Rahery a!velona ao ndray ravalotgv fa vonoy haingana tao !

1. halloween ( 09/06/2009 20:34)
mody niova kely tgvravalo lery !!! hanohy ny asa ratsiny ato ndray leio fa mailo ihany rahery a
novalian'i general ny 10/06/2009 08:41
2. Noue ( 09/06/2009 20:36)
tena io marina lery !! :^) :^) :^)
3. AndriambyII ( 09/06/2009 20:56)
Noue:

tena io marina lery !! :^) :^) :^)

Aiza aiza izy izany ry noue ???
Ary i ra wui wui nga tsy voadaka ko nef lery no tena be taimbaka eto ??

:P :P
4. tgvravalo ( 09/06/2009 20:56)
iza ty mamo miantso polisy ty ndray

sniff
tcroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =))
gadrain i sarla fa ataovy eo ange eee
5. general ( 10/06/2009 08:41)
hay ve enao le ravalotgv manao sary porno zany e,faly mahafantatra anao ihany aho aloha dia mbà miovà amzay ary e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2886