String et tanga inona no maha samy hafa azy?

1. xxx ( 10/06/2009 07:32)
Ny ahy hoy ilay joba tanga noanaovako ato , ny ahy string hoy ilay iray !

Dia hoy aho hoe inona ary no mahasamy hafa an izany ?


novalian'i Papoose ny 09/07/2009 13:35
2. TWING ( 10/06/2009 10:11)
Ny iray S Twing dia ny iray S Tan
3. xxx ( 10/06/2009 13:21)
Tsy mitovy ny fanoratra azy sy ny fanonona azy e! sa inn ndray re no mety ahasamihafa azy e! :-D :-D :-D
4. Papoose ( 10/06/2009 16:34)
mety ny endriny rehefa anaovan'ny le olona no mahasamy hafa azy! :-D
5. tess ( 10/06/2009 17:09)
ny string tena tady kely ny midina avy eny ambony aoriana fa ny tanba mbola mba misy lambany kely aon reh no hanazavaiko azy e! :^)
6. tess ( 10/06/2009 17:12)
ny string izany mahia kely lay tadiny fa ny tanga somary large! mazava kosa angamba noho ilay nosoratako teo aloha
7. xxx ( 10/06/2009 17:45)
tanga
http://www.laredoute.fr/vente-tanga.aspx?productid=324151592&documentid=207609&categoryid=22938206&pos=9_n_n&numberpage=1
string
http://www.laredoute.fr/Productdetail/ProductZoom.aspx?productid=324145267&documentid=207609&rank=1&defaultLabel=&defaultImage=http://zm.laredoute.fr/is/image/product/HDPicture/3/324145267_0001_HZ_1.tif
8. Papoose ( 11/06/2009 16:16)
tess, ka io wa arakaraknin'ny entana rakofany!!! mety lasa mitovy le string sy le tanga rehefa samy voasaron'ny entam-be ao! :-D
9. tess ( 11/06/2009 16:42)
papoose: ka raha string no mahazo entambe de miletika tsy hita tsony hoe manao atiny fa raha tanga dia mbola hita lay sarona kely otran'ny samosa ao aoriana fa ny eo ampovoany no miletika :-D
10. Papoose ( 11/06/2009 16:46)
rehefa ny eo aloha no tsy milentika miditra de ca va! :-D
11. tess ( 11/06/2009 16:54)
ka raha ny eo aloha koa no miletika dia mahavoa ny infection kou!
sady sao de manao effet-ny eo ka tsy laitra :-D izay vao hoe aza mi tangatanga eo e!
12. lemenakely ( 12/06/2009 05:16)
Aleoko lavitra aloha ilay tanga e, ny string ohatran ny mihavulgaire izany ?
13. tess ( 12/06/2009 05:36)
non kosa e! ny sainao ihany no mitondra an'io fa zé mampa l'aise anlay vevavy ihany, sy ny gout-ny......c pas vulgire du tout hihihih enao an! tsy mahay nin nin, ny mapa-vulgaire azy angamba dia ny fihetsik'i ny vavavy manao azy ihany , arakaraka ilay vevavy io! toy izay iany ny manao akanjo sexy ohatra na manao mini na akanjo moulante na pataloha moulant! ny fihetsikao sy ny toetoetranao ihany no maha vulgaire anao am fanaovana anreo na tsia donk tsy misy idirany ....TOY ny lingerie rehetra io fa tsy hoe lamaody akory ! samy manana ny maha metsy ny vatany sy n fekanjony.... :-P
14. xxx ( 12/06/2009 10:53)
Efa tsy lamody intsony HONO ny tanga sy string fa toa boxer indray , nisy namana vao nitady mantsy dia hoe efa tsy izany intsony izao hoy ilay mpivarotra
15. tess ( 12/06/2009 13:09)
angah?????? :-D :-D :-D
16. tess ( 12/06/2009 13:13)
kou raha tsy ny mpivarotra no mahalala zay mampal'aise ny vehivavy manao azy kou! ny ahy ny boxer atao fetina matory sady mafàna no confort refa etina matory, kou raha tsy hoe lamody no hanaovana azy io na tsia kou :-D
tsy lany lamody zany io! afa tsy ny barbotezy.....ny tsy hanaovana boxer na slip refa mekanjo anie lay mamaritra mitaratra be ety ivelany no antony e! fa ho anzé tsy miraharaha de manao zé tiny..... :^)
17. RATOVOARY ( 12/06/2009 13:21)
Efa tsy lamody intsony HONO ny tanga sy string fa toa boxer indray , nisy namana vao nitady mantsy dia hoe efa tsy izany intsony izao hoy ilay mpivarotra
Fa angah izy iny anaovana aderadera ety ivelany ouzy TURBO zay no hoe lamaody. Sa ny anareo ry xxx ny string atao ivelan'ny pataloha na jupe. :-D :-D Raha tsy izay kosa tsy kobo hoe manao string na tanga kou! :lol:
18. tess ( 12/06/2009 13:28)
fa ita oà ry tovo, nisy namako zay nanao mariazy soratra dia nanao akanjo moulante sady fotsifotsy , tsara dool ny teny aminy fa ny slip namaritra taratra be tety ivelany no nanimba ny hatsarany, fa velondresaka dool ny olona hoe tokony string no nanaovany na ny lahy aza mba vaky vava hahahaha!
amzay sendra somary nivilana lay slip ratsy fimpetraka de nanimba maso beuh
izay no antony fa tsy resaka lamody izany,
toy ny fampiasànao tampax sy ny serviette matevibelona na ny protège slip ihany io, izay mapal'aise anao ihany no hanaovana,
19. RATOVOARY ( 12/06/2009 13:34)
nisy namako zay nanao mariazy soratra dia nanao akanjo moulante sady fotsifotsy , tsara dool ny teny aminy fa ny slip namaritra taratra be tety ivelany no nanimba ny hatsarany, fa velondresaka dool ny olona hoe tokony string no nanaovany na ny lahy aza mba vaky vava hahahaha!
:-D :-D :-D Dia tena tsy mba nijery tsara kosa le mpampiakanjo azy raha izany fa faly fotsiny hoe vita ty, sa efa tara fotoana be de tsisy segondra nanopazana maso intsony gauche-droite. Nefa anie misolo silipo zany na 1mn aza de vita e!
20. tess ( 12/06/2009 13:46)
efa stressée kosaa alou sady lay sipa tsy mpanao string fa zany hoe raha nisy niteny izy de nanao ihany fa hadino ny niteny azy hihihihi mais bon!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8038