Mpanohana coup d'Etat ato vitsy kanefa mazoto manoratra

21. yuka ( 06/06/2009 14:50)
Aza manonofy atoandro eo ee!
za tsy mila capsat ka,sady tsy mety amiko anie zany e! :D :-P
22. ravalotgv ( 06/06/2009 14:58)
AZA TONGA ETO MADAGASIKARA AZA IANAO FA TONGA DE ALEFAN I SRLA ERY TSIAFAHY

SNIFF
TCROUFFF

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
23. yuka ( 06/06/2009 15:17)
Sarla ataonay maskita eny amin'ny Magro :-D :-D :-D
24. ravalotgv ( 06/06/2009 15:22)
haaaaaaaaaaa kay ty yuka ty minan olona

sniff
tcroufff

raiso letour aloha fa lanin ny rivotra le zavatra ry yuka aaa

=)) =)) =)) =)) =)) =))
25. yuka ( 06/06/2009 16:22)
Iza kou no ihinana an'iny fa haantonay ho hitan'ny havany eo izy e! :-D :-D :-D
26. ravalotgv ( 06/06/2009 16:41)
ataon i sarl sushi ianao raha tratrany hiihiihih
sniff
thcrouf



:^) :^) :^)
27. yuka ( 06/06/2009 17:16)
Angaha sarla tsy afaka tonga aty?
28. ravalotgv ( 06/06/2009 17:19)
be loatra kosa ny yakuza any kle sao de tsy tfaverina eo tsony iny ka mitomany i andryui

sniff
tchrouff

=)) =)) =)) =)) =)) =))
29. Noue ( 06/06/2009 17:24)
tsisy fiadian-k-hevitra mahintsiny ny dinika ataon'ravalotgv :^) :^) :^)
30. ravalotgv ( 06/06/2009 17:27)
zao no atao hoe politikan ny tsy manambaka kely ry noue aaa

sniff
tchroufff

:^) :^) :^) :^) :^)
31. rakaroka ( 06/06/2009 19:31)
[quote=xxx]
Izao no zavatra voamariko. Vitsy dia visty tokoa ireo mpanohana coup d'Etat mandray anjara ato amin'ny serasera politika kanefa dia mazoto be mihitsy miverimberina toy ny lalan-kitan-kisoa. Izany hoe ny hevitra sy ny arguments aroso no tsy miova mihitsy ka averimberina mba "hisongadina". Nokaramaina ve izy ireo sa diso lalana ? Sa mety hitady seza ? Tsy mazava amiko loatra ny lojikan-dry zareo fa ireto aloha no hitako miverimberina ato raha tsy mahadiso :

- bazylou
- andrywui
- rakaroka

Tohizo ny lisitra raha tsy ampy fa mino aho aloha fa tsy ho lasa lavitra.


Ny marina dia tsy manohana ary tsy hanohana xxx mihitsy aloha aho
ary ny an'ilay xxx rehefa tsy tohananao ny heviny dia manaratsy sy manenjika anao no mba "HAINY", d'autant plus lé izy mpanao fitsara-mitanila satria ilay Rakaroka tsy mbola nahazo isa be mihitsy t@ fandraisana anjara resaka du mois, ka ny xxx angamba no "kompléxé miverina foana satria tsy mahazaka ny resaka ataon'ireo ps notononiny ireo: mazava be hoe tsy matinao lolo na tsy zakanao angamba ilay resaka dia zary rakitra am-po ilay ps:8O 8O 8O :( :^) :^) :^) Tsara rehefa mahatsiaro anay e :-D :-D :-D :^) :^) :^) :-* :-* :-* :-* :-D :-D :-D =)) =)) =)) Izay dia ampy ka :@ :@ :@ :-D :-D :-D



32. xxx ( 06/06/2009 19:53)
дерьмо после этого

:-D :-D :-D :-D :-D :-D
33. rakaroka ( 06/06/2009 19:55)
Eto @ dinika 6 farany izao: à 50% i xxx no midongy sehatra @ ny "size", ary raha izao fandalinanana sy fandinihana izao no heverina dia ho tranonkalan'ny proRa-8 ity sehatra politika eto ity fa tsy manintona ny olona hafa !
Ny tsy ahatongavan'ny olona eto anie, aleo hazava fa tsy késtion coup d'Etat,
koa raha tsy izay monja no azo resahina @ ity politika koa, fa ny marina dia ilay "fomba firesaka eto no "tsy ao loatra!" => aleon'ny olona manao zavatra hafa! :P :oops: :cry: :/ :^) :snif: :snif: :snif: =(( =(( =(( :@ :@ :@
34. xxx ( 06/06/2009 20:01)
ho vonoin i tgv ianao rakaroka fa manonononompoana ny anarany hono
8O 8O 8O 8O 8O
35. Noue ( 06/06/2009 20:26)
hafakely indray zany voalaza ato zany aaa :^) :^) :^) :^)
36. xxx ( 06/06/2009 21:09)
aterina eny amin ny etamazoro daholo ny pseudon ireo miafina rehetra ato

:^) :^) :^) :^) :^) :^)
37. rakaroka ( 07/06/2009 15:54)
'NTSSSS 8O 8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :roll: :-w :-$
Coup d'Etat anie na ny nahafaty an-dRatsimandrava, na ny nialan'i Ratsiraka dia ilay nisy directoire militaire sns ... Ary ny rehetra tsy nanohitra ireny hatramin'i xxx koa mbo ampidiro ao anaty lisitra fa tsy olona an-jatony na an'arivo monja no efa "nanohana ny coup d'Etat" , fa lé fisainan'i xxx no
fohy loatra !!! 8O 8O 8O
38. xxx ( 07/06/2009 16:27)
aterina eny @ etamazoro koa nareo ry rakaroka

:-w :-w :-w :-w :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0081