56 MILLIONS D'EUROS DE RA8 DS LES ILES CAIMANS

1. bazylou ( 05/06/2009 23:40)
Le Président africain déchu, le plus riche du continent. Que va t-il faire de cette somme ? Il compte installer des entreprises de produits laitiers au swaziland.?? non, tirer les petasses du gtt et swaziland!!!
:-D :-D :-D
répondu par xxx le 06/06/2009 21:48
2. Mirananirina ( 06/06/2009 08:02)
be vava be 8O 8O 8O
3. tazia ( 06/06/2009 08:41)
Io ihany ny atsika gasy tehanakambo sy voa vohoe ai aho retsy :twisted:
4. locl ( 06/06/2009 09:25)
Taiza indray io laingabe io, sa izany indray no baiko azo avy ao France ry bazylou???????
5. rajorina ( 06/06/2009 12:01)
Ary le 50million namen'ny frantsay an'Andry boretaka nga zaraina @ny mpandroba sy ny mpampioriory, sy anaovana coup d'Etat fotsiny. Maninona ra zaraina @ vahoaka, mety mba samy manana 2millions d'euro daholo nge ny gasy kely de rehefa tonga ny fifidianana de ekena milatsaka ela na bandy kely aza, de mbola ho resahana raha mazaka manome 1million d'euro kely ndray ela de omena 25% ny vato, sa ahona?
6. sapele ( 06/06/2009 21:08)
Andray!f'angaha izay manam-bola ka mahatolotolotra thee shirt,kaskety,sy labiera ,, no tokony hatao mpitondra an-tsika e!io iany no efa nahavoa de mbola tsy fay foana.Sa lany olo-manga manampahendrena i Madagascar?
7. xxx ( 06/06/2009 21:48)
aleo ze mahay mampirevy bex ihany fa zay no milay eeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1392