Paikan'ny tgvendrana ato @ serasera

1. cyril ( 04/06/2009 23:00)
Hoy i Hery



Mpandefa : xxx [ Valio ] (andrywui)
1. Mpandefa : xxx [ Valio ] (andrywui)

mitady hanao fombana tvg indray


Refa tsy mahita ambara de gafy sisa atao raha tsy izany manisa fotoana ,zany ve no mba dinika ,de avy elah pehan'i bekintana de be tati-bolana :twisted: :twisted:
novalian'i xxx ny 05/06/2009 20:26
2. mmmhh ( 05/06/2009 04:41)
:( :?: :?: :?: :?: :?: :?: :idea:
3. essera ( 05/06/2009 05:09)
Hatraty mihitsy le :?: :?: :?:
4. andrywui ( 05/06/2009 09:45)
inona ndray zao io aforonon'i cyril io ??

fa ny paikan'ny TIM ve letsy milay ? miteny ratsy sy manao sary PORNO !
--zany ve no fiadinareo TIM de mahafaly tsara noho io raha nataoko io amlah ?

-hitako no miena ampitoerana ny eo amin'ny Magro hay ny elements ao anatiny mihitsy no dondrona sy vetaveta daholo !!

--raha mbola mitohy ny fanaovanlah sary vetaveta eto ry cyril de tadidio fa tsy zay mihitsy akory no ahazaonlah ny fon'ny olona ka te hampody ny dadanlah zany elah !!

--mbola lavitry ny afo ny kitay rah izao fotsiny aza eto defa lalao ratsy sy maloto no adinlah eto !!
5. xxx ( 05/06/2009 09:46)
mankanesa lety cyril atsy amin'ny resa-behivavy fa ao angamba no metimety amin toi


:-D :-D :-D :-D :-D
6. xxx ( 05/06/2009 09:51)
ATAO AO AKORY RE NDATY NAMA AY TOY LAHY SOCRYLY TOY KAHE

NEHE MAFY RE ZAHO TY VOLAGNO AHITAO AZY SOA FA TSY NDATY LONGOAY

AVAO HANAOVA HAGEGEHA AMBE TOA


SOCRILY RE ! NEHE TSY FALY REHE
7. andrywui ( 05/06/2009 10:46)
ny paikan'ny TIM ve letsy milay ? miteny ratsy sy manao sary PORNO !
--zany ve no fiadinareo TIM de mahafaly tsara noho io raha nataoko io amlah ?

-hitako no miena ampitoerana ny eo amin'ny Magro hay ny elements ao anatiny mihitsy no dondrona sy vetaveta daholo !!

--raha mbola mitohy ny fanaovanlah sary vetaveta eto ry cyril de tadidio fa tsy zay mihitsy akory no ahazaonlah ny fon'ny olona ka te hampody ny dadanlah zany elah !!

--mbola lavitry ny afo ny kitay rah izao fotsiny aza eto defa lalao ratsy sy maloto no adinlah eto !!
8. andrywui ( 05/06/2009 11:16)
sa reraka avy nanompa an'i ndaty tany elah de za ndray ??

mitady olona hiadivana eran'ny serasera eto zany elah ??

Miomana elah fa tsy faly amla i ndaty io
9. essera ( 05/06/2009 11:27)
Nitaiza zanabaratra les Dada fa aza omena tsin r zalah andrywui.
10. andrywui ( 05/06/2009 11:39)
Nitaiza zanabaratra les Dada fa aza omena tsin r zalah andrywui.


tena marina les zan rah ny fombandry zalah reo ka!

malaky mandefa email manokana any amin'i hery any mitaraina ref asiako eto nefa be konetaka !!

--i hery kou rah miverifié any de tsy ahita teny ratsy avy amiko zany mihitsy e !!zay no tsy tantin'dry zalah TIM oe mbola eto ah hatram zao !!
--za lety sady tsy manopa no tsy miteny ratsy otran'ny TIM a !! jereo fotsiny firy zay TIM efa voatsoka teto amin teny ratsy zay :ireto no tadidiko :
----Rangorivao69
----batista (copie colliste )ha ha h
---tezeve (saingy misy aferafera ambadika !)
---pikatti
---andribe
---molota
---ngohia

De jereo ireo fa TIM daholo ireo bandy voatsoka ireo !!
----
11. cyril ( 05/06/2009 19:54)
Ary nivoaka ho azy teo daholo le mpiteny ratsy retra teo
i andrywui aloha de tena io no paikany ,iny efa fantatry ny rehetra
batista iny no tena netiny teo de le rangorivao69, :roll:
12. Noue ( 05/06/2009 20:11)
mahavariana mahintsiny zao :^) :^) :^)
13. xxx ( 05/06/2009 20:26)
Ka tadidiny tsara le izy fa izy ihany daholo angamba reo :!: :!:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7697