Aleo ho fantatry ny kila fa na iza no tohanana na iza d mba ilaina le fifanajana fa ra tsy izany lti d aleo any am site mpitoraka voninkazo ranoray sad vao miditra elah mifanohitra d opa reny anabavy, ary manaraka atram adresse IP n'lah voasakana avéo.
Misy adkle ts milam rets fa ts oé mitabataba am na pà fotsin akory ny bandy. Misy arovana izany ato am tanana nefa mora kely ange ny solution hoe misolo pseudo fotsiny lery d mitovy am mpisera vaovao fa le toy izao no tsy mety :
"Tsy maintsy manara-dalàna ianareo d nefa misy ihany kay ny favoritisme".
salut essera,manana zo hiteny ny tsirairay ka.samy mamoaka izay fantany izay no maha forum azy e