zavatra tapaka
1. bazylou
(
09/06/2009 23:02)
- tsy tafavoka ry manandafy and co!!
- HO avy ny fanesorana ny ambasdera rehetra !!
- NY us lasa nilefa hono manohana an'i Peau rouge.lery fa nanao negociation hono izy e!!
- Ry tim manao negociation hono nefa le8ny tsy eo!!! ( mahagaga an, inona ary no tadiaviny hoyianao ???)
- tsy lanin'ny vavonin'ny tim ny frantsay !! ( pauvre ami)) :-D :-D :-D :-D nefa ry gtt aty amin'ny frantsay mandrovy tsihy!!

novalian'i xxx ny 10/06/2009 09:12
3. bazylou
(
09/06/2009 23:15)
Tsy ho tafavoaka vetivety ny baolina amin’ity krizy ity. Mivazizotra amin’ny hanadiovana azy tanteraka indray i «Deba».
Mikatso tanteraka ny dinika itadiavam-bahaolana hihaonan’ireo solontena 4 avy amin’ireo Filoha nitondra teto, tanterahina etsy amin’ny Hotel Carlton, eo ambany fitarihan’ireo «Groupe de Contact» avy amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ny resaka «amnistie» no tena olana mampikatso ny raharaha hatreto. Samy miziriziry amin’ny tsangan-kevitra ijoroany momba an’io ny efa-tonta. Miova isan’andro ny zava-miseho. Tsy nijanona tamin’ny resaka famotsoran-keloka intsony ny sasany fa niitatra amin-javatra hafa. Raha ny fanazavan’Ing. Dramé Tiebilé, mpanelanelana avy amin’ny Firenena Mikambana, omaly hariva teny an-toerana dia mitaky ny hanadiovana azy indray ny Amiraly Didier Ratsiraka ka atao toy ny tsy nisy ireo ambara fa heloka nataony tamin’ny 1997 sy tamin’ny taona 2002. Io indray no fepetra vaovao napetrak'i «Deba» mialoha ny hirosoana amin’ny zava-drehetra.
Etsy andanin’izay dia mbola mipetraka hatrany ny «amnistie» takian’ny avy amin’i «Dada» izay hita fa mampisalasala an-dry zareo avy amin’Ing. Andry Rajoelina.
Ankoatr'izay, tsy hanaiky ny HAT hanasonia ilay didy hitsivolana hamoahana ny famotsoran-keloka ihany koa ny TIM satria toy ny manaiky ny fitondran’ny HAT ho mpitondra ara-dalàna izy ireo. Amin’ny alalan’ny didy hitsilovana anefa no tokony hamoahana ilay resaka «amnistie», raha ny fanazavana nomena mpanao lalàna manatrika ity fifampidinihana ity. Raha ny fanazavan’ity farany ihany, dia tsy ny lafiny «juridique» sy teknika intsony no olana amin’ity dinika ity fa ny resaka pôlitika no tena tsy mahatafavoaka azy. Tsy mbola hita ato ho ato mihitsy izay marimaritra iraisana sy vahaolana amin’ity fifampidinihana ity. Ing. Dramé Tiebilé rahateo dia nanamarika fa tsy mbola tena fifanarahana no atao amin’izao fotoana izao fa mbola fametrahana «prealable» fotsiny ihany.
Ny Tahiry R.
hoy gazetiko :-D :-D

5. xxx
(
10/06/2009 05:27)
ity rabazi jerena dia midodo tsara elahy an
http://www.dailymotion.com/relevance/search/marimar/video/x7vtgg_marimar_music?hmz=707265766e657874 :-D :-D :-D
tandremo soa dia manotra aho an :-D :-D :-D

6. Noue
(
10/06/2009 05:54)
yuka:
Eo le bazylou d miteny irery eo fa tsy nde matory fa tsss
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. Mirananirina
(
10/06/2009 07:53)
Eo le bazylou d miteny irery eo fa tsy nde matory fa tsss=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. xxx
(
10/06/2009 08:12)
tratra i ravalotgv mpanao sary porno teto amin'ny serasera tsika , andrasana tsy ho ela koa i Locl sy i Zoam
tsiky dia ampy !
tsiky dia ampy !
9. yuka
(
10/06/2009 09:09)
Tapatsinay ndray nareo zany a! :D
ka i bazylou anie ry reto efa tsy misy mamaly mbola asesika ihany izao aingam
panahy rehetra ao ampony ao zao e!
tsy mahalala andro efa divaraina fa mbola laozana minainaina :-D :-D :-D

10. xxx
(
10/06/2009 09:12)
tratra i ravalotgv mpanao sary porno teto amin'ny serasera tsika , andrasana tsy ho ela koa i Locl sy i Zoam sy cyril
tsiky dia ampy !
tsiky dia ampy !