Mpanohana coup d'Etat ato vitsy kanefa mazoto manoratra
1. xxx
(
06/06/2009 12:36)
Izao no zavatra voamariko. Vitsy dia visty tokoa ireo mpanohana coup d'Etat mandray anjara ato amin'ny serasera politika kanefa dia mazoto be mihitsy miverimberina toy ny lalan-kitan-kisoa. Izany hoe ny hevitra sy ny arguments aroso no tsy miova mihitsy ka averimberina mba "hisongadina". Nokaramaina ve izy ireo sa diso lalana ? Sa mety hitady seza ? Tsy mazava amiko loatra ny lojikan-dry zareo fa ireto aloha no hitako miverimberina ato raha tsy mahadiso :
- bazylou
- andrywui
- rakaroka
Tohizo ny lisitra raha tsy ampy fa mino aho aloha fa tsy ho lasa lavitra.
- bazylou
- andrywui
- rakaroka
Tohizo ny lisitra raha tsy ampy fa mino aho aloha fa tsy ho lasa lavitra.
novalian'i xxx ny 07/06/2009 16:27
3. patrick2002
(
06/06/2009 12:46)
izay indray dia manohana coup d`etat hatao ho an`i fitondrana yakuza an`i madagasikara . :lol: :lol: :lol:
6. patrick2002
(
06/06/2009 13:01)
yuka:
hay miaky ianao fa yakuza TGV?
tsy azonao mihintsy ny dadanareo no yakuza nivarotra tany t@ daewoo, nivarotra ny ambassade gasy tany Manhattan dia nosolina trano tsotsotra tany new jersey ,nividy boeing hitsangatsangana tsy hay na hanaovana trafic na cocaine na hanaovana inona nividiana t@ volam-panjakana sy ny volany manokana hono .Nanao monopole ny PPN tao madagasikara ka nanjary nividu vary lafo sy menaka lafo ny malagasy, nanafatra mercennaire ary mbola hanafatra mercennairfe any afrika atsimo, nampifangaro ny caiise de l`Etat @ caisse de l`entreprise ( misy mpiasany presidence izay ny TIKO no mandoa ny karamany ,ary misy minisitra hampanaovina mission ho an`i TIKO) sns tsy voatanisa
7. Mirananirina
(
06/06/2009 13:06)
nividy boeing hitsangatsangana tsy hay na hanaovana trafic na cocaine na hanaovana inona nividiana t@ volam-panjakana sy ny volany manokana hono .
sao trop loatra ity vava e!!!!!!!!!!!!
8. patrick2002
(
06/06/2009 13:11)
dry ,heritreritra ny ahy ,tsy hividy anìny Ra 8 raha tsy haazahoany tombony iny ,f`angaha tsy fantatrao fa tous les moyens sont bons mba haazahoana vola t@ androny ra-8 .
10. patrick2002
(
06/06/2009 13:36)
Noue:
dia tsy nahazo rapa dia miwawa eo :-D :-D :-D :-D
fa ianao angaha nahazo , :-D :-D :-D efa kely sisa no hipetrahana ao @ ambasady dia mandehana amin`izay milivra ry noue ah!
11. xxx
(
06/06/2009 13:48)
Marina tokoa ny voalazan'i xxx teny amboalohany. Hay vitsy kely ry zareo. Nampiana fotsiny an'i kidoropamba (tsy dia hita loatra intsony fa efa nahazo seza angaha) + patrick2002 ary keta. Mbola misy va ?
12. Mirananirina
(
06/06/2009 13:57)
Marina tokoa ny voalazan'i xxx teny amboalohany. Hay vitsy kely ry zareo. Nampiana fotsiny an'i kidoropamba (tsy dia hita loatra intsony fa efa nahazo seza angaha) + patrick2002 ary keta. Mbola misy va
Andrywui sisa tsy nahazo toerana e,na mety nahazo izy eto France fa.......
13. yuka
(
06/06/2009 14:05)
Mba hitadiavo toerana ao france ao rawui fa makadilo eto sera2 :-D :-D :-D
19. yuka
(
06/06/2009 14:37)
hay ve zah mpitady seza ee!
mpanakiana TGVorika aho sady tsy mankasitraka ny tsy ara-dalana sao diso ianao ravalotgv :D
mpanakiana TGVorika aho sady tsy mankasitraka ny tsy ara-dalana sao diso ianao ravalotgv :D
20. ravalotgv
(
06/06/2009 14:42)
ndao hanao coup d eta koa ry yuka aaa iza no tsy hahay coup d etat andefasanao yen maromaro hividianana capsat maromaro dia ianao no filoha vehivavy voalohany eto madagasikara
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tcroufff
:@ :@ :@ :@ :@ :@
