ADDIS ABEBA,Ra8,Ratsiraka,Zafy,TGV - ho tonga ny election

21. milamm ( 09/06/2009 00:39)
ny olona samy olondehibe ry ambodikidiro fa aza be safary ela ,tsy ela mihitsiny no hanoro ny tokony hataony olona eto fa ipitsiho tany =))
22. tsiafoi1 ( 09/06/2009 06:11)

De tena mitsatsaka amin-dRavalo daolo ny iray tanana.

Ravalo tsy rava raha tsy any ambanin'ny tany, satria TANTELY MAMELA ny MAMINY, mamim-bahoaka, ary hiaraha-mahalala fa ny fitiavana tsy ho levona, fa toy ny lamban'akoho ka faty no hisarahana.

Ireny Filoha Ravalo ireny le hoe vatolampy ampy handihizana, hosoran-tay vao maika mandina sy mangirana rehefa lalovan'ny riaka ka miala ny faika-malotony.
23. papala ( 09/06/2009 08:12)
o ry kidoropamba a! RAHA MISEHO AZY HO TIAN'NY VAHOAKA NY HAT SY NY FORONGONY DE : ASIO FIFIDIANANA ARY EO Andriamatoa Ravalomanana. 8O 8O 8O 8O 8O HIJEREVAN-TSIKA AZY HOE? ARY AMIN'IZAY FOTOANA IZAY DE TSY MAHAZO MIASA NY HERIM-PAMORETAN'NY TGV, APETRAO FOTSINY IREO BASY RAHA MAZANA! FA TSY ADALA AKORY NY VAHOAKA ETO MADAGASIKARA!
tsy hitako mihintsy zay zavatra mba hain'i ""foza horana"" andry rajoelina! afatsy ny mitokana tsangambato? 8O 8O 8O 8O . jereo ao @ ""la lettre de l'ocean indien"' n°1262 page 4 : Paris recommande TGV à Kadhafi.amin'izay frantsay daholo no mikomandy azy ! TENA SARIBAKOLY sady MPANDAINGA TSY VANONA. IRETO avy reo niaraka taminy ireo : Patrick leloup,Ann-philippe de la giraudièrre, riaz-barday, philippe leclerc, sophie deniau, jacques toubon : ireo frantsay ireo no nitondra azy tany @ Kadhafi. fa tsy nisy an'izany hoe nasaina izany izy. Dia torak'izay koa ny tany senegaly ( nahazo baiko).
TENA HO LEVONA ITY MADAGASIKARA ITY RAHA MBOLA IREO FOZA ORANA IREO NO HO EO AN! ARY tsy misy an'izany hoe nahazo fankatoavana avy atsy na aroa izany izy fa MPANDINGA MPANDAINGA. :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.8366