ADDIS ABEBA,Ra8,Ratsiraka,Zafy,TGV - ho tonga ny election

1. kidoropamba ( 08/06/2009 11:16)
Manomana ny terrain izao TGV. Handeha any Addis Abeba ny mpitondra (taloha sy ankehitrio) hanao sonia ny charte ahafahana mametraka ny rafitry tetzamita sy ny fifidianana.
Na misy banga aza ny sonia dia raha misy olona roa manao sonia dia efa mahazo reconnaissance ny HAT ary mandroso @ famatsiam-bola isika ka hirona @ fifidianana.

Vonona izahay na inona na inona ny option misy.

TGV hilatsaka. Tsy handaniana rora intsony io fa efa mazava. Inona no hiatrehana an'izany, izay no atao izao.

Ra8 dia hilatsaka. Hanakana an'izany no mahataraiky ny fanoavana sonia an'io charte io satria izany ra8 milatsaka izany dia ny herin'ny TGV no mihena. Nilaza moa TGV (tao @ lacroix) fa tsy mila reconnaissance/ Midika izany io fa manery dia manery ny Groupe de contact international tarihan'ingahy Dramé ao. Ka raha tsy azo ny "reconnaissance" dia Tsy vita ny sonia an'i Charte ary tsy afaka milatsaka Ra8.

Ka raha ohatra kosa tafita ihany ilay charte dia aleo aloha apetrapetraka ny TGV rehetra. Fomba fiady ihany izany @ politika. Mety amiko izany satria io mihitsy no vohiziko amin'ny fampielezan-kevitra hamelezana ny adversera.

Nosaziana Ra8 mba hanemorana ny fanaovana sonia miaraka @ groupe de contact.

Miakapeo alain ramaroson, roindefo, ny HAT tsy mila hono ny communauté internationale satria hiverina hilatsaka (fa tsy ho filoha) ingahy Ra8. Izay no ao anatin'ny charte ao.
Manaiky an'io charte io Zafy satria demokraty. Eken'ny Zafy ny filatsahan'ny Ra8 ka raha tiam-bahoaka izy dia ho hita eo. Izany no vidin'ny reconciliation nationale notadiavin'ny Zafy hatr'izay.

Manaiky an'io charte io koa rstairaka raha misy ny amnistie. Tsy hilatsaka ho kandida anefa Ratsiraka satria efa fantany ny hery politikany.

Manaiky an'io Charte io koa Ra8 satria ahafahany miverina an-tanindrazana ary milatsaka ho fidiana.

TSY MANAIKY ny HAT noho ny antony mazava.
Ka izay no mahatonga azy manohitra ny aministie an-dRatsiraka, nanamelohana an-dra8; ary namporisihana ny "tanora" t@ Assise (izay hamafisin'ny Assie regionale koa izany) ny hanovana ny Constitution hanaovana ny kandida ho 35 taona.
Matahotra ny tsy ho lanim-bahoaka ve TGV ka mahatonga izy Manilika ny olona sy mamafa ny zon'ny sasany?

Io no mahatonga aho hilatsaka satria aty amiko no hitontonan'ny baolina satria ady saritaka ny andrizareo.

Miomana àry fa tsy maintsy tonga izahay. KPB
novalian'i papala ny 09/06/2009 08:12
2. andrywui ( 08/06/2009 11:39)
Tongava elah mihitsy letsy rakidoro milatsaka

fa izao lety a!! rehefa tonga any elah de ataovy ze moyen rehetra hitanlah tsy ahafahan'i Ravalo milatsaka intsony lety a!!
efa misy anle 4taona sy le 60millions $ aloha mamatotra azy !!
--fa kendao mafimafy any ihany tsy ahafahany milatsaka filoha intsony !! de mahavità soamatsara ny Propagandinlah letsy a!!

--raha mila miaramila elah de kozio aho !!

ha ha ha !!!
3. yuka ( 08/06/2009 12:43)
Ry andrywui kay mitsatsaka raha mbola hilatsaka ravalo :-D :-D :-D
nareo ihany dia efa mahay hoe raha milatsaka izy dia ho faly ny vahoaka ary tsy hisalasalana ny fandreseny :D :D :D
4. halloween ( 08/06/2009 12:50)
raha milatsaka izy dia ho faly ny vahoaka ary tsy hisalasalana ny fandreseny



tsy haiko aloha ry YUka ze vahoaka hifaly any fa rah vao miditra eto amin tanin'ny Repoblika Malagasy ravalo de tapaka ny tendany !!
--hatonon'ny olona iny !! be loatra zay olona efa matiny hatramn 2002 no ho makaty zay kà !!!
5. yuka ( 08/06/2009 12:54)
Ny namono tamin'ity 2009 ity no nahafaty betsaka ka!

Mety i Sarla angamba no hanapaka ny tendany,fa raha ny vahoaka dia efa vonona ny hitsena ampifaliana :D
6. andrywui ( 08/06/2009 13:03)
Ny namono tamin'ity 2009 ity no nahafaty betsaka ka!

Mety i Sarla angamba no hanapaka ny tendany,fa raha ny vahoaka dia efa vonona ny hitsena ampifaliana



ary mbola tsy teraka ve i Yuka tamn 2002 sa efa sy teto M/car tsony ka tsy nahita ireny olona amanarivony novonoin'i ravalo tam alalan'ny reservistes tany amin faritany ireny !!?? sa mody faninnn ve Yuka ?
7. rabaradaka ( 08/06/2009 13:11)
Dadatoa, tsy lany io TGV io na ny sovalinay aza no hifaninana aminy
8. andrywui ( 08/06/2009 13:18)
Dadatoa, tsy lany io TGV io na ny sovalinay aza no hifaninana aminy


raba a! le soavaly any amponjan'i Manjakandriana ve no hantenain'i toi ??
9. kidoropamba ( 08/06/2009 14:09)
Efa nanao "paix de brave" ny miaramila mba hirosoana @ reconciliation nationale sy ny fitandroana ny tombotsoam-pirenena.

Mila miverina Ra8 avy amin'ny alalanan'ny Charte ka ahafahany milatsaka ho fidiana, atao ny Amnistie ahafahan'ny nitsaoponenena rehetra miverina an-tanindrazana ary milatsaka ho fidim-bahoaka izay te hilatsaka, avoaka ny gadra politika rehetra. MIANKINA AMIN'NY CHARTE DAHOLO izany FANDAMNINANA NY FIRENENA SY NY FANAOVANA RECONCILIATION NATIONALE IZANY.

Arosoy avy eo ny fifidianana.
10. xxx ( 08/06/2009 18:11)
f'inona koa zany
11. xxx ( 08/06/2009 18:12)
ra 8 ihany ny ady eo
12. xxx ( 08/06/2009 18:14)
tsisy élection izany fa ra8 no mamaita ny mandat-ny aloha
13. xxx ( 08/06/2009 18:16)
rehefa vita ny mandat-dra8 vao manao éléction
14. xxx ( 08/06/2009 18:18)
miandry ny fiverenandra-8 ny vahoaka
15. xxx ( 08/06/2009 18:19)
vive ra8
16. xxx ( 08/06/2009 18:20)
tsisy hilàna fifidianana izany
17. xxx ( 08/06/2009 18:34)
miandry @dra8
18. Noue ( 08/06/2009 18:38)
marina aloha fa oe Ravalomanana tokony mbola teo satria tsy mbola tapitra ny mandat-ny saingy efa niara-mahita iny ny fandehan-zavatra ka aleo ny vahoaka no haneho izay tiany hapetraka eo ! io fifidianana io anie no tena hatahoran'tgv eee !
19. xxx ( 08/06/2009 18:56)
kidoropamba a!avelao ho avy ze ho avy fa ho an'i be volombava ny toaka! sa ?
20. kidoropamba ( 08/06/2009 20:29)
Marina izany. Avelao ho avy izay ho avy. Fa aza adino ny tombotsoam-pirenena. Raha tsy izany hiverina ny CAPSAT........Tandremo fa tsy andry no mibaiko an'ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1048