tsy mila gtt!!

1. bazylou ( 06/06/2009 08:33)
Hay ve Gasy Tia Tena ( GTT) no antsoin'ny fanatika xénophobes, racistes hoe Gasy Tia Tanindrazana?

Nareo Gasy Tia Tena (GTT) mbola mifikitra manohana an'ilay jiolahimboto nandroba ny caisse de l'État lasa nandositra any Afrika atsimo io aloha dia angatahanay amin'ireo vazaha Frantsay opainareo lava eto ireo ny hampody anareo aty Madagasikara e!

Maro aminareo no nahitahita nahazo bourses, sy havan'i Raosy sy ny mpiara mpandroba taminy tao andapa ka raha vao midina eny Ivato ianareo dia miandry anareo ny fitsarana eto Madagasikara ka ho hitanareo tsara tokoa izany fitiavan-tanindrazana tsy hanananareo izany !

Tsy nareo any amin'ny 10 000 km akory no handidy ny ho avin'ny taranaka Malagasy eto Madagasikara fa aleho hazava ny resaka. Itony marina no tena Gasy Tia Tena ( GTT) mpisandoka ho tia tanindrazana nefa manitsaka sy manao tsinontsinona ny tolom-bahoaka nanohitra mpangalatra sy mpanao didy jadona!

Ho hitanareo fa ho avy tsy ho ela ny demande d'extraditiona anreo Gasy Tia Tena manakorontana ny Ambasady ireo


:-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i tazia ny 07/06/2009 14:02
2. valie ( 06/06/2009 09:10)
:roll: :roll: :roll:
zany ve?
3. locl ( 06/06/2009 09:13)
Fa taiza aloha i bazylou omaly no tsy sahy niditra t@ dinika fa androany vao manao kopaky ny miala aina.

Tsy racistes ny GTT, fa niaro ny ara-dalàna mba ho hitan'izao tontolo izao fa tsy ny mangalatra sy mpandroba fahefana irery no eto @ tanàna.
4. valie ( 06/06/2009 09:15)
ok locl
merci e!marina mintsy zany!
5. xxx ( 06/06/2009 09:58)
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ramora+favori/video/x8i3ds_mpanely-tsaho_music
io elahy ry bazylou :-D :-D :-D
6. patrick2002 ( 06/06/2009 10:41)
reo ve ilay virijiny swaziland mahatamana anì levalo
bon retraite au pays de polygamie Mr le president :-w :-w :-w
7. xxx ( 06/06/2009 12:11)
dj no mpanera sy mpivarotra malagasy zany é!!
8. Noue ( 06/06/2009 12:14)
[size=100][center]TSY MILA TGV[/size][/center]
9. yuka ( 06/06/2009 12:21)
Tsy mila bazylou :-D :-D :-D :-D
10. xxx ( 06/06/2009 12:25)
Tsy mila andrywui
Tsy mila patrick 2002
Tsy mila essera
Tsy mila ndaty
Tsy mila Oay
Tsy mila kidoropamba

Mpanao resaka maloto sy mpanely tsaho =)) =)) =))
11. yuka ( 06/06/2009 12:28)
xxx marin zany ee! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
12. xxx ( 06/06/2009 12:33)
Aleo ihany aloha ry zalah lalaoviko eto yuka a, :*
13. yuka ( 06/06/2009 12:35)
mangina ra wui wui a! :evil:
14. xxx ( 06/06/2009 12:38)
tsy izy io kah fa zah ihany é le olona tsy mila TGVENDRANA
15. yuka ( 06/06/2009 12:41)
ko maninona no miafina :roll:
16. patrick2002 ( 06/06/2009 12:44)
ka olona mafia ,dia ny iray yakuza ve ko tsy hiafina :wink: :wink:
17. yuka ( 06/06/2009 12:48)
iza ndray zany yakuza zany e!
enao ve?
ary ianao ihany kay io manao xxx io ry ra pas galaroa sy keta a!
18. patrick2002 ( 06/06/2009 13:03)
ary ianao ihany kay io manao xxx io ry ra pas galaroa sy keta a!

Aza manao fitenina vazaha androrosy ny manjakandriana hoatry ny io anky ah! :cry: :cry: :cry:
19. Mirananirina ( 06/06/2009 13:10)
Tsy nareo any amin'ny 10 000 km akory no handidy ny ho avin'ny taranaka Malagasy eto

fa taiza no nipetraka io mitondra anao amin'izao io??????????????????
Aiza ny zanany ???????????????sao be vava fotsiny tsy mandinika izay lazaina
20. Noue ( 06/06/2009 13:22)
zay indrindra manko eee !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0643