hoan'ilay be vava hoe tsy ianareo avy any ivelany no..

1. Mirananirina ( 10/06/2009 07:40)
Aiza ianao e,be vava ery hoe tsy ianareo avy any ivelany no miseho milay ;tsy mahita ny zavamisy aty Mada akory (mantsy ny GTT) io.......
Olona avy aiza daholo no miara miasa aminy TGV amin'izao??????????????,
Gasy 5 no fantako dont 2 havako ,no lasa any Dago miaramiasa aminy TGV,nefa anie ka tsara asa daholo ireo teto.Ireo no fantako fa mety mbola misy hafa betsaka tsy haiko.Nahoana ary no tsy gasy tao Dago ihany no nalainy hiaramiasa aminy fa olona avy aty ivelany daholo.
novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:40
2. general ( 10/06/2009 08:31)
slt aki miranirina , ndry aky mahavita mifandahatra aminireto beton be reto ka ,
3. yuka ( 10/06/2009 08:50)
Elaela izany Mirana a! :D :-*
kabary tsy valina aky ny an'ireo Tgv foza reo a! :-D :-D :-D
4. general ( 10/06/2009 08:52)
slt akia Yuka ,mahafatifaty kely akia le chinoise kelindry io
5. yuka ( 10/06/2009 08:56)
salut wui oui tinao ve le chinoise keliko io ry Andrywui? :-P :-* :-P
6. tsiafoi1 ( 10/06/2009 09:02)
:lol: :oops: :lol: :o Leity e!
Miala any indray general Andrywui ka pelaka ve sa lesbienne ? hihihih
7. general ( 10/06/2009 09:02)
Yuka raha mba manohana sy manaraka ny politique ataonareo ato ve aho dia efa lazainareo fa iray ihany amin'i andrywui ? angaha tsy mba misy raison politique avoavo kokoa noho izay hanaporofoana ny fahadisoanao ? soa fa tsy eto amin'ity politique ity ny domaine ko
8. essera ( 10/06/2009 10:10)
Mirananirina:
Aiza ianao e,be vava ery hoe tsy ianareo avy any ivelany no miseho milay ;tsy mahita ny zavamisy aty Mada akory (mantsy ny GTT) io.......

Tsy ao tsara ko ndry zany ry Mirana. Ny olana d misy ny antokon\'oul miakatra am napa any ivelany. Aza ampitoviana amin\'ilay wé oul manana traikefa azo iaraha-miasa fa vitsika sy petrole ko zany.

Mirananirina:
Olona avy aiza daholo no miara miasa aminy TGV amin\'izao??????????????, Gasy 5 no fantako dont 2 havako ,no lasa any Dago miaramiasa aminy TGV, nefa anie ka tsara asa daholo ireo teto. Ireo no fantako fa mety mbola misy hafa betsaka tsy haiko.Nahoana ary no tsy gasy tao Dago ihany no nalainy hiaramiasa aminy fa olona avy aty ivelany daholo.

Dia vao miha-manamarina fa ny fa mahay ilay olona matoa alaina fa tsy hoe be sandry. (mseho be sandry = GTT). Ary izany oul manana fandava-tena hiara-hiasa fa tsy hiandry an\'i Dada tsy hiv... hiverina sady efa valaka.

9. Mirananirina ( 10/06/2009 10:39)
Tsy ao tsara ko ndry zany ry Mirana. Ny olana d misy ny antokon'oul miakatra am napa any ivelany. Aza ampitoviana amin'ilay wé oul manana traikefa azo iaraha-miasa fa vitsika sy petrole ko zany

manana traik'efa???????,,,,,
Vendrana be sy dondrona daholo izany ireo olona any Dago??????????????

Dia vao miha-manamarina fa ny fa mahay ilay olona matoa alaina fa tsy hoe be sandry. (mseho be sandry = GTT). Ary izany oul manana fandava-tena hiara-hiasa fa tsy hiandry an'i Dada tsy hiv... hiverina sady efa valaka.

Mahay ilay olona??????????????,,hihihi,havako akaiky ny 2
averiko indray fa ny Malagasy no tahina fa tsy ny efa manana eto no mbola asaina mameno paosy any ihany
10. Mirananirina ( 10/06/2009 10:41)
slt aki miranirina , ndry aky mahavita mifandahatra aminireto beton be reto ka ,
s
salut géneral,tsy maintsy hoe mifanandrana eto foana e
Elaela izany Mirana a!
kabary tsy valina aky ny an'ireo Tgv foza reo a!

Salut yuka,eto foana ka,mijery eto foana aho aky isan'andro an.
11. fijo ( 10/06/2009 19:40)
aza hadino koa fa misy frantsya mpanolotsain aazy ao.toa anaran aamboadia izay le izy,nefa nanenjika ilay raika lahy taloha fa hoe mampiasa vahiny fa tsy gasy????tena tgV mihintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4041