Ny coup d'Etat militaire 2009 no fahatelo teto Madagasikara
1. xxx
(
06/06/2009 07:28)
- Voalohany : tamin'ny 1896 nandavoana ny fanjakana Malagasy
- Faharoa : tamin'ny 1975 namonoana an-dRatsimandrava
- Faharoa : tamin'ny 1975 namonoana an-dRatsimandrava
novalian'i ravonjison ny 08/06/2009 15:07
3. rakaroka
(
06/06/2009 10:02)
Ka io no mahatonga ahy milaza fa tsy dia eksepsio anie ity mitranga , ka tsy mahataitra intsony e!
4. patrick2002
(
06/06/2009 10:22)
ny coup d`etat ry xxx dia izay olona mitarika ny coup d`etat no tokony hipetraka eo @ fitondrana ,izany hoe tokony ny chef d`etat major ny capsat no hipetraka filoha ,tsy izany no nitranga ,
5. patrick2002
(
06/06/2009 10:24)
Raha lazaina fa coup d`etat ny taminy 2009 ,mbola hazo lazaina koa izany fa coup d`etat ny taminy 2002 ,satria tsy nahazo ny fitondrana Ra8 raha tsy nisy ireo jeneraly niaraka taminy sy ireo reserviste ,izay nalefa namaky barazy.
7. patrick2002
(
06/06/2009 10:37)
je te corrige ,ra-8 auto-proclamé president a 2002 point a la ligne .
9. xxx
(
06/06/2009 10:43)
point commun a TGV et Ra8: autoproclamés
point attribué à ravalo: élu
point à la ligne premier tiret
point attribué à ravalo: élu
point à la ligne premier tiret
10. rakaroka
(
06/06/2009 11:08)
xxx:
rA8 a été élu en 2002. Pas TGV.
Point barre.
Hay va re very seza 'zany e! :-D :-D :-D :-D :P :P :P =)) =)) =))
Tsy hoe rehefa élu t@ taona iray anie dia voatery
ahatana ny seza e, taoko maro koa ny filoha élu tsy nahavita "mandat "dia niongana. Lalam-piainana normaly avokoa 'zany rehefa tsa mahay mihazona ny sezany ny filoha!
11. xxx
(
06/06/2009 11:32)
tsy mahazo n'inn n'inn mihitsy ty rakaroka ty, mahamenatr'olona, tsy aleo tsy mamaly toy izay manalabaraka tena toy izao.
tsisy resaka mihitsy io hoe mitazona seza fa ny tsy fanekena an'i TGV ho président satria tsy ELU.
Ny adihevitra t@ ra pat teo ndray dia hoe mety nanao autoproclamation ra8 saingy nandalo fifidianana lery vao nanao an'izany, nefa ty TGV tsy nandalo fifidianana akory zay vao eo @ io toerana io.
sady io ry rakaroka tsy misy an'izany hoe atao fahazarana ny fanomgam-panjakàna fa rehefa tsy mety dia mila lazaina fa tsy atao hoe: aisss! efa mahazatra! sa te hitovy @ rwanda leaza

12. milamm
(
06/06/2009 12:00)
teny tsy misorona ny ahy satria tena hitako tsy mety aloha sy angalana lesoka dia ny famelana ny mpanao politika hanana teny farany @ rehetra fa tsy ho lany andro mijery ireo ady antranon\'ny mpanao politika arahina herisetra sy famoretana dia tsy azo ekena,efa nataony teo aloha ary hita fa ratsy ve dia averina indray ary azo ialantsiny mora hoe \"samy maloto tanana izahay kanefa tsy maintsy ekenareo vahoaka rehetra..\" lasa mahantra ilay firenena iombonana satria nahoana? miasa ho azy ireny na manamboninahitry ny tafika sy foloalindahy,mpitsara faratampony,ireo seza any @ antenimiera ,ny fikambanan\'ny antokom-pivavahana ,fampandehanan-draharaha ankapobeny ireo ministera isan-tsokajiny,toetra iray nitambarany izy ireny oh.nozanahiny mpanao politika ny firenentsika fitantanana rehetra @ alalan\'ny tsikolikoly ka lo ny fiarahamonina ara-politika sy sosialy,ekonomika koltoraly ...ary tafalentika ao antsaina ny \" ory hava-manana,fitadiavana seza sy fitiavan-tena\"
rehefa mba mifanakalo hevitra dia ny seza very na ny fanohanana antoko azahoany tena tombony kokoa fa tsy hoe in ary ny tombotsoa azo @ fifanampiana hialana @ izany toe-tsaina voazanaky ny mpanao politika niseho tao amintsika izany

13. rajorina
(
06/06/2009 12:06)
Aiza ho aiza aza zany lalam-pianan'lah zany ra " rakaroka", mazava ami'la ngamba le notenenin-dra "xxx"teo.
14. Noue
(
06/06/2009 12:10)
xxx:izay no tsy mba hamaliako an'io rakaroka io intsony fa sady tsy mahazo na inona na inona ne be wawa @ tsisy antony, hany ka tena mandreraka be eee! na ny zavatra soratany eto aza dia tsy vakiko intsony !!
tsy mahazo n'inn n'inn mihitsy ty rakaroka ty, mahamenatr'olona, tsy aleo tsy mamaly toy izay manalabaraka tena toy izao.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
15. xxx
(
06/06/2009 13:03)
rakaroka a,maninona raha ovaina io saritavanao io fa ohatra ny vonikazo eo ambony vatapaty no ahitako azy ,mialatsiny aho.
16. Noue
(
06/06/2009 13:28)
xxx:oatran'ilay voninkazo hatsipy rehefa e ??
rakaroka a,maninona raha ovaina io saritavanao io fa ohatra ny vonikazo eo ambony vatapaty no ahitako azy ,mialatsiny aho.
17. patrick2002
(
06/06/2009 13:29)
milamm:
teny tsy misorona ny ahy satria tena hitako tsy mety aloha sy angalana lesoka dia ny famelana ny mpanao politika hanana teny farany @ rehetra fa tsy ho lany andro mijery ireo ady antranon\'ny mpanao politika arahina herisetra sy famoretana dia tsy azo ekena,efa nataony teo aloha ary hita fa ratsy ve dia averina indray ary azo ialantsiny mora hoe \"samy maloto tanana izahay kanefa tsy maintsy ekenareo vahoaka rehetra..\" lasa mahantra ilay firenena iombonana satria nahoana? miasa ho azy ireny na manamboninahitry ny tafika sy foloalindahy,mpitsara faratampony,ireo seza any @ antenimiera ,ny fikambanan\'ny antokom-pivavahana ,fampandehanan-draharaha ankapobeny ireo ministera isan-tsokajiny,toetra iray nitambarany izy ireny oh.nozanahiny mpanao politika ny firenentsika fitantanana rehetra @ alalan\'ny tsikolikoly ka lo ny fiarahamonina ara-politika sy sosialy,ekonomika koltoraly ...ary tafalentika ao antsaina ny \" ory hava-manana,fitadiavana seza sy fitiavan-tena\"
rehefa mba mifanakalo hevitra dia ny seza very na ny fanohanana antoko azahoany tena tombony kokoa fa tsy hoe in ary ny tombotsoa azo @ fifanampiana hialana @ izany toe-tsaina voazanaky ny mpanao politika niseho tao amintsika izany
ekeko ny teninao ,fa ahoana moa no tsy hampisy ny herisetra hiverina ao madagasikara ,raha ohatra kah izay filoha rehetra teo afaka manao izay daniny kibony daholo ,fampidirana am-ponja ho an`izay tsy mitovy hevitra aminao ,fanerena ny fonctionnaire hanaraka ny tiany filoha ray hatao fa tsy mba ny ethique professionel no mitondra hanao @ asanao .
Ohatra fotsiny nividy boeing ho azy ny filoha teo aloha Ravalo ,samy gaga ny rehetra fa tsy nisy 50 millions de dollar tao @ caisse de l`Etat ,nisy ny fanazavana ka hoe vola ny filoha no namenoana ny vidiny ,izay tsy azo hatao ,izany eto izany raha nanao ny asany araky ny ethique ny fonctionnaire dia tsy nisy iny avion iny nefa tsy izay no nitranga ,fa misy fanerena eo ,fandrahonana .
Eo @ resaka fifidianana tsy vohaja ny safidim-bahoaka fa misy foana ny fangalara-bato ,vokany 90% ny deputé sy ny senat dia TIM avokoa dia hino ve ianao fa 90% ny malagasy mankato an`i Ravalo .
Mba diniho kely hoe sarkozy no president any frantsa aminìzao dia miala daholo izay be n`i tanana avy @ antoko sosialista ,na ny Democrate no filoha any USA dia miala daholo izay governora , repoblikanina rehetra ,hinoako fa tsy maintsy ny herisetra no hanjaka ao ,
Ka tokony ho jerena aloha ny fanajana ny fahefany rafitra tsirairay izay misy zay vao tokony hiditra @ ito hevitrao ito ,fa raha mbola hanapatra fahefana foana izay filoha rehetra mitondra dia tsy maintsy hiafara @ herisetra ny fanalana azy ao.
18. Noue
(
06/06/2009 13:33)
patrick2002:hay mba tonga saina ihany ity patrick ity oe zao ny zava-mitranga hatrizay?? dia izao mahintsiny ny zava-mitranga koa ankehitriny !! didin'be sandry ! ny basy no hanaovana horohoro ny olona !!izay tsy manaraka dia any am-ponja !! aiza re zany eee
ekeko ny teninao ,fa ahoana moa no tsy hampisy ny herisetra hiverina ao madagasikara ,raha ohatra kah izay filoha rehetra teo afaka manao izay daniny kibony daholo ,fampidirana am-ponja ho an`izay tsy mitovy hevitra aminao ,
19. patrick2002
(
06/06/2009 13:40)
vakio hatraminy farany fa ianao efa fantatra fa tsy mamaky hevitra hatraminy farany fa lohany fotsiny .
20. Mirananirina
(
06/06/2009 13:51)
Hoy i xxx:
rakaroka a,maninona raha ovaina io saritavanao io fa ohatra ny vonikazo eo ambony vatapaty no ahitako azy ,mialatsiny aho.
oatran'ilay voninkazo hatsipy rehefa e ??
marina izany