Madagasikara :aza atao varo-boba fa ny hasiny tsy azo amidy

1. milamm ( 07/06/2009 14:32)
nindramiko io ohabolana malagasy io ho tsindry sofina ho an\' ireo mpitarika antoko politika sy ireo mpanohana azy aby mbola miady fahefana ,fototry rafimpitondrana rehetra manerana ny tany ny hasiny tanindrazana,nohitsakitsahin\'izy ireo izany sata sy hasina ny fiandrianam-pirenena toy ny sakay mahery antanin\'olona tsy mitsitsy vava asiana ,nosaratsarahiny ny fiaraha-monina azo tsaraina ho vahoaka hendry ny malagasy ny tanety lava hono misy hisainana leo azy ireo ny rehetra satria mpamitaka daholo no mpamosavy malemy ka ny ao antrano ihany no aripaka
Very tanteraka ny fitokisany rehetra nampanantenain\'izy ireo taona maro nifandimby tsy aleo ve ialana @ izao ny ziogan\'izy ireo e ka hifanome tanana ho an\'ireo vonona marina hamerina ny hasiny firenena izany
Aiza ary Iza ary ilay olona fahatelo eritreretintsika @ izao fotoana manana fitiavana fitiavan-tanindrazana hamerina izany,manana fijery mitsinjo hamaha ny disadisa sy ny toedraharaha @ izao fotoana,asa ny hevitrareo fa ny ahy dia olona mitondra vaha-olana sy fepetra hampisokatra sy hampivelatra fiainam-pirenena ka hiady ho an\'ny fampiharan-dalana ara-drariny sy hitsiny ao @ fanjakana ary hananteraka izany isan\'ambaratongany,tsy maintsy misy fandraisany anjarany lehibe sy vaha-olana atolony @ izao fotoana izao alohany ilatsahany @ fifidianana ho avy.tsy avy @ antoko politika teo aloha (TIM na Arema)nefa kosa dia afaka miara-miasa @ izy ireo rehefa lany mila Azy io ny firenena na avy any atsimo izy na avaratra na atsinanana na afovoany ka asa rahoviana izy io vao tapa-kevitra
novalian'i milamm ny 08/06/2009 09:36
2. milamm ( 07/06/2009 15:28)
http://www.laverite.mg/index.php?option=com_content&view=article&id=7633:trafics-de-bois-precieux-193-conteneurs-bloques-a-vohemar&catid=34:actualites-madagascar&Itemid=53
izao no atao hoe tany tsy misy fanjakana ka mangalatra sy mamoaka ny ahrena antsokosoko ny rehetra
3. bazylou ( 07/06/2009 15:38)
iza no nanao an'ireo iza?? iza ary ??
ka io mihitsy no nampitsoakan'ilay bandy ry any rsa ka inona indray!! :-D :-D
4. milamm ( 07/06/2009 15:40)
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
atr@ loi de finance no miantso vonjy @ HCC fa avy nampitahorin'i andry nanova lalana tsy nofidian'ireo parlemanta
5. patrick2002 ( 07/06/2009 16:09)
zay no hataoko hoe masahia manova ,ary tohano ny olom-baovao, ahoana no tonga dia hitenenana fa hangalatra i Andry ,izaho dia tsy menatra miteny fa nanohana 100 % an' i Ravalo izaho ny 2001 sy ny 2006 ,
Ny taona 2007 izaho no nanomboka tsy nankatoa intsony ny fitondrany
6. milamm ( 07/06/2009 17:00)
bazylou,ny "iza" sy "aiza" dia samy mahalala isika rehetra @ microcosme politique 2 no malagasy nanao izany,Ravalomanana sy deba izay samy nitsoaka i andry no tsy fantatra hoe hitsoaka ho aiza ?raha tsy tanisaina ny nahatratrarana ny sambo nitondra ny entana rongony amantaoniny nataon'i Hortense Mahasampo rahavaviny celine tany @ sisitany italiana,sy ny famotoranana iraisam-pirenena momba ireo hazo navoakany zanaky Ravalomanana tratra tao port louis/maorisy
Samy fanitsakitsahana lalana velona no nataony izy roalahy ankoatrany ireo hafa marobe ka samy tsy ilaina,ny zavatra farany hafa koa tsy ilainy firenena dia ny fanitsakitsahana ny fiandrianam-pirenena ataony andry raha olompirenena mahatsapa izany hasiny Tanindrazana izany izay inoako fa irasan'ireo marobe hevitra amiko
7. milamm ( 07/06/2009 17:20)
izaho ko dia mitovy an'i patrick t@ nidiran-dRavalomanana 01-06 ary nihevitra fa 2007 no nanomboka nihasimba ny carriere politique-ny nefa kosa dia sahy miteny mazava fa raha vao fitondram-panjakana no angalarina dia izay no faratampony @ fangalarana @ firenena 1,mazava ho azy fa nidirany aza halatra ka ny hijanonany eo ve hanao asa soa ???
8. xxx ( 07/06/2009 17:38)
zao zany le hoe adala tompo fa tonde tairo ao fa omena vola kely reo de mangina raha tsy zany hanaovana coup d etat

:^) :^) :^) :^)
9. essera ( 08/06/2009 05:48)
patrick2002:
zay no hataoko hoe masahia manova ,ary tohano ny olom-baovao, ahoana no tonga dia hitenenana fa hangalatra i Andry ,izaho dia tsy menatra miteny fa nanohana 100 % an' i Ravalo izaho ny 2001 sy ny 2006 ,
Ny taona 2007 izaho no nanomboka tsy nankatoa intsony ny fitondrany


milamm:
izaho ko dia mitovy an'i patrick t@ nidiran-dRavalomanana 01-06 ary nihevitra fa 2007 no nanomboka nihasimba ny carriere politique-ny


Hatraty ange io ry reto e. Tamin'ny voalohany nanondrana i Dada ireny manao valiboraingina rehefa am interview d napetrako mits alou hoe : "court et clair kosa izany firesaky Dada izany". Saingy niverimberina sad miaraka am teny tsy voahevitra no tohiny taty aoriana. Ary ilay manimba ny mpandrahara malagasy no tena ts raikitra. Rehefa manao ianao ka mety d tohizo fa tsara fa tsy hoe : "TAPAHIKO NY LOHAN-DRANONA FA MITADY HIZARA ILAY TOMBOTSOA BE". Lasa fifaninanan-devoly ilay izy fa tsy masina intsony.
10. milamm ( 08/06/2009 09:36)
ka ilay toe-tsaina fototra maha-malagasy mihitsy re olona no voa a,
Tanindrazana,fifanampiana sy fihavanana ary tsy maintsy ho voafehin'io ranomasimbe indiana io ihany ny nositsika rehetra ,fifaninana handroba fanjakana no iafarany nisy ihany ireo tantara azo tsarainy fara-mandimby fa ireto mpitondra politika tsy ankanavaka taorinan'ny 1972 ireto no tena mitana andraikitra lehibe @ izao tsy rariny izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0431