Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
tgvravalo ( 10/06/2009 09:12)
I ANDRYWUI NO TENA TSY TIA HAT INDRINDRA ATO
Sniff tchroufff aleo mody hakahalaina hono ny tim fa sao de ouain be eo lery ka samborin i sarla sniff tcroufff rehefa milahatra ny gtt dia i andrywui no vodilaharana sao ouaineo sniff t... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:27
xxx ( 10/06/2009 08:59)
tratran'i hery ihany ra8tgv ,locl , zoam ,cyril mpanao porno
tratra ihany zany ny mpandefa sary porno tato amin'ny serasera tsika kà , hinoana zany ry Mpiandraikitra fa hadio tanteraka ity serasera ity manomboka izao satria ireo voafatotra ambody poteau ireo i... tohiny
general ( 10/06/2009 08:02)
ANDRYWUI KOSA NO HITA FA TSY LANIN'I TIM ATO INDRINDRA
Tsy manao politique aho fa mijery fotsiny ny ataonareo ato fa asa na noho io Andrywui io mivantambatam-piteny na ahoana marina fa isaky ny misy miditra eto dia any aminy aloha no mivantana ny resaka... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:37
Mirananirina ( 10/06/2009 07:40)
hoan'ilay be vava hoe tsy ianareo avy any ivelany no..
Aiza ianao e,be vava ery hoe tsy ianareo avy any ivelany no miseho milay ;tsy mahita ny zavamisy aty Mada akory (mantsy ny GTT) io....... Olona avy aiza daholo no miara miasa aminy TGV amin'izao?????... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:40
xxx ( 10/06/2009 07:32)
String et tanga inona no maha samy hafa azy?
Ny ahy hoy ilay joba tanga noanaovako ato , ny ahy string hoy ilay iray ! Dia hoy aho hoe inona ary no mahasamy hafa an izany ? ... tohiny
novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:35
Noue ( 10/06/2009 07:14)
Mitadiava argument hafa fa inona ary ity eee ??
Dia variana dia variana kosa aloha aho raha mahita ny fandehan-dravatra ankehitriny eee ! mi-grève ny Grève à la Douane, grève chez les personnels paramédicaux , grève chez les employé... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:43
RATOVOARY ( 10/06/2009 06:43)
Misy antony (LALATIANA)
Misy hiran'i Lalatiana sy Haingo (angamba izy izay) hoe : MISY ANTONY mba tiako hananana ny tonony na izay manana video dia mba alefaso eto ny lien. Misy ohatr'izao ilay tonony : Matoa tsy mitady ... tohiny
novalian'i RATOVOARY ny 15/06/2009 12:39
penguin ( 10/06/2009 05:46)
Tombontsom-BAHOAKA tsy ho an'ny TGVendrana irery
Hita mazava fa tsy ireo teo @ 13 Mai niaraka t@ TGvendrana irery no atao hoe vahoaka Malagasy. Noho izany dia tsy ry zareo irery no afaka hilaza fa mahalala ny tombontsoan'ny vahoaka Malagasy manontol... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:46
zoam ( 10/06/2009 05:07)
en fin tonga ihany ny PPN avy any arabie saoudite faly be ah
Surprise lors du départ de la délégation d’»investisseurs» saoudiens: ces derniers quittent l’hotel Carlton sans payer les frais d’accomodation. Panique donc à la direction de l’hotel, q... tohiny
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:49
soanja ( 10/06/2009 02:38)
Efa nisy nandray bibilava ve ny mpino eto?
Araka ny voalaza ao anaty baiboly, [b]Marka 16:17-18[/b] 17 Ary izao famantarana izao no hanaraka izay mino: hamoaka demonia amin'ny anarako izy; hiteny amin'ny fiteny izay tsy mbola hainy izy; ... tohiny
bazylou ( 09/06/2009 23:02)
zavatra tapaka
- tsy tafavoka ry manandafy and co!! - HO avy ny fanesorana ny ambasdera rehetra !! - NY us lasa nilefa hono manohana an'i Peau rouge.lery fa nanao negociation hono izy e!! - Ry tim manao negociati... tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 09:12
tgvravalo ( 09/06/2009 22:51)
MITENY AN I HERY FA TSY MPANDEFA SARY
Sniff tchroufff sao dia mba diso lakile nareo fa vohay ny tranonay an sa vovisdin i noue koa nareo sniff tchroufff :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 22:14
cyril ( 09/06/2009 21:59)
ARY NIARO TENA BE ANDROANY LE MPANISA ANDRO
Fa angaha moa mila miaro tena be elah ry andrywui satria raha be fiarovana eo elah de vao maika lalaoviko fa raha tsy miaro tena elah de resy be ,ka haninona ha ha ha... tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 17:47
xxx ( 09/06/2009 21:52)
ABAT ANDRYWUI
Be no mahita ato fa raha jerena @ reo tgv reo dia i andrywui no tena doma indrindra de manaraka i patrick2002 de i bazylou de essera fa samy doma daho klo fa mpanompo sampy daholo ,i rakaroka moa de ... tohiny
novalian'i Rajakoo ny 10/06/2009 22:34
xxx ( 09/06/2009 21:35)
VIVE BAZYLOU
raha nandinika ny mpijery dia i bazylou no mpanao politika misy saina sy feno fahendrena indrindra eto ny tim dia tsy ampy fandinihina . VIVE BAZYLOU !... tohiny
novalian'i tgvravalo ny 09/06/2009 22:45
bazylou ( 09/06/2009 21:04)
mpandainga ny tim sy nygtt
nilaza hono ry leronyfa tsy hisy fihaonana izany intsony raha tsy eo i le8 !! anio anefa dia nizity teny aminn'y carlton ry tim fa hiady hevitr amnistie hoe!!! :-D :-D :-D :-D mila ranondranona a... tohiny
novalian'i xxx ny 09/06/2009 21:30
tgvravalo ( 09/06/2009 20:59)
tsy maintsy hosakanana i tgv ravalo satria mankahala tim sy
sniff tcroufff de zay zany fa miandry ny rariny otran ny vahoaka marobe fa feno censsure ato :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ ... tohiny
novalian'i xxx ny 10/06/2009 16:13
halloween ( 09/06/2009 20:34)
Rahery a!velona ao ndray ravalotgv fa vonoy haingana tao !
mody niova kely tgvravalo lery !!! hanohy ny asa ratsiny ato ndray leio fa mailo ihany rahery a... tohiny
novalian'i general ny 10/06/2009 08:41
andrywui ( 09/06/2009 20:19)
IZA NDRAY NO MANARAKA FA TOA NITSEFOTRA COMESA E
HA HA HA !! iza ndray ny manaraka hampidirina eto M/car hamotika ny Tanindrazana malala amin'ny Bombe sy ny napalm (grenade mandoro) fa toa nitsefotra sy hitsefotra ndray ty comesa nadrandraina ty e! ... tohiny
novalian'i essera ny 10/06/2009 09:29
Noue ( 09/06/2009 19:48)
Le president de la HAT accuse l ex-maire Andry Rajoelina
rana tena dinihina ity voalaza eto ity dia tena marina mahintsiny ee! [size=70][color=green][b]« La construction de l’hôtel de ville est un des grands projets, défis de Rajoelina quand il éta... tohiny
novalian'i Noue ny 10/06/2009 06:58
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 5.6461