mampatsiahy ahy ny zava-misy ao amintsika ny voalazany
1. milamm
(
03/06/2009 17:46)
ity lahatsoratra ahitana ity haiteny politika notsongaina tao anaty ilay boky "Ranitra",nosoratany Elie Rajaonarison,dikanteny malagasy nataon'i Patrick Rakotolahy
Madagasikara...
Kanto noho ny kanto
kanefa ihany koa ! harena sarobidy...
Fa izy nihira Anao
nilaza ho tena tia
Fa maminy hono Ianao
malalany andrianiny
dia ho hitany ho anao ny teny soa rehetra
sy ny hiakam-pitolomana !
toa tsy manam-petra
Tiany hono Ianao ilay taniny !
Avy izy nikabary
nilaza an-karihary
fa Ianao no fototr'asany
fa Ianao no nofinofy nanemotra ny lalany
mameno ilay anio
dia miantoka ilay ho avy !

novalian'i milamm ny 04/06/2009 21:44
3. milamm
(
03/06/2009 18:29)
lahatsoratra notsogaina ao anaty hain-teny nge ry lety tsy tonokalo fa aza afangaro ry Andrywui
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/gouvernement/
tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny ireto izany no mpizara mofomamy @ i TGV izay mbola hangidy @ izy ireo noho ny tody sy tsiny avy @ tsy fahombiazana

4. andrywui
(
03/06/2009 18:32)
lahatsoratra notsogaina ao anaty hain-teny nge ry lety tsy tonokalo fa aza afangaro ry Andrywui
marina tokoa letsy zany ry mlamm fa za no diso a! ha ha ha ha !!! :-D :-D :-D
5. benkintana
(
03/06/2009 18:39)
Elah anie efa tsy zoviana @ iza ntsony fa tsy mahay manisa andro é =)) =)) =))
7. Rajakoo
(
03/06/2009 18:50)
ary io bandy zakan-drivotra io ve hono ho lasa sumotori :twisted: :twisted: :twisted:
8. milamm
(
03/06/2009 19:16)
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/divers/decisionhcc.php
mpilalao sari-mihetsika voaofana ireto HAT ireto raha ny sarin'i mialy mody asaina miara-misakafo @ fianakams i Kadhaffi ihany aloha no fa tsy ny fitsenana an'i Andry ofisialy arahina fitsenana miaramila,izany hoe fitsidihany manokana an'i M.E Kadhaffi http://www.madagascar-presidency.gov.mg/actualite/index.php?shw=mialy
no sady tsy afaka mivoaka ny tokotaniny hopitalin' i Tsaralalana sy teny Andohatapenaka ihany nandritra ny 17 fev 2009 no nakaty no sady misy ny tatitry ny diany manokana tany Dakar ary kabariny momba ny fanakanany an'Atoa Ravalomanana hiverina izay namoahany didy @ alalany ireo fika efa voaomany hatrany @ HCC noterena ,hanaiky ny fangalana ankeriny ny fitondrana ary fikasany handrodana ny andrim-panjakana mitana ireo fahefana ambony manapaka sy mahefa ;ary indrindra moa ny fanovana ny lalam-panorenana mivantana @ biraony HAT mikasika ny fanomanana ny fihaonam-be politika tsy maintsy ahitana ny filoha nolaniam-bahoaka amperin'asa hanana andraikitra ny fanomanana ny fanaraha-maso ny,fampielezan-kevitra, fifidianana ary ny fitsarana ny vokatra
-ny antenimieran-doholona
-ny antenimieram-bahoaka
http://www.madagascar-presidency.gov.mg/video/interview/interview.php
raha tsy mahatoky moa dia,ankoatry fanandramana hametraka olona safidiany ny prezidansa tantanany HAT satria lafo ilay mividy oul lava,ritra ny saosy

9. milamm
(
03/06/2009 19:58)
raha savasavaina ny ravina sy fakafakaina ny fototra,avadika ny bainga vao afafy ny voa dia toy izao ry Andrywui ,raha fanambarana nivoaka ny n°01-HCC/AV du 20 mai 2009 nataony HCC dia mazava fa mbola ampahany kely ihany izay no fahefana nomeny ny HAT dia ny fanendrena ireo masoivoho samihafa hisolo tena ny governemantany fa tsy i Madagasikara akory na ny Malagasy na ilay filoha voafidy voaongana tsy ara-drariny ,ny fehezan-dalana voarakitra ao @ volavolan-dalana faha-56 ao anaty lalampanorenana no jerena dia izao no fanambarana nataon\'izy ireo,ny fanotaniana aloha izany izao raha nanipy bol ny fitsarana fara-tampony milaza fa tsy ry zareo no mahatapaka ahitra eto @ maha ara-dalana ny HAT fa ny andraikitry ny >
Taorinan\'ny lahatsoratra navoakany governemantany HAT hanova ny lalampanorenana,sy famindrapahefana mivantana mitonotena ho fahefa-manapaka sy mandidy
La Haute Cour Constitutionnelle émet l’avis que :
Article premier.- Les actes pris en vertu des articles 54-4° et 56 de la Constitution constituent des actes unilatéraux relevant du pouvoir discrétionnaire de l’exécutif.
Article 2.- La qualification de la nature des actes pris en vertu des dispositions des deux articles sus cités relève de la compétence de la juridiction chargée du contrôle de légalité.
Article 3.- Le présent avis sera publié au journal officiel.
Ainsi délibéré en audience privée tenue à Antananarivo le mercredi vingt mai l’an deux mil neuf à dix heures, la Haute Cour Constitutionnelle étant composée de :
M. RAJAONARIVONY Jean-Michel, Président
M. IMBOTY Raymond, Haut Conseiller - Doyen
Mme RAHALISON RAZOARIVELO Rachel Bakoly, Haut Conseiller
M. RABENDRAINY Ramanoelison, Haut Conseiller
M. ANDRIAMANANDRAIBE RAKOTOHARILALA Auguste, Haut Conseiller
Mme RASAMIMANANA RASOAZANAMANGA Rahelitine , Haut Conseiller
M. RABEHAJA-FILS Edmond, Haut Conseiller
M. RAKOTONDRABAO ANDRIANTSIHAFA Dieudonné, Haut Conseiller
Mme DAMA RANAMPY Marie Gisèle, Haut Conseiller
et assistée de Maître RALISON Samuel Andriamorasoa, Greffier en chef.
Resiny vata miaramila mpioko ny tafika Malagasy ,izao koa ny HCC miala pas ho tanteraka ihany koa v ny fikasany Andry manaraka hanova ny lalam-panorenana ka hiondrika eto anetrahany ireto babakoto fozaorana ireto ireto fitsarana antsoina hoe fara-tampony ao Madagasikara ???

11. milamm
(
03/06/2009 22:24)
na koa ireo mpitsara faratampony no matahotra ny ho lasa maritiora ny tolona na koa tsy ferana ny sasany @ izy ireo nanaiky antsitra-po rehefa mifanaraka ny vidiny fahanginany izy ireo sy ny fanipazana andraikitra hanaporofoana @ asa indriaketan'izy ireo satria tsy affaire civile tsy fifanarahany antoko politika samihafa nge fa afera nasionaly sy fandrodanana ny vovonana hiaro ny loha ny HCC izay fahefana mahatapaka sy mahefa momba ny lalampanorenana ary afaka manome ny valiny izay voasoratra ao @ volavolandalana artikla 56 izay voasoratra farany izay anisany rindrina nazerany hetraketraky ireo taizany ratsy iraka ,nefa samy azoko inoana ireo tranga roa ireo,satria tsy fanajana lalana no nahatonga ny HAT teo ka dia tsy ho ara-dalana na oviana na ovina
13. xxx
(
04/06/2009 01:05)
D\' acc ! Tsy ampy ry milamina ny arguments ahafahanao hilazana ny mitsara ny olana miseho ao Mada hatramin\' izao .Anefa kosa dia mampisongadina ny havesatry ny andraikitry ny andrim-pandaminana ilofosan\' ny olon\'ny mpandalàna fara-faharatsiny.Tadidio tsara ary valio ity inequation ity:
TGV =/=AREMA=/=PSD=/=MONIMA =/=TIM=/=GTT=/=...
Manokàna fotoana mandinika ny fiainana politika nolovana t@ razambe sy ireo nampidirin\' ny vahiny entina mamehy ny satan- dalàna manankery ao @ firenena dia ho fantatrao ny maha-malagasy ny tenanao na tsia !!
Mety ho angano sy safary ihany ,nefa kosa tena mari-pototra !!!
:oops: :oops: :oops:

14. taralila09
(
04/06/2009 10:13)
ddf=-ou+infini
calculer lim aux bornes de la politik qd Madagascar tend vers + ou - infini.
N'iza n'iza mpitondra milaza fa hanasoa ary manana idée tsara vakiana foana ny vokany ary hotsarain'ny taranany izany.
Koa Madagascar dia hitoetra h@ farany fa isika kosa mandalo.
Koa diniho @ ireo zay hitanao fa mba mety @ fo tsy miangatra e!
Am-bava homana am-po mieritreritra e.

15. milamm
(
04/06/2009 12:24)
xxx,santionany io voalazako io raha fanjakana mandala ny ara-dalana no resahina ,izay tsy ao anatiny isika malagasy ,raha tsy voavaha ireo olana ireo satria tsy ny andrimpanjakana fotsiny ihany fa ny fahefana fara-tampony mitsara ny olana momba ny lalampanorenana aza miamboho ny adidiny,ny tafika niala tsy naharo ireo vahoaka sy ny fitondram-panjakana dia maneho ny hevitro vokatry ny ratsy nataony ireo mpanao politika sy famotehana ny aim-pirenena rehetra hatrizay aho,ampy izay ny tsy firaharahiana ny vahoaka na antoko in na in izy ireo,fampihorohoroana ireo tantsaha marobe sy ny olompirenena malagasy hiaina aminkalalahana ao @ taniny,ny vahaolana @ izao dia rafitra hiaraha-manaiky " ankolafim-panjakana na antoko politika no hiaraka eo tetezamita toa teny " vahoaka sy ny any ivelany mandrapahatongany fifidianana ilay olona vaovao
-mahay mitantana(mandrindra ny toekarena sy fiaraha-monina malagasy hifanaraka @ taonjato izao)
-mahay mamokatra sy mampivelatra ny fahaiza-manao
-manaja ny lalampanorenana sy ireo andrimpanjakana mitazona ny fahefa-manapaka ireo volavolan-dalana manakery eo @ fitondrana 1
-hantsara ny fifandraisany akaiky @ vahoaka sy kolotsainy,hanaja ny zo-ny mpiray tanindrazana aminy
ka hampihena ny fahantrana(trosa sns...),fahabadoana,fahasalamam-bahoaka sy fampitomboana ny asa ,ary ny findramam-bola lava sns
anisany zvdehibe ireo angamba tsy azon'izay hilatsaka atao ankilabao intsony ka dia lazaina ihany

16. fijo
(
04/06/2009 21:06)
raha ity resaka fitsarana ity aloha ao mada,dia tena mbola ho ela vao hisy ao izany fitsarana vanona sy marina izany.
17. milamm
(
04/06/2009 21:44)
soa ihany fa voasakana ny fifampiraharahana ny fampindraman-tany maimaim-poana t@ koreana ihany ngamba izao no hetsika nety nataony raha tsy izany dia nalatsaky Ravalomanana tao anaty haratony neo-colonialism indray Madagasikara,na ny any ivelany aza dia maharaka izanyhttp://www.guardian.co.uk/business/feedarticle/8539488
ary ny frantsay moa dia manao izay afany hamerenana ireo tombotsoan'ny mpitondra sy lafrantsa indray satria rehefa misavoritaka ny mpanao politika tsy manana integrite sy patriotisme izy ireo dia mivarina any an-kady ny fiainam-pirenena,iza no voa ?ilay firenentsika sy ireo vahoaka tsy afaka maneho ny safidiny.Samy diso dolidoly ny rehetra nefa ny mitazona andraikitra voalohany dia ny mpitondra sy ny antokony,ary ireo mpivadika palitao mamporisika azy ireo hanaraka ny haitraitrany,fehiny :
mila rafimpifehezana politika vaovao sy fanarahan-dalana hentitra ary fanavaozana ny firenentsika sy ny toe-tsainy rehetra,ilay nosy niavintsika rehetra vao ho lasa nosy sambatra ny fiaraha-monina malagasy @ izao taonjato iainatsika izao ,fa tsy mifamono antoerana ohatrany valala ankarona