT PAYES PAR RA8
Ce sont des malgaches chômeurs les 95%. Ils sont des sans pap's.
:-D :-D :-P ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 08/06/2009 21:49
sitlo
(
07/06/2009 04:05)
arahabaina ny katolika
Arahabaina ny malagasy fa natsangana ho olo-masina androany ny frera Luis Rafiringa....
tohiny
novalian'i xxx ny 05/07/2009 06:42
bazylou
(
06/06/2009 22:39)
TSy ny gasy rehetra aty ivelany akory no manohana ny gtt
na koa ny hetsika ataony nanny fifohana rongony ataon'ireo troupe de chocny!! ialana tsiny indrindra amin'ny any an toerana fa olona mpanara drenirano toy ny trondro maty ireo!! mpanala baraka !!
Ale...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2009 17:21
locl
(
06/06/2009 21:15)
Kabaran'i Neny
KABARIN’DRAMATOA LALAO RAVALOMANANA
FANKALAZANA NY FETIN’NY RENY
07 JONA 2009
Misaotra an’Andriamanitra lehibe ny voalohan-teny amin’ity Alahady 07 Jona fankalazana ny Fetin’ny Reny ity.
...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2009 17:58
Noue
(
06/06/2009 18:57)
MIB ou « Madagascar is back »
antoko politika vaovao io ?? zay manko aho vao nahita an'io !
[size=70][color=green][b]Un membre d’une association dénommée MIB ou « Madagascar is back », qui se dit pro-américain, récl...
tohiny
novalian'i bazylou ny 07/06/2009 14:27
mahatsepa
(
06/06/2009 17:02)
Mody tia sa tena tia?
Slt taholo e! Ra Mahatsepa ihany ty e! Namanareo vaovao ato aminy serasera.org e. Mba mila vonjy e!. Misy olona iray ato ampiasana izay tsy aritro loatra ny mahita azy, fa dia izay ataony rehetra dia ...
tohiny
novalian'i soanja ny 09/06/2009 23:45
xxx
(
06/06/2009 15:40)
Vonjeo fa may é !!
[url]http://www.youtube.com/watch?v=6hSPFL2Zlpg[/url]...
tohiny
novalian'i tafondro ny 06/06/2009 20:50
ravalotgv
(
06/06/2009 14:55)
TSY RAHARAHIAN NY OLONA INTSONY NY MISEHO ETO M/CAR
TSY VOALOHANY INTSONY NIVEAU INFORMATION MONDIALE
SEASERA SISA BE VAVA @ GTT SY TGV ARY RA8
HO AVY NY CANDIDAT VEHIVAVY ETO @ SEASERA HO FILOHA MALAGASY
SNIFF
TCROUFFF
MBOLA MITOHY NY FAMON...
tohiny
novalian'i ravalotgv ny 07/06/2009 17:50
ravalotgv
(
06/06/2009 14:33)
TSY HISY FIKOHA INTSONY I M/CAR
Tsy misy filoha intsony i madagascar fa lasa filoha daholo ny rehetra h@ mivaroody eny tsaralalana sy ny mpihaninkazo etsy isotry
sniff
tcroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) ...
tohiny
novalian'i yuka ny 09/06/2009 05:33
xxx
(
06/06/2009 13:40)
Vol MD058 niodina nankany Dakar , satria ....!!!
Plan efa maty paika iny satria efa fantatry ry Andry sy Ratsirahonana fa mpomba azy ilay commandant de bord!Fa raha pro Ravalo ilay mpanamory dia tsy sahy nanao iny fihetsika iny ry TGV!...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/06/2009 20:37
xxx
(
06/06/2009 12:36)
Mpanohana coup d'Etat ato vitsy kanefa mazoto manoratra
Izao no zavatra voamariko. Vitsy dia visty tokoa ireo mpanohana coup d'Etat mandray anjara ato amin'ny serasera politika kanefa dia mazoto be mihitsy miverimberina toy ny lalan-kitan-kisoa. Izany hoe ...
tohiny
novalian'i xxx ny 07/06/2009 16:27
bazylou
(
06/06/2009 08:33)
tsy mila gtt!!
Hay ve Gasy Tia Tena ( GTT) no antsoin'ny fanatika xénophobes, racistes hoe Gasy Tia Tanindrazana?
Nareo Gasy Tia Tena (GTT) mbola mifikitra manohana an'ilay jiolahimboto nandroba ny caisse de l'...
tohiny
novalian'i tazia ny 07/06/2009 14:02
andrywui
(
06/06/2009 08:31)
TSY MILA RAVALO MIHITSY M/CAR E! LEO , TOFOKA
Ny vahoka nampahantraina , ny tantsaha tsy notsinjovina(vava no betsaka) , ny karama nidina fa tsy niakatra , ny fampanantenana poakaty daholo , ny olona sady efa sahirana no gadragadraina daholo , ny...
tohiny
novalian'i tazia ny 07/06/2009 20:10
xxx
(
06/06/2009 07:28)
Ny coup d'Etat militaire 2009 no fahatelo teto Madagasikara
- Voalohany : tamin'ny 1896 nandavoana ny fanjakana Malagasy
- Faharoa : tamin'ny 1975 namonoana an-dRatsimandrava...
tohiny
novalian'i ravonjison ny 08/06/2009 15:07
bazylou
(
05/06/2009 23:40)
56 MILLIONS D'EUROS DE RA8 DS LES ILES CAIMANS
Le Président africain déchu, le plus riche du continent. Que va t-il faire de cette somme ? Il compte installer des entreprises de produits laitiers au swaziland.?? non, tirer les petasses du gtt e...
tohiny
novalian'i xxx ny 06/06/2009 21:48
bazylou
(
05/06/2009 23:21)
ambasady gasy eto paris
teo amin'ny 18h30 ora frantsay teo dia feno crs niaraka tamin'ny ambasadera tao amin'ny ambasady satria nisy namaky ny vitre lehibe eo amin'ny fidirana.. Iza ary hoy ianareo no namaky sy nanalabaraka ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 06/06/2009 22:05
sakaymena
(
05/06/2009 19:38)
arovy sy kolokoy ny fitiavana de ho hitanao fa hateza
ny fitiavana tsy azo atao tonga de tobaka be refa hitia olona hianao;
nahoana satria mihena izy rah zay no itondranao azy,fa ampitomboy tsimoramora de ho hitanao fa ho finaritra ny tokatranonao...
tohiny
novalian'i Djhamhal ny 08/06/2009 14:31
Noue
(
05/06/2009 18:04)
Tao @ Assemblée Nationale androany ! malaza anie M/car eee !
[size=80][color=green][b]La France est plus que réservée à l’égard d’une candidature d’Andry Rajoelina à la présidence. Nous tentons de le convaincre que ce ne serait pas là son intérét...
tohiny
novalian'i Noue ny 06/06/2009 17:29
locl
(
05/06/2009 17:44)
Jereo ny toetrambiby HAT rehefa resy
ujourd’hui, vendredi 5 juin, 40 membres du collectif GTT sont venus comme à l’accoutumée depuis quelques jours, défendre le bastion de la Légalité : l’ambassade de Madagascar, boulevard Suc...
tohiny
novalian'i xxx ny 05/06/2009 22:41
