Mitadiava argument hafa fa inona ary ity eee ??
1. Noue
(
10/06/2009 07:14)
Dia variana dia variana kosa aloha aho raha mahita ny fandehan-dravatra ankehitriny eee !
mi-grève ny
Grève à la Douane,
grève chez les personnels paramédicaux
, grève chez les employés de l’Office national de nutrition (ONN)
, grève aussi auparavant,
grève à la CNAPS,
grève à la Banque centrale ;
grève desfonctionnaires,
grève des médecins fonctionnaires
grève dees non-médecins du ministère des Sports
sy ny sisa tsy voatanisa !!!
Dia sahy milaza ndefo oe
[size=70]Roindefo estime que c’est la manifestation de l’expression démocratique qui n’a pu voir le jour sous le précédent régime.[/size]
na dia efa hita zao aza fa be ny olona mitranga @ zao fitondra non democratique zao !!!
Dia ny tena =)) =)) =)) =)) =)) ahy dia ity
[size=70]Mais le premier ministre de la HAT ne s’est pas empéché de faire porter les causes des mécontentement des grévistes de tous les bords sur le dos du régime précédent, arguant que la HAT n’est là que depuis trois mois environ.[/size]

novalian'i fijo ny 10/06/2009 19:43
2. Noue
(
10/06/2009 07:17)
arguant que la HAT n’est là que depuis trois mois environ.zany ka te hanao eo koooo ! dia tsy aleo ve oa mitady argument hafa fa raha oe io vao 3 volana io foana no mba hialana bala dia tsy tafa eee ! Il faut assumer dia basta ! :-D :-D :-D :-D :^) :^) :^)
3. tsiafoi1
(
10/06/2009 07:24)
Les mettre sur le dos des autres est un signe d'incapacité et faiblesse
4. Mirananirina
(
10/06/2009 07:43)
Vao manomboka dia izao sahady ,mbola aiza re izany e;migrevy daholo fa lany ny vola,tsy mandroso ny firenena,
5. xxx
(
10/06/2009 07:55)
Roindefo estime que c’est la manifestation de l’expression démocratique qui n’a pu voir le jour sous le précédent régime
Efa mitapy !!!
:-D :-D :-D :-D :-D
6. mihitsy
(
10/06/2009 08:11)
Ny tsy fantatrao ry Noue, na odianao fanina fa mpiaraka tam ra8 no mitarika reo grevy reo am ankabeazany satria matahotra ny sezany sy ny tombotsoany. De satria ankehitriny lamaody sy tsy mampahatahotra ny maneho hevitra dia sahy migrevy zareo, sady eo koa ny fanakorontanana ny hat mba hitsingilahila
7. sakaymena
(
10/06/2009 08:50)
marina mihitsy eo fa avy ao am fitondran amperin'asa foan ny fotoran'ny grev de ny vahoaka res lahatra de manampy tosika efa impiry no nisy nikasa handrodan ny fitondra ndravalo fa zao vo rodana
ary matoa ny fitondrana voatohitohina nisy zavatra tsy nandeha tao na fifandirana akolafi-kery anaty ny sam majorité de vaky ny ady ary de toy zany foan e
ary matoa ny fitondrana voatohitohina nisy zavatra tsy nandeha tao na fifandirana akolafi-kery anaty ny sam majorité de vaky ny ady ary de toy zany foan e
8. tsiafoi1
(
10/06/2009 11:19)
Signes de mécontentement daolo ireny grèves rehetra ireny. Rehefa ela ny ela tsy maintsy hipoaka ny sarom-bilany na ho azeran'ingahy roindefo any andamosin-dRavalo daolo aza ny rihitra rehetra... Sady izao no tsy tsapan'ireo HAT, Ravalo anie toy ny TANTELY NAMELA MAMY, tsaroan'ny olona foana ny maminy, ka na maty nanindrona aza adinon'ny olona ny tsindro-maheriny... Fa ny lainga afafin'ireto HAT ireto dia tonga @'le fitenena hoe "Ny lainga toy salaka, ka ny tompony ihany no afatony"
9. fijo
(
10/06/2009 19:43)
ny tsy mampety an'io HAT io anie dia tsotra e,hafangarony ny "tetezamita"sy ny governemanta mahefa aminn'y fempotoana tsotra.
ny tetezamita tsy natao hanan aprograma hafa tsy ny hanoman any fifidianana,fa tsy hoe hanome sekoly aho sy ny sns.hany ka mialatsiny sy manilika lava no sisa atao
ny tetezamita tsy natao hanan aprograma hafa tsy ny hanoman any fifidianana,fa tsy hoe hanome sekoly aho sy ny sns.hany ka mialatsiny sy manilika lava no sisa atao