tsy mila gtt!!

21. yuka ( 06/06/2009 13:58)
Izahay kou na tsy any dago aza,manana ny zoa maha malagasy anay foana zay!
ka noho izany tsy ilainay TGV sy ny forongony :D
22. bozyboleta ( 06/06/2009 14:08)
Andefaso capsat handrava le gtt ho hita eo e!
capsat ihany ange no herin'le tgv de mba asehoy hatrany ampitan-drano any ny maha-mafy be ny fat(y).
Asaivo manodina fiaramanidina indray ry zareo hitondra ny capsat mianakavy dia rava ny gtt. :-D :-D :-D :-D
24. tafondro ( 06/06/2009 14:32)
Ka inona intsony moa fa dia ho lasa paradisa i Madagasikara raha izany !!
Tsy mila n' iza n' iza intsony !! µ #@|-,&*`§²
25. yuka ( 06/06/2009 14:33)
fitenin'androrosy manjakandrina angaha =)) =)) =))
26. ravalotgv ( 06/06/2009 14:38)
vive la mort de madagascar
aleo idina ny vola gasy amizay rehefa mandefa yen i yuka tonga de afaka mividy caserne miaramila hanakorotanan ny gtt sy tgv ary ny ravaloiste ny madagasikara

sniff
tcoufff


:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
27. tafondro ( 06/06/2009 15:02)
Ndrao dia tokony 尼克拉 ity gtt ity ? :lol: :lol:
28. yuka ( 06/06/2009 15:07)
Zah mbola tsy niova ee!
manohana ny gtt sy ny zanak'i dada sy izay rehetra manohatra ny fanonganam
panjakana!
:-D :-D :-D
ny hadondronan'ireo vendrana ireo no mampihitsoka ny toekarena sy ny sanda-mbola :evil:
29. ravalotgv ( 06/06/2009 15:20)
c est tjrs les imb.... qui ne changent pas

sniff
tcroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =))
30. yuka ( 06/06/2009 16:05)
tsy mapaninona na lazainao ho io tsy notohizanao io aza zay ee!
tsy mivadi-belirano ny aty :D
31. tafondro ( 06/06/2009 16:30)
Marina izany yuka ka! Tena misy olona mafy hatoka mihintsy ao @ ireo tgv ireo.
32. xxx ( 06/06/2009 16:48)
Be ny mpivadibadika palitao isan'andro , izay mihintsy ilay olana mipetraka .Tsy fantatra intsony hoe iza no iza ! ra wui wui , essera , kidoro , milamm , pikatti ,oay , bazylou , rajakoo ,fijo, rakaroka , ndaty . :roll:
33. ravalotgv ( 06/06/2009 17:13)
imbus io an

snifff
tchrouff
sao de inona ndray noeritreretin i yuka

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
34. Noue ( 06/06/2009 17:27)
locl:

Fa taiza aloha i bazylou omaly no tsy sahy niditra t@ dinika fa androany vao manao kopaky ny miala aina.
ny azy anie raha vao dinika matotra tsara tena azo dinihina dia tsy mipohitra izy eee ! fa rehefa dinika @ tsisy antony dia iny izy eee


35. xxx ( 06/06/2009 17:45)
雌犬を隠しなさい noue hoy i yuka
36. Noue ( 06/06/2009 20:32)
dia inona hono ny dikan'ireo ???
37. bazylou ( 06/06/2009 22:12)
ssssss, rehefa tsy misy apoak dia akombony ny vava ry gtt fa hiakatra fitsarana izany ianareo izao!!! :-D :-D
38. bazylou ( 06/06/2009 22:22)
ny gtt ve no lazaina hoe manao resaka matotra ??, odoy e, ,, andana aloha mifanazava any amin'ny tribonaly e!! :-D :-D
39. tazia ( 07/06/2009 14:02)
Afabaraka tsika gasy fa tsamahaleo tegna koa??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008