La révolte des légalistes commence ce jour. Tonga ny farany

1. Noue ( 04/06/2009 20:20)
zany indray aloha ny vaovao hitako tany ho any eee !!

[URL=http://img40.imageshack.us/my.php?image=phocathumblp1070951tong.jpg][IMG]http://img40.imageshack.us/img40/7638/phocathumblp1070951tong.jpg[/IMG][/URL]

[URL=http://img200.imageshack.us/my.php?image=p1070966ghghykiiiiiiiih.jpg][IMG]http://img200.imageshack.us/img200/7490/p1070966ghghykiiiiiiiih.jpg[/IMG][/URL]

dia ahoana io ry zareo ??? (tandremo indray fa tsy affices ireo fa SARY
répondu par Noue le 05/06/2009 17:27
2. fijo ( 04/06/2009 20:23)
taiza indray ireo ry noue?????
ary tsy misy sary na film momba le izy nohenjehana taty ve any?
3. locl ( 04/06/2009 20:24)
hihi tao aminy amdassade Paris io, ary sur aho fa hanaraka koa ny ambiny, andrasako tsara ny aty Suisse fa izaho no hanongotra ny sariny.
4. locl ( 04/06/2009 20:29)
Hihih, romotra amin'io indray ry tgviste androany
5. xxx ( 04/06/2009 20:34)
Pppff !! ,4 personnes qui n'affichent méme pas leurs tétes publiquement ,a quoi joues tu la ma chère Noue ?
:oops: :oops: :idea: :?:
6. ndaty ( 04/06/2009 20:35)
TONGA TOKOA NY FARANY NY RAVALOMANANISTE
7. Noue ( 04/06/2009 20:37)
mazana kosa aloha ilay vidéo ity eee

http://www.youtube.com/watch?v=pl9fv6nh5tc&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana%2Efree%2Efr%2F&feature=player_embedded

dia ity koa ny iray

http://www.youtube.com/watch?v=zmYJXPGFnbw&eurl=http%3A%2F%2Fgasytiatanindrazana%2Efree%2Efr%2F&feature=player_embedded
8. Noue ( 04/06/2009 20:38)
dia ato raha hijery sary mazana beee

http://gasytiatanindrazana.free.fr/
9. fijo ( 04/06/2009 20:38)
fa ngaha ny sarin'i andry no ao amin'ny ambasady e?????mahagaga izany,satria raha mijery ny momba an'eny madagasikara aminn'y tv5 monde sns ianao ,dia mahita hoe president "ravalomanana marc"ka mahagaga izany
10. Noue ( 04/06/2009 20:39)
xxx:

Pppff !! ,4 personnes qui n'affichent méme pas leurs tétes publiquement ,a quoi joues tu la ma chère Noue ?
:oops: :oops: :idea: :?:
ka mba mahita an'ireo aho leisy dia mba navokako eto kooo !


11. Noue ( 04/06/2009 20:42)
fijo:

fa ngaha ny sarin'i andry no ao amin'ny ambasady e?????mahagaga izany,satria raha mijery ny momba an'eny madagasikara aminn'y tv5 monde sns ianao ,dia mahita hoe president "ravalomanana marc"ka mahagaga izany
ka zao no voalaza tao oe Les éléments du GTT ont fait une perquisition dans les locaux de l'ambassade, plusieurs tableaux du portrait d'Andry RAJOELINA dissimulés par Rinah RAKOTOMANGA ont été trouvé.


12. fijo ( 04/06/2009 20:47)
hayy ,ary tsy misy le sariny voahenjika taty ve?
13. locl ( 04/06/2009 20:47)
Bien noué a! Je te félicite.

Ary Rinah moa izany mba aiza fa toa miseho milay be mantsy le kala iny?

vola very fotsiny ny nanaovana cadrage ireny sary ireny.
14. locl ( 04/06/2009 20:49)
Hita ho aho, iza no manana ny sary t@ andry tonga tena CDG
15. ndaty ( 04/06/2009 20:51)
zao no fanaon'ny lâches, ils n'osent méme montrer leurs visages. alors qu'ils connaissent les visages des HAT par coeur.

c'est ça ça le courage qu'ils vont montrer à leurs enfants
16. fijo ( 04/06/2009 20:54)
sao dia ny sary rovitra kosa no tiana ho aseo fa tsy le tarehy?
17. tafondro ( 04/06/2009 20:59)
Indrisy ry tapa- tsosisy !! Ny soa atao hilevenam- bola fa ny ratsy atao loza mihantona . :oops:
18. tafondro ( 04/06/2009 21:03)
Ny baiko midina valian' ny teny miakatra , hoy ny hai-tenin' ny fahiny.
19. fijo ( 04/06/2009 21:03)
ka tsy niantona fa rovitra mihintsy eto ko
20. sakaymena ( 04/06/2009 21:06)
MAMPMEH RETO NY OLOMBELONA
MANAO BARBECUIT TARATASY
FA RAH TENA I ANDRY KELY TOKOA MOA INY
METY HO NATSIRO ERY
SAINGY INDRISY TSY HITA ZAY HANAPARANA
MAMPALAHELO DE FALY ERY NEFA I ANDRY KELY MIEDINEDINA AO AM SEZAN NY DADA EEEEEEEEEEEEEEEE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0414