150euro PAR PERSONNE LES ACTES DES GTT PAYES PAR RA8
1. bazylou
(
07/06/2009 08:07)
Ce sont des malgaches chômeurs les 95%. Ils sont des sans pap's.
:-D :-D :-P
:-D :-D :-P
répondu par bazylou le 08/06/2009 21:49
2. bacouli
(
07/06/2009 10:39)
MBA hakaro ny niveau-nao RY BAZILOU fa dia ambany loatra ,na dia lalimpaka aza ny tsy fitiavanao an-dra8.
3. hery
(
07/06/2009 11:27)
Oay le,
Aiza no misy fisoratana anarana? :-)
Toa vao mainka hampitombo ny GTT ity resakao ity ra-bazylou...
Aiza no misy fisoratana anarana? :-)
Toa vao mainka hampitombo ny GTT ity resakao ity ra-bazylou...
4. bazylou
(
07/06/2009 12:52)
andana manao milisinn'y gtt mba hendasinay e!! dia mazotoa amanompo an'ilay very seza iry !! :-D :-D :-D
5. locl
(
07/06/2009 13:51)
dia mbola manao ny fihevitra t@ andron'i Deba ry bazylou, hita mihintsy hoe misy liaison entre les TGV sy ny Deba, le fomba fisainana dia maloto sady ambany.
Tsy nisy olona nokaramaina teo fa andeha t@ vocation ny tsirairay. Asa raha mba misy an'izany ny ao @ TGV
Tsy nisy olona nokaramaina teo fa andeha t@ vocation ny tsirairay. Asa raha mba misy an'izany ny ao @ TGV
6. bazylou
(
07/06/2009 14:23)
ary fandainga ry locl itony an!! efa nampianarin'i le8 marina izany!! :-D :-D :-D
7. Noue
(
07/06/2009 15:02)
bazylou:miatomboka @ bazylou zany kooo
Ce sont des malgaches chômeurs les 95%. Ils sont des sans pap's.
:-D :-D :-P
:-D :-D :-D :-D :-D
9. xxx
(
07/06/2009 17:08)
aiza no fizarana sôsy le? za mantsy tonga manantevina GTT foana fa tsy mbola nahazo na ny 1eur aza, hitondra namana indray izany kou!!
10. ragonza
(
07/06/2009 18:42)
milay be ny adin'ny GTT e! makasitraka tateraka ny tenanay.raha misy fika mba tairotairo ny gasy rehetra eto eropa mba hiditra mambra ao amin'GTT mba hampiala haingana andry donto roindefo e! :roll:
11. essera
(
08/06/2009 06:10)
Zah kos ra karamaina otr zan d raisiko ny vola d omeko veloma lava ry tina fa nadio ny rano nitana satria adala tompo le parotsa ko. Ra mis oatran aako anaky 10 zan d 1500 Euros, ary ra zato mo zan no isa ilaina d 15 000 Euros.
Tsy maintsy o gotry ihany ra herinandro no asiana an'izay 15 000 Euros izay.
Tsy maintsy o gotry ihany ra herinandro no asiana an'izay 15 000 Euros izay.
12. belaza
(
08/06/2009 08:53)
essera:
Zah kos ra karamaina otr zan d raisiko ny vola d omeko veloma lava ry tina fa nadio ny rano nitana satria adala tompo le parotsa ko. Ra mis oatran aako anaky 10 zan d 1500 Euros, ary ra zato mo zan no isa ilaina d 15 000 Euros.
Tsy maintsy o gotry ihany ra herinandro no asiana an'izay 15 000 Euros izay.
fa ny blem anie tsy misy ohatranao e! tonga maro ny olona na de tsy karamaina ary, ary maninona raha manangana anti GTT ialahy sy ra bazy e? efa 2 elisany ireo, ka raha hampiana zérô(0) telo aorianan laisany efa lasa 2000 an sa?
:-D :-D :-D :-D
13. bazylou
(
08/06/2009 21:49)
tsy izahay roa lahy irery ka!! izahay mitsama no mikozy eto f any ambiny anie misoko manginaihany e!! izahayts yohatran'nygtt mpidedaka!! jereo ny fandehany dia ho hitanao ny isany!! :-D :-D
