10 aout 1991 sy 07 février 2009 , ny itovizany
1. sitlo
(
08/06/2009 14:59)
Alain Ramaroson
Famille Andriamanjato
...
betsaka sy bobaka ny olona manodidina ny mpitarika ny 1991 ihany no nitarika ny 2009
Famille Andriamanjato
...
betsaka sy bobaka ny olona manodidina ny mpitarika ny 1991 ihany no nitarika ny 2009
novalian'i milamm ny 09/06/2009 00:08
3. milamm
(
08/06/2009 16:42)
iza ary no notohan'izy ireo hatrizay izay fototry ireo raharaha goavana ireo,satria manohana sy manatanteraka baiko fotsiny no anjarany izy ireo @ tombotsoa mifanandrify aminy,eo no itovizany ilay tsy maty manota/nahazo impunity manao azy tsy ho tratrany aloka amiko ny andro itsarana an'i ratsy iraka no andro fandreseny tolona nataony ireo latsa-dra tao @ tany sy fanjakana @ tsy rariny
5. milamm
(
09/06/2009 00:08)
we don't care about the seat they've lost noue ,they r still the bloody looser
