La révolte des légalistes commence ce jour. Tonga ny farany
21. fijo
(
04/06/2009 21:16)
ka efa nahazo ny aller mandeha avy aty ko.rahovoana indray iny vao ho sahy hoavy aty ?????
22. bazylou
(
04/06/2009 22:11)
tsy hita fa gasy e!! lany andro amin'ny fanenjehana fa tsy nahazo saosy ny andaniny!! dia lasa miady ohatra ny kisoa sy alika eny antsena!! tena mbola maizina noho ny maizina ireto !! :-D :-D
23. xxx
(
04/06/2009 22:54)
Noue , ty indray ilay izy fa niverina...
http://www.africa-hits-you.com/video/906/clips-ndombolo-gongo
http://www.africa-hits-you.com/video/906/clips-ndombolo-gongo
24. perfectly
(
05/06/2009 04:55)
tsyampahafirin'ny nanaovanay ny sarin'ny dadanareo taty tana raha io maivana be
25. essera
(
05/06/2009 05:03)
Mapmé be ireto vahoaka marobe vitsivitsy ireto. Ary tena tsy mis sahy mapseho tarehy koa a. Ireny ange d efa ahitana taratra ny fomba fiainan'ilay oul e. Raha tsy kanosa ianao d aleo ary mitondra pancarte d mampiseho ny tarehy toy izay manao fombana mpamosavy tsy miseho endrika no sady ohatran'ny gris gris b le fihetsika.
Tsy i Noue ihany ve no mi-filmer an'io ao atrano miaraka am fianakaviana ao am tanana e ???? :-D :-D
Tandremo fa efa miala aina ange ny antoko tim e
Tsy i Noue ihany ve no mi-filmer an'io ao atrano miaraka am fianakaviana ao am tanana e ???? :-D :-D
Tandremo fa efa miala aina ange ny antoko tim e
26. Noue
(
05/06/2009 06:13)
essera:ialaha oa mahita lazaina foana eee ! inona moa leisy no hidirako @ zany fa ny ahy mahita dia mizara eto ee! sady tsy hitan'lah nga ry essera fa tao @ ambasady io ?? dia inona no ataoko any ee ??
Tsy i Noue ihany ve no mi-filmer an'io ao atrano miaraka am fianakaviana ao am tanana e ???? :-D :-D
:-D :-D :-D :-D
27. ravonjison
(
05/06/2009 11:24)
Fanehoan-kevitra no nataon' i Noue fa tsy fanehoana tarehy. Samihafa ireo.
28. Noue
(
05/06/2009 17:27)
tena samihafa saingy misy aloha no mandray azy ho zavatra tena hafa ee :^)
