gasy marseille
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
1. fijo
(
04/06/2009 19:55)
miarahaba,
hoan'ny gasy eto marseille izany dia ny asabotsy 13 juin amin'ny 15h no fotoana ery amin'ny canebiere.
tongava daholo e
hoan'ny gasy eto marseille izany dia ny asabotsy 13 juin amin'ny 15h no fotoana ery amin'ny canebiere.
tongava daholo e
novalian'i fijo ny 18/06/2009 21:45
![](https://avatar.serasera.org/579e994fb63ed4addadd78e08d879e02.jpg)
3. dapiste
(
05/06/2009 05:53)
:-D :-D :-D :-D za konkou tsy ho any fa tsy afaka satria za mbola taraiky aty antanana ko le aza!!!!! :-P :-D :�) :^) :-D :-D :-D
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
4. xxx
(
05/06/2009 06:11)
Fa misy inona any e? Izahay mantsy tena akaikin'i marai masay mintsy no no petraka.
![](https://avatar.serasera.org/4586a58a59a25801ad6c7b6b00f507bc.jpg)
5. Mirananirina
(
05/06/2009 13:44)
Fa misy inona any e? Izahay mantsy tena akaikin'i marai masay mintsy no no petraka. Miveri
eny tokoa hoy aho
![](https://avatar.serasera.org/ea28ffea107d34e66c28424fe9b946e6.jpg)
7. mirana5
(
07/06/2009 16:24)
handede any fotsiny so dé mba voasambotry ny pra any ka hum hum hum =)) =)) =)) =)) =)) =))
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
9. xxx
(
09/06/2009 09:45)
manaona o! nahita ity antso ity aho dia liana satria tsy lavitra an'i marseille no misy anay fa tsara angamba mba lazaina ny antony, adiny firy ny fihaonana, inona no entina sns... satria toa hanahirana ahy ihany ny ho any nefa tsy fantatra akory hoe haninona any ? ny tena miaraka @ ankizy rahateo ka mila miomana. dia misaotra mialoha e!
![](https://avatar.serasera.org/f561aaf6ef0bf14d4208bb46a4ccb3ad.jpg)
12. xxx
(
10/06/2009 19:15)
raha zà nareo mandeha any dago mihitsy maneho hevitra fa tsy dia be mpahita aty! :)
![](https://avatar.serasera.org/f436cb417e8e9251f9238379ee7113c7.jpg)
16. Papoose
(
15/06/2009 14:37)
efa vita nga moa??? mbo zarao raha mahasoa anay e na tsy tany aza izahay! :D
![](https://avatar.serasera.org/018a58fe05237df55a96ee4c840d216f.jpg)
17. fijo
(
18/06/2009 21:44)
http://gasytiatanindrazana.free.fr/index.php?option=com_phocagallery&view=detail&catid=60:marseille&id=3413-dscf4196&tmpl=component&detail=1&buttons=1