AVADIO NY TAFA (omeo ny hevitrao tsy misorona )
1. endrika01
(
08/06/2009 09:54)
Ajanona kely aloa ny adilahy politika,fa taritina aminity ndray ny saina.Tsy maintsy hisy ny fifidianana filoham-pirenena.Mba tanisao we ny hetahetany tsirairay,aminy adidy tsy maintsy totosan izay filoha voafidy eo ,mba hampisy ny fiainana hanjakany filaminana sy fitiavan-tanindrazana,fandrosoana.Satria raha afepenina manko le hetaheta fa lasa manara-drenirano izay lazainy hafa,de refa avy eo vo tonga saina tampoka de avy eo mikorotana de tsy mety izay.Aza ampidirina aminy valin-teny ny we,raha ranona no filoha de zao no tokony ataony,fa valio am-pitiavana,we na iza na iza no ho filoha eo.Dia ireto ny hetahetanay. ka arosoy ary na ho lava be azany ny lisitra :roll:
novalian'i endrika01 ny 07/07/2009 08:58
2. endrika01
(
08/06/2009 10:23)
Ny ahy manokana zao de ity,ny famaliana positive,ny dossiers reetra nangatahana titres na tany ,izay efa nohajariana ela,sy nilofosana an-taona maro be,nandaniana ny herim-po rehetra. Tsy tokony hitarozaka aman-taona maro be,na koa mbola asiana fisalasalana ny famaliana azy ireny we,ahato aloha fa mety hisy programan asa ny fanjakana atao eo! Nefa efa hita fa io no antoky ny ainy ilay mponina monina ao.Zara aza izy ireo misy anio hivelomany!
3. endrika01

4. mihitsy
(
08/06/2009 10:52)
Tokony ho ny karama ambony indrindra am mpiasam-panjakana no karaman'ny filoha voalohany indrindra. Faharoa: tokony hanana mari-pahaizana ambonimbony izy satria ny mpitondra taxibe aza nasiana diplôme farafaha-keliny fa oe manao loham-boto fotsiny eny an-dalana, mainka fa zay hitantana ny firenena
5. locl
(
08/06/2009 11:10)
alohan'ny hilatsahana aloha dia tokony mandalo test psycho-tehcnique ny candiddat rehetra ary ny resulat dia interprter'na expert avy any ivelany fa ny tena olana manko ity toe-tsaina efa vitan'ny fitavantena ity
6. andrywui
(
08/06/2009 11:20)
alohan'ny hilatsahana aloha dia tokony mandalo test psycho-tehcnique ny candiddat rehetra ary ny resulat dia interprter'na expert avy any ivelany fa ny tena olana manko ity toe-tsaina efa vitan'ny fitavantena ity
izy mihitsy io nataon dravalo io !! marina zan locl !! satria ny TGV vao haingana teo tsy mbola hita taratra !!
7. kidoropamba
(
08/06/2009 11:26)
Mazava io:
Ireto avy ny kandida:
- Andry TGV
- Ravalomanana
- Pierrot Rajaonarivelo
- Roland Ratsiraka
- Monja Roindefo
- Lahiniriko Jean
- KPB (Kidoropamba) sy ny ekipany
- Ravelson (AME)
Mbola misy ady izao: Ny HAT tsy manaiky ny hiverenan-dra8; ny communauté internationale kosa TSY hanome vola raha tsy "demokratika" ny fifidianana, dia Ra8 dia asaina milatsaka (fa tsy filoha izany).
Mila mametraka ny deipoté-ny (fifidianana solombavambahoaka izany aloha) ny TGV vao manao fifidianana filoham-pirenena.
Ka option iray no farany azon'ny TGV atao: Alefa ny fifidianana solombavam-bahoaka TSY MISY RA8. Dia rehefa azo ny maro an'isa ao dia alefa ny fifidianana filoham-pirenena na dia kandida aza Ra8 satria mety efa ho TGV daholo ny solombavam-bahoaka.
Ka ny fifidianana solombavam-bahoaka tian'ny HAT dia tsy ilàna vola avy @ vahiny ka ahamoramora ny falanian'ireo TGV député.
Amin'izay dia azo aroso ny fifidianana filoha.
Ny Communauté internationale avy eo no hamatsy vola ny fifidianana.
Kanefa ny KPB no mety hanimba izany tetika izany. Ho potehina ve ny KPB? Sa ho tambatambazana vola? Tsy misy mandaitra daholo anefa izany satria ny ho filoha no tanjon'ny KPB.
Miomana fa tsy maintsy ho tonga izahay.

8. andrywui
(
08/06/2009 12:56)
- Andry TGV
- Ravalomanana- -disq ttl (tsy izy io letsy a!!)
-Pierrot Rajaonarivelo
- Roland Ratsiraka
- Monja Roindefo
- Lahiniriko Jean
- KPB (Kidoropamba) sy ny ekipany
- Ravelson (AME)
ekeko daholo ihany le kandida fa le voatsipika sy lé tratran'ny liste noire io no tsy izy !!
9. endrika01
(
08/06/2009 15:59)
Tsy maazo resaka! Kefa we ny hetahetantsika amzay lany ho filoha eo.Na iza izy na iza,na matavy na mahia,na bogosy na tsia,na be diploma na tsia. Aleo misoroka dieny mialoha! Fa tsy refa lany voafidy zay nametraham-pitokisana vo atositosika eo ndray! Sa baolina ny firenena?
10. endrika01

11. kidoropamba
(
08/06/2009 20:31)
andrywui:
- Andry TGV
- Ravalomanana- -disq ttl (tsy izy io letsy a!!)
-Pierrot Rajaonarivelo
- Roland Ratsiraka
- Monja Roindefo
- Lahiniriko Jean
- KPB (Kidoropamba) sy ny ekipany
- Ravelson (AME)
ekeko daholo ihany le kandida fa le voatsipika sy lé tratran'ny liste noire io no tsy izy !!
HIN HIN HIN HIN HIN, Misy ny mahamarina an'i Andrywui ihany fa asa ahoana ny hiafaran'izy ity?
12. endrika01
(
09/06/2009 03:49)
Zao lay ahitana we,matahotra hanome sopapa ny Gasy,de tsy misy hetahetany maro fa ireo ihany :wink:
13. endrika01
(
07/07/2009 08:58)