Fanontaniana ho an'ny mpintantana ny serasera.org
1. essera
(
05/06/2009 04:32)
Mazava be izao fa raha andro vitsivitsy lasa nisy mpikambana niteny ratsy miharihary tamin'ny lohatenin'ny dinika nataony dia ekena ihany ny fijanonany ho mpikambana ato amin'ny tranokala.
Izao no fampitandremana navoakanay tsy miondana tamin'ny 03 juin 09.
Nofafana olona mpitantana farak'izay haingana ilay izy ary Rahery aza tsy nahafantatra hoe iza no namafa azy, na koa mody fanina.
Nekena hatreo ilay izy izany fa efa voafafa saingy kosa
Fanamarinana : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a26282c71852
Omaly anefa dia hita tsara lery avela misera http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a26f911ecbe2
Ka fanontaniana ho an'ny mpitantana ny serasera.org :
- Ekena ve izany ny fitenenana ratsy.
- Ekena ve ny fandefasana sary porno.
- Tena mino marina ve ny mpitantana fa mijanona ho neutre amin'ny fitantanana ny mpikambana na d tsy mandà sy ekenay mihitsy aza ny fanajana ny fironan'ny mpitantana ny site satria samy olom-pirenena. Raha tsy izay dia aleo tenenina mazava hoe : "Izay mpanohana sy mpitoraka voninkazo an'i ranona ihany no miditra ato d savà bass".
- Mino ve ny mpitantana fa garder ny confidentialité-ny olona tsirairay satria teto d efa nisy namana niteny hoe na manao xxx aza a d valin'ny mpitantana tsara hoe i Ranona io manao xxx io. Ka raha ny tokony izy d asiana tohiny hoe izao no antoko na fironana tian'ity tranokala ity.
- Tokony ovaina tanteraka koa izany ny fitsipika ato amin'ny serasera.org satria azon'ny olona tsi-1-1 atao ny manompa, manozona, sns rehefa manao xxx. Ny tenanay tsy zatra ny manao xxx ato fa adalan'izay sahirantsaina amin'ny tsy fananana hazon-damosina.
=> Ka aleo mba ho valian'ny mpitantana point par point ireo fa lasan-ko vavany sy tsindry fotsiny ilay fitsipi-pifehezana. Raha tsy voavaly ireo d izao ilay hoe miaina ambonin'ny lalàna efa nahazatra hatramin'izay.
Rehefa tsy hamaly moa izany ny mpitantana dia ampitovy tadin-dokanga amin'ny TEGEVE izahay ary tsy tokony ho sakantsakanana izay mifanohitra amin'ny fitsipika efa napetrakareo satria tokony hitovy ny mpikambana ato.

essera:
03-06-2009 09:37:16
Lohateny : Misy olona arovana ve ato am serasera.org
Any amin'ny lohatenin'ny dinika d efa teny ratsy no miainga. TEGEVE moa izany no resahina eto satria Jereo eto etc etc
hery:
03-06-2009 10:53:25
Lohateny : Re : Misy olona arovana ve ato am serasera.org
essera> toa tsisy nin nin ilay jereo eto?
Nofafana olona mpitantana farak'izay haingana ilay izy ary Rahery aza tsy nahafantatra hoe iza no namafa azy, na koa mody fanina.
Nekena hatreo ilay izy izany fa efa voafafa saingy kosa
essera:
03-06-2009 13:59:23
Lohateny : Re : Misy olona arovana ve ato am serasera.org
RaTEGEVE ihany aloha no fantatro fa anaovana andrimason-mpisera fa tsy andrimasom-pokonolona.
Fanamarinana : http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a26282c71852
Omaly anefa dia hita tsara lery avela misera http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a26f911ecbe2
Ka fanontaniana ho an'ny mpitantana ny serasera.org :
- Ekena ve izany ny fitenenana ratsy.
- Ekena ve ny fandefasana sary porno.
- Tena mino marina ve ny mpitantana fa mijanona ho neutre amin'ny fitantanana ny mpikambana na d tsy mandà sy ekenay mihitsy aza ny fanajana ny fironan'ny mpitantana ny site satria samy olom-pirenena. Raha tsy izay dia aleo tenenina mazava hoe : "Izay mpanohana sy mpitoraka voninkazo an'i ranona ihany no miditra ato d savà bass".
- Mino ve ny mpitantana fa garder ny confidentialité-ny olona tsirairay satria teto d efa nisy namana niteny hoe na manao xxx aza a d valin'ny mpitantana tsara hoe i Ranona io manao xxx io. Ka raha ny tokony izy d asiana tohiny hoe izao no antoko na fironana tian'ity tranokala ity.
- Tokony ovaina tanteraka koa izany ny fitsipika ato amin'ny serasera.org satria azon'ny olona tsi-1-1 atao ny manompa, manozona, sns rehefa manao xxx. Ny tenanay tsy zatra ny manao xxx ato fa adalan'izay sahirantsaina amin'ny tsy fananana hazon-damosina.
=> Ka aleo mba ho valian'ny mpitantana point par point ireo fa lasan-ko vavany sy tsindry fotsiny ilay fitsipi-pifehezana. Raha tsy voavaly ireo d izao ilay hoe miaina ambonin'ny lalàna efa nahazatra hatramin'izay.
Rehefa tsy hamaly moa izany ny mpitantana dia ampitovy tadin-dokanga amin'ny TEGEVE izahay ary tsy tokony ho sakantsakanana izay mifanohitra amin'ny fitsipika efa napetrakareo satria tokony hitovy ny mpikambana ato.
novalian'i essera ny 08/06/2009 04:27
2. hery
(
05/06/2009 04:37)
Aza afangaro ho'a ny resaka politika sy resaka serasera. Tsy manao politika ny serasera.org. Raha nanao politika ny serasera dia efa tsy teto daholo nareo :-)
I Hery no manao politika dia mampiasa ny serasera tahaka ny rehetra koa izy.
Momba ny resaka olona niteny ratsy dia efa nolazaiko hoe tsy hitako ilay izy ka sarotra ihany no hamafa avy hatrany. Ilay admin namafa azy tsy mba nanao copie d'écran na nitahiry tany @ sisiny an'ilay hafatra.
Aza matahotra i essera fa tsy misy tombo sy hala eto :-)
Anontanio ny ankizy fa na ny admin aza rehefa tsy manaraka fitsipika dia esorina...
Amin'ny manaraka rehefa misy tsy manara-dalàna dia tehirizo ny porofo fa manjary mahazo rariny foana ny mpanao ratsy rehefa tsy misy porofo.

3. essera
(
05/06/2009 04:45)
Sali Rahery,
Izao aloha mba kôzy tsotra kosa, tsy izaho irery no nahita io dinika io fa ny olona rehetra izay tato amin'ny dinika na inona fironany na inona fironany. Ka izao raha izay no fandehany d samy modérateur daholo izany ny olona ao am serasera.org satria mody tsy nisy le nataon'i TEGEVE.
Mino aho fa misy sahy mijoro eto hanamarina an'izany. Isika rehetra angamba na samy fomba nanabeazana azy samy mitovy ihany hoe tsy ekena ny manao toetran'alika ka vory olona vao manondrana kanefa d izay no zava-misy sy ekena izany hatreto.
Raha xxx no nanaovan'i tegeve an'ilay dinika d ts quoi fa afaka niteny ny mpitantana hoe avy amin'ny mpirona am dranona na ranona fa izy mihitsy no nisora-tena namoaka an'ilay dinika ary ianareo mahay tsara fa tsy possible ny hisian'ny ps anak-2 mitovy ato am serasera.
Ka asaivo miala lery na conseil kely asaivo miova ps izy d voahaja ny dinika fa manjary manosika anay mpikambana tsy hanaja izay rehefa efa napetrakareo ilay zavatra ohatr'izao.

4. mmmhh
(
05/06/2009 04:47)
- Mino ve ny mpitantana fa garder ny confidentialité-ny olona tsirairay satria teto d efa nisy namana niteny hoe na manao xxx aza a d valin'ny mpitantana tsara hoe i Ranona io manao xxx io. Ka raha ny tokony izy d asiana tohiny hoe izao no antoko na fironana tian'ity tranokala ity.
Mbola misy tsy voavaly MONSIEUR HERY a,
5. essera
(
05/06/2009 05:26)
Hery:
Aza afangaro ho'a ny resaka politika sy resaka serasera. Tsy manao politika ny serasera.org. Raha nanao politika ny serasera dia efa tsy teto daholo nareo
Dia iza avy ilay ianareo izany Rahery ?
6. essera
(
05/06/2009 05:38)
Tadidin'i Hery ve ity voalazanao indray mandeha ity :
Fa maninona moa izany Andrywui no hitrikitrihina nefa maninona ohatra ny olona sasany rehefa mandefa dinika tsy voakihina. Raha te hahita ianao d mifanohitra amin'ny fitsipika napetrakareo ihany ange ny zavatra asehon'ny olona mpametaka afisy ohatra ity kila iray ity fa http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a282c7786773
D mifanohitra am fitsipika izao sa tsy ???? Jereo tsara ilay vidéo avoakany a ao ambanimbany ao. Izy mianakams sy niara-komana tam zay oul izay sad tsy sah mapseho tareh ihany no miara-manamboatra ny scénario. Izay ange tsy maka "L" fa tokony hahazaka ianareo rehefa hamoaka ny tahaka izany ko izay e. Mbola mametraka ilay fifanajana ara-dalàna tompoko ny tena fa tsy ho mandraiki-dresy akory. Ary averiko kely hoe na samy nanana ny fomba nanabeazana azy aza d mba iraisana kosa angamba ny fifanajana raha eto amin'ity moyen iray ifaneraserantsika ity fa tsy miteny ny ankoatra izay aho.
hery:
03-06-2009 10:59:18
Lohateny : Re : Misy olona arovana ve ato am serasera.org
andrywui> Efa mianatra ny fanaon'ny TGV koa
Fa maninona moa izany Andrywui no hitrikitrihina nefa maninona ohatra ny olona sasany rehefa mandefa dinika tsy voakihina. Raha te hahita ianao d mifanohitra amin'ny fitsipika napetrakareo ihany ange ny zavatra asehon'ny olona mpametaka afisy ohatra ity kila iray ity fa http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a282c7786773
D mifanohitra am fitsipika izao sa tsy ???? Jereo tsara ilay vidéo avoakany a ao ambanimbany ao. Izy mianakams sy niara-komana tam zay oul izay sad tsy sah mapseho tareh ihany no miara-manamboatra ny scénario. Izay ange tsy maka "L" fa tokony hahazaka ianareo rehefa hamoaka ny tahaka izany ko izay e. Mbola mametraka ilay fifanajana ara-dalàna tompoko ny tena fa tsy ho mandraiki-dresy akory. Ary averiko kely hoe na samy nanana ny fomba nanabeazana azy aza d mba iraisana kosa angamba ny fifanajana raha eto amin'ity moyen iray ifaneraserantsika ity fa tsy miteny ny ankoatra izay aho.
8. essera
(
05/06/2009 06:04)
Ary raha mbola mitady ihany Rahery hoe misy namana mpikambana miteny ratsy dia itony indray fanampiny http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m4a28aac2b8076
Autorisé ilay izy e. Ts'isy bedy koa !?!!!
Misy copie d'ecran koa io

9. Noue
(
05/06/2009 06:20)
ilay dinika misy sary may nalefako ve no tsy zakan'lah ry essera ?? :-D :-D :-D :-D fa jereo ato fa tao no nangalako an'io eee !
http://gasytiatanindrazana.free.fr/
dia azon'lah jerevana eto daholo ny vidéo ny GTT eee!
http://www.youtube.com/user/rantomd
izaho aloha dia tsy membre ny GTT fa kosa légaliste qui dit légaliste koa tsy pro na iza na iza fa L E G A L I S T E

10. essera
(
05/06/2009 06:33)
Na atokatokan'lah ary le fanoratra lé hoe : L E G A L I S T E miondana foana no dikan'io amin'ny voambolana malagasy nanomboka tam janvier 2009.
Mba vakio tsara ity Noue :
Eo ange d efa tapaka ny tendan'i TEGEVE raha ny marina e.
Voahaja ve ireo ?
Voahaja ve io ?
Ka ny solution mety ho an'ny mpitantana dia :
Nisy mpitondra antsika teo aloha mantsy spécialiste amin'io.
Sa ahoana les Noue ????
Mba vakio tsara ity Noue :
fitsipi-pifehezana:
Tsy hisoloky amin'ny mombamomba azy ka hametraka solonanarana mifandraika amin'ny olo-malaza toy ny mpanao politika, mpihira, artista sns. Raha hita izany ka voaporofo fa tsy ilay olona asehony izy dia hoesorina tsy ho namana.
Eo ange d efa tapaka ny tendan'i TEGEVE raha ny marina e.
fitsipi-pifehezana:
Tsy mampiditra sary maloto na mamoafady. Ny namana mampiditra sary maloto na mamofady dia hoesorina tsy ho namana avy hatrany.
Voahaja ve ireo ?
fitsipi-pifehezana:
Ny fanesorana tsy ho namana vokatry ny fandikàna ity fitsipika ity dia midika koa ho fanakanana azy tsy ho tafiditra eto amin'ny namana.serasera.org intsony.
Voahaja ve io ?
Ka ny solution mety ho an'ny mpitantana dia :
fitsipi-pifehezana:
Ity fitsipika ity dia azon'ny mpandrindra ny namana.serasera.org hovaina raha misy ny ilàna azy. Anjaran'ny namana no mijery matetika ity fitsipika ity fa mety tsy hisy fampandrenesana amin'ny fanovàna atao.
Nisy mpitondra antsika teo aloha mantsy spécialiste amin'io.
Sa ahoana les Noue ????
11. Noue
(
05/06/2009 06:33)
essera:hitako aloha oe ilay dinika nataoko io jereo eto lazain'lah io ry essera aaaa ! fa misy fitsipika koa ve eto milaza oe tsy azo atao ny mandefa vidéo nalaina avy ao @ youtube sy ny fandefasana sary eto ee ???
Raha te hahita ianao d mifanohitra amin'ny fitsipika napetrakareo ihany ange ny zavatra asehon'ny olona mpametaka afisy ohatra ity kila iray ity fa http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4a282c7786773
D mifanohitra am fitsipika izao sa tsy ???? Jereo tsara ilay vidéo avoakany a ao ambanimbany ao. Izy mianakams sy niara-komana tam zay oul izay sad tsy sah mapseho tareh ihany no miara-manamboatra ny scénario.
:^) :^) :^) :^) :^)
12. essera
(
05/06/2009 06:38)
Averiko kely fa zah tsy maka L am le resaka. Raha ohatra hoe azo atao ny ohatran'io d andefa tsara izahay sa ahoan les Noue ???
13. Noue
(
05/06/2009 06:42)
ka ny hitako eo @ ilay jereo eto napetrak'elà anie leisy ry essera dia ilay dinika nataoko fa tsisy an'io TEGEVE io eee ! Ka zay no nahatonga ahy nametraka fanontaniana oe voalaza ao anaty fitsipika ve oe tsy azo atao ve ny fandefasana vidéo sy fanmetrahana sary eto ??? toa any @ dinika rehetra any manko hitako oe mandefa sy mizara vidéo sy sary eto ny mpikambana fa ny ahy kosa aloha dia hitan'la ao fa vidéo nalaina tao @ youtube sy gtt eee ! sy ny sary tao koa ! mba nijery ilay fitsipika ihany aho fa tsy nahita oe tsy azo atao ireo !!
14. hery
(
05/06/2009 07:06)
Faly aho fa mba misy mamaky tsara ny fitsipika :-)
Fa izany hoe betsaka koa ny tsy azo na izany aza koa indro hazavaiko tsikelikely.
Valiny:
Voalaza tsara ao amin'ny fitsipika mikasika ny solonanarana, ary efa fantatry ny rehetra teto, fa ny xxx dia fantatry ny mpandrindra ny dinika ary avoakany raha toa ka tsy manaja ny fomba fampiasana xxx ilay mpikambana.
Valiny:
- Efa nofafaina hatrany ny mpikambana mitondra anarana hoe Ravalomanana, Andry rajoelina sns.
- Ny sarintava (ilay sarikely miaraka @ solonanarana) dia tsy tafiditra ao anatin'io satria ny sarintava dia sary entin'ny olona mampiseho ny maha izy azy fa tsy voatery mampiseho ny endriny. http://avatar.serasera.org ny momba ny sarintava.
Valiny:
- Tsy vao izao io no natao. Efa voasakana hatry ny ela ireo nametraka sary mamoafady teto. Raha toa moa ka ifanarahana hoe sary mamoafady ny sarin'i Andry Rajoelina dia azo sakanana koa izay mampiditra azy.
Farany:
- Ny tsy fanarahana fitsipika dia tsy voatery ho hitan'ny mpiandraikitra foana, fa raha sendra misy tsy hita dia anjaran'ny mpikambana no milaza amin'ny mpandrindra miaraka amin'ny porofo.
Mazotoa hatrany
H

mmmmh:
Voalaza teo :
- Mino ve ny mpitantana fa garder ny confidentialité-ny olona tsirairay satria teto d efa nisy namana niteny hoe na manao xxx aza a d valin'ny mpitantana tsara hoe i Ranona io manao xxx io. Ka raha ny tokony izy d asiana tohiny hoe izao no antoko na fironana tian'ity tranokala ity.
Mbola misy tsy voavaly MONSIEUR HERY a,
Valiny:
Voalaza tsara ao amin'ny fitsipika mikasika ny solonanarana, ary efa fantatry ny rehetra teto, fa ny xxx dia fantatry ny mpandrindra ny dinika ary avoakany raha toa ka tsy manaja ny fomba fampiasana xxx ilay mpikambana.
Tsy hisoloky amin'ny mombamomba azy ka hametraka solonanarana mifandraika amin'ny olo-malaza toy ny mpanao politika, mpihira, artista sns. Raha hita izany ka voaporofo fa tsy ilay olona asehony izy dia hoesorina tsy ho namana.
Valiny:
- Efa nofafaina hatrany ny mpikambana mitondra anarana hoe Ravalomanana, Andry rajoelina sns.
- Ny sarintava (ilay sarikely miaraka @ solonanarana) dia tsy tafiditra ao anatin'io satria ny sarintava dia sary entin'ny olona mampiseho ny maha izy azy fa tsy voatery mampiseho ny endriny. http://avatar.serasera.org ny momba ny sarintava.
Tsy mampiditra sary maloto na mamoafady. Ny namana mampiditra sary maloto na mamofady dia hoesorina tsy ho namana avy hatrany.
Valiny:
- Tsy vao izao io no natao. Efa voasakana hatry ny ela ireo nametraka sary mamoafady teto. Raha toa moa ka ifanarahana hoe sary mamoafady ny sarin'i Andry Rajoelina dia azo sakanana koa izay mampiditra azy.
Farany:
- Ny tsy fanarahana fitsipika dia tsy voatery ho hitan'ny mpiandraikitra foana, fa raha sendra misy tsy hita dia anjaran'ny mpikambana no milaza amin'ny mpandrindra miaraka amin'ny porofo.
Mazotoa hatrany
H
15. essera
(
05/06/2009 07:07)
Noue:
fandefasana vidéo sy fanmetrahana sary eto
D sary inona le alefan'lah ao sa nalefan'lah comme ça fotsin le lien. Tsy mahita ve elah hoe sary ohatran'ny fomban'ny arabo am amerikana mitovy lenta am fandoroana sainam-pirenen'oul. Saika tsy hiteny an'ilay izy ihany aho fa izany hoe nanontany elah d omeko ilay valiny.
16. essera
(
05/06/2009 07:33)
Noue:
- Tsy vao izao io no natao. Efa voasakana hatry ny ela ireo nametraka sary mamoafady teto. Raha toa moa ka ifanarahana hoe sary mamoafady ny sarin'i Andry Rajoelina dia azo sakanana koa izay mampiditra azy.
dia ahoana Noue, tsy maintsy hiova Ps ve ialah raha izao satria :
Hery:
- Tsy vao izao io no natao. Efa voasakana hatry ny ela ireo nametraka sary mamoafady teto. Raha toa moa ka ifanarahana hoe sary mamoafady ny sarin'i Andry Rajoelina dia azo sakanana koa izay mampiditra azy.
Azo atao ny mandefa ny sarin'i Dada eto mantsy raha ilaina izany fa tsy tokony ho sakatsakanana Rahery raha hifanarahantsika ilay izy.
=HeryVoalaza tsara ao amin'ny fitsipika mikasika ny solonanarana, ary efa fantatry ny rehetra teto, fa ny xxx dia fantatry ny mpandrindra ny dinika ary avoakany raha toa ka tsy manaja ny fomba fampiasana xxx ilay mpikambana.
Ilay namana nolazaiko d tsy nampiasa xxx akory fa navoakany tsara ny PS wé TEGEVE, mahazo mijanona tsara ho mpikambana anefa izy. Ekena ve izany ? Tsy possible koa izany hoe tsy nisy nahanfantatra ny mpitantana nefa maty ilay dinika teny ratsy navoakan'lery. Mba anontanontanio ihany Rahery.
Hery:
- Ny tsy fanarahana fitsipika dia tsy voatery ho hitan'ny mpiandraikitra foana, fa raha sendra misy tsy hita dia anjaran'ny mpikambana no milaza amin'ny mpandrindra miaraka amin'ny porofo.
Mission accomplie iny... Dia iza marina ilay mpiandraikitra namafa an'ilay izy toy ny tsy teo Rahery. Tadidiko tsara mantsy nisy an'izay ps "Lanto" izay no namaly tao aoriana kelin'ilay dinika d vao avy namaky an'iny a d novalianao hoe tsy hitako ilay lien.
Tsy manasaro-javatra aho akory fa mba hampipetraka tsara an'ilay fitsipika ary na nisy na tsy nisy io fitsipika io d amiko fomba entina mampiseho ny fanabeazana azon'ny tsirairay ny site na dia virtuel aza ny mpikambana fa raha ny hevitra no tsy mitovy ny fahendrena mba iraisana ihany.
18. andrywui
(
05/06/2009 10:45)
mampandry adrisa i hery !!!
fanotaniana calme be ary ty hery ho anao !!
inona , porofoy eto ny antony namafanao ilay dinika natsangako teto omaly vao maraina tsy de be olona iny !
tsisy teny ratsy , tsisy sary maloto otranle nataondry zalah TIM tao ambany tsy nofafainao PS reny !!
----inona ary no namafanao le diniko ? tsotra be le fanotaniana sady mazava !
-raha ohatra moa ka hanomboka hiditra amlé hoe aleo ho anay TIM irery no hifandrotsirotsy eto izy ty de LAZAO fa le mampandry adrisa sy indirecte ary le tsy miady tsy miady nefa ny kibay ankelika ihany tsy mety !!
nefa fantatrao tsara ny XXX hoy ianao ! huumm !

19. essera
(
05/06/2009 11:17)
Mirananirina:
tena variana be mihitsy aho marina namaky ireo rehetra ireo.
Sali Mirananirina,
Misy adkle ts milam rets fa ts oé mitabataba am na pà fotsin akory ny bandy. Misy arovana izany ato am tanana nefa mora kely ange ny solution hoe misolo pseudo fotsiny lery d mitovy am mpisera vaovao fa le toy izao no tsy mety :
"Tsy maintsy manara-dalàna ianareo d nefa misy ihany kay ny favoritisme".
20. andrywui
(
05/06/2009 11:32)
Ny andramosé iry hoa kibay ankelika ihany ny azy !!
vao mihodina elah de velesiny tampoka !! :-w :-w :-w
mailo ihany essera a !!!
voanlah tsara izy aminio de tsy sahy mamaly !! hitany io , manaraka an'io izy fa mody gisa !!