Ny coup d'Etat militaire 2009 no fahatelo teto Madagasikara

21. yuka ( 06/06/2009 14:24)
tratran'ny be sy ny bobaka ndray ndry rakaroka :-D :-D :-D
22. xxx ( 06/06/2009 14:25)
patrick2000> vady ihany karohana mafy fa toa tsy mahay pôlitika koa ty ianao!
aza marary andoha amin'izany fa hita oe tsy matotra ohatry bazylou sy wiwi koa ianao! natao ho an'ny olodehibe io resaka pôlitika io fa refa tsy hay dia hajanony!
23. ravalotgv ( 06/06/2009 14:39)
ny hat nanao coup d etat
hanaovana coup d eta indray de ze tonga rehetra eo hanaovana coup d eta amizay samy tsy misy manana ny rariny

sniff
tcroufff

:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
24. patrick2002 ( 06/06/2009 14:43)
xxx:

patrick2000> vady ihany karohana mafy fa toa tsy mahay pôlitika koa ty ianao!
aza marary andoha amin'izany fa hita oe tsy matotra ohatry bazylou sy wiwi koa ianao! natao ho an'ny olodehibe io resaka pôlitika io fa refa tsy hay dia hajanony!



yuka mandehana manara- bady fa manjary mizara ny lohanao ka tsy hitanao intsony izay soratana ato @ serasera.
25. ravalotgv ( 06/06/2009 16:49)
hanao coup d eta koa i noue hono
sniff
tchrouff
26. milamm ( 06/06/2009 23:06)
rapat > efa nambarako ireo angamba ary itovizantsika hevitra fa atsipy ny tady eny antandroky ny omby atsipy ny teny any ampon'ny mahalala,misy ny tsy rariny,horohoro,halatra,vono olona satria ny rehetra no nanaiky ny tsenambarotry ny kolikoly(tsy anavaka na ny manolotra na mandray),io lasa sandambola vaovaon'i Madagasikara hatr@ andron'i ministeran'i Itpkl P.Tsiranana nahitana andry J.J Rabemananjara ,deba sy ry pierrot,tantely ary nakaty @ Ravalomanana sy ny orinasany TIM ka tsy maintsy niafara @ fandrobana fanjakana sy ny fananambahoaka valifatiny teo aloha te hiverina ampitombo fahantrana indray ka nararaotiny andry nanolorany tena ho filohany HAT.Noho izany tsy ireo mpitarika antoko politika mifanilaka andraikitra intsony hoe hadisoan'ny teo aloha fa rehefa tsy mety dia tsy averina intsony,ny hany iverenany filaminana sy fiaraha-miasa dia ny fanajana ny lalana velona ao @ tany misy fanjakana.Izay no antony hiarovana ny ara-dalana ,ny any ivelany aza maika dia isika indray no tsy taitra?nefa ny azony atao @ lalana iraisampirenena tsara mandefa miaramila satroka manga hanelanelana sy hiaro hanara-maso akaiky ny fivoarany toedraharaha @ tany mandry tsy lavo loha toa an'i M.kara ,tsy fanamelohana intsony fa fampitandremana no nalefan'izy ireo an'i andry ,tsy ahazo n'in n'in @ deba ntsony na koa hidian-dRavalomanana any amponja ka ny frantsay sisa no antenainy
27. milamm ( 06/06/2009 23:09)
tsetsa2 tsy aritra ao Mantasoa I Atoa Mandafy no nohidiany HAT(gadra ambony politika voa ara-maso,na dia efa misy aza ny mahalala mila avoaka ilay ray amandreny ara-politika iny fa tsy lasa
28. ravonjison ( 08/06/2009 07:39)
xxx:

tsy mahazo n'inn n'inn mihitsy ty rakaroka ty, mahamenatr'olona, tsy aleo tsy mamaly toy izay manalabaraka tena toy izao.
tsisy resaka mihitsy io hoe mitazona seza fa ny tsy fanekena an'i TGV ho président satria tsy ELU.
Ny adihevitra t@ ra pat teo ndray dia hoe mety nanao autoproclamation ra8 saingy nandalo fifidianana lery vao nanao an'izany, nefa ty TGV tsy nandalo fifidianana akory zay vao eo @ io toerana io.

sady io ry rakaroka tsy misy an'izany hoe atao fahazarana ny fanomgam-panjakàna fa rehefa tsy mety dia mila lazaina fa tsy atao hoe: aisss! efa mahazatra! sa te hitovy @ rwanda leaza



D' accord tanteraka aho, ary mazava dia mazava toy ny vay ankandrina ny voalazanao saingy ny sasany dia tsy mbola mety mahazo foana.
29. Ratoa ( 08/06/2009 13:50)
Samy marina ny voalazan'imilamm sy ravonjison, saingy izao: raha mbola mijanna eo io Andry kely io izay vato natsofoky deba sy ny tariny dia tsy hisy ny filaminana sy ny fanajana fa efa latsaka anaty rany ny herisetra izay niainany nandritry ny fahazazany; Ary ireo voay be ao andamosiny dia tsy hamela azy mihitsy.Marefo anie io é! Mba mizesta fotsiny izy fa ny tena marina, manefa baiko io.
Tsy mety koa ny hidiran'ny satroka manga sy ny vahiny @ ny raharahan-tsika é. Olon-dehibe isika ary mahalala ny tian-tsika; Olombaovao tsy maimbomaimbo ireo mpitondra teo aloha, tsy misy fofompofon'ireo parti politique masisio sy efa tsy lanin'tsambo ireo intsony no ilain-tsika.
Aoka isika hitady io olombaovao io sy hametraka mpitsara (juge) ambony iray izay tsy miakina mpahitan-tsika io olom-baovao io anatin'ny roa taona manaraka izao.
30. ravonjison ( 08/06/2009 15:07)
Ratoa:

Samy marina ny voalazan'imilamm sy ravonjison, saingy izao: raha mbola mijanna eo io Andry kely io izay vato natsofoky deba sy ny tariny dia tsy hisy ny filaminana sy ny fanajana fa efa latsaka anaty rany ny herisetra izay niainany nandritry ny fahazazany; Ary ireo voay be ao andamosiny dia tsy hamela azy mihitsy.Marefo anie io é! Mba mizesta fotsiny izy fa ny tena marina, manefa baiko io.





Manantena aho fa mba efa mahazo ( mi-comprendre) an' io voalazanao io ny malagasy sasany. Ny ankamaroany mantsy toa tsy tonga saina satria nasavorivoro tao antsain' izy ireo ny toe-javatra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1415