String et tanga inona no maha samy hafa azy?

21. Papoose ( 12/06/2009 14:57)
xxx, le hoe lamaody sy tsy lamaody angamba zay tokon'ny zakan'ny entana ihany ka!!! na boksera io na boktsisera!!!! imazineo ne hoe vhv efa mipotsaka nefa mbola hanao kilaoty tsy mitana ilay mipotsaka, zany v tsy ho viktim de la maody? :-D
22. tess ( 12/06/2009 15:06)
:-D raha mipotsaka zany kosa aloha de aleomanao mili bandy e! :-D
23. vale ( 12/06/2009 15:31)
:-D :-D :-D :-D
24. Papoose ( 14/06/2009 15:36)
milibandy tsy rovitra koa en plus! fa raha rovidrovitra ca revient au meme! :-D
25. ari.malala ( 15/06/2009 06:15)
ny in no mipotsaka alou fa ts alapazy ny tenanay e!
26. tess ( 15/06/2009 12:46)
ny ao anty kilaoty ry ari . satria resaka lingerie no rsahina :-D
27. Papoose ( 15/06/2009 16:11)
tara train marina i ari cherie eto!!! :lol:
28. tokynat ( 09/07/2009 07:58)
tsy aleo asina sary mitsy manazava azy de @zay hita eo oe ity nray de ty nray,,,sa aƓna????????????
29. Papoose ( 09/07/2009 13:35)
asio ary e :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5321