Vonjeo fa may é !!
3. patrick2002
(
06/06/2009 15:56)
heveriko fa nodorany gasy tia tena aza ny ambasady gasy ao paris ,
maty ao marina ,aza mba hitako anie izany.
maty ao marina ,aza mba hitako anie izany.
7. ravalotgv
(
06/06/2009 16:38)
nisy nifoka niafina ndray tao de may le tranokely iza anefa no manao hoe ataovy vita hazo ny building
sniff
tchrouff
sniff
tchrouff
9. ravalotgv
(
06/06/2009 17:17)
ary miainga koa i yuka fa mivaniyika fotsiny
sniff
tchrouff
aodino le setroka
:@ :@ :@ :@ :@ :@
sniff
tchrouff
aodino le setroka
:@ :@ :@ :@ :@ :@
13. tafondro
(
06/06/2009 19:34)
Misy fifandraisany @ siten' i cctv io ry noue an ! Anisan'ny actionnaire tao @ Daewoo (hono ?) momba ilay resaka fanofana tany eran' izao tontolo izao .
Dia angamba réglement de compte -ndry zalahy matanjaka é !! :oops:
http://www.lexpress.fr/actualites/2/troubles-en-amazonie-peruvienne-le-bilan-s-alourdit_765583.html
http://eco.rue89.com/2009/06/06/la-course-au-petrole-tue-en-amazonie-peruvienne
Mba ahitantsika taratra ny zava- misy eran-tany é

15. tafondro
(
06/06/2009 20:50)
Ka tsy mbola mazava izany ra noue an !Mbola mila manao fanadihadiana lalina ahafantarana ny tena marina. :x