I ANDRYWUI NO TENA TSY TIA HAT INDRINDRA ATO

1. tgvravalo ( 10/06/2009 09:12)
Sniff tchroufff

aleo mody hakahalaina hono ny tim fa sao de ouain be eo lery ka samborin i sarla

sniff
tcroufff

rehefa milahatra ny gtt dia i andrywui no vodilaharana sao ouaineo

sniff
tchroufff

:^) :^) :^) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) ;-) o^o o^o o^o o^o o^o :@ :@ :@ :@ :@ :@
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:27
2. yuka ( 10/06/2009 09:14)
vaovao marina ve zany e! :-D :-D :-D
3. tgvravalo ( 10/06/2009 09:20)
faly ery i yuka fa mahazo namana miafina

miketrona dia ampy


:^) :^) :^) :^) :^) :^)
4. Bazily ( 10/06/2009 12:37)
miketrona dia ampy
:-D :-D :-D Niova ny sloga-ny le
5. yuka ( 10/06/2009 13:18)
Zah anie tsy ranon'ikopa ka nahazo namana indray ve vao ho mavomavo :-D :-D :-D
Marina ve zany ry andrywui :-P ;-) :-P
6. KALACK ( 10/06/2009 17:59)
hoy ny TIM :

faly ery i yuka fa mahazo namana miafina

miketrona dia ampy


ary hailiky ry zareo be anie YUKA zany e
7. ravalotgve ( 10/06/2009 18:01)
sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =))
8. fijo ( 10/06/2009 19:27)
ita fa wiwi anie itak tao paris e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7286