ZANY IZY REF MANOMBOKA MIHETSIKA RY PENGUIN A

1. halloween ( 08/06/2009 12:22)
Ny fametrahana ny Lehiben’ny Faritra Amoron’Imania no natrehin’ny Filohan’ny HAT Andry Rajoelina ny fametrahana azy tamin’ny fomba ofisialy. Nohamafisin’ny Filohan’ny HAT ary mbola nampanantenaina ny fahatongavan’ny vary hamidy 500 ariary ny iray kilao sy menaka amin’ny vidiny mora indray ny vahoakan’Ambositra tamin’io fotoana io.
Nisy ihany koa ny pi-maso nataony manokana ho an’ny tanora any an-toerana. Nambara fa ny tanora ao Ambositra no homena Kianja mitafo voalohany amin’izao fitondrana tetezamita izao ho fampiroboroboana ny fanatanjahantena. Nambara koa fa hojerena manokana ny momba ny asa tanana any an-toerana ka hapetraka ny tetikasa hiofanan’ny tanora hahafahany miatrika asa avy hatrany.
Ankoatra izay dia nilaza ny fahavononany hitsinjo ny vahoaka rehetra Ing. Andry Rajoelina ka ny fandaniana 10% monja eo amin’ny fiadidiana ny HAT no nentiny hanaporofona fa mitsitsy ny fitondrana fa tsy mandanilany foana ny volam-panjakana.
Ny Tahiry R.
novalian'i xxx ny 09/06/2009 04:50
2. yuka ( 08/06/2009 12:31)
Mihetsika hono ny foza ee!
maninona raha i Madagasikara iray manontolo no omena io vary 500 ny kg io mba ho jerenay zanak'i dada e!
raha faritra ray anie moramora ny manatanteraka anizany,saingy faritra maro no eto mada fa tsy iray ihany e!

Saika hadinoko mba ataovy amin'ilay tsy hilaharana ilay vary motraka sy menaka mandry zaoridiran'andafy e! :D
3. xxx ( 08/06/2009 12:32)
Tsy hitanareo ve tao am`Tele raha ni-annocer an`i TGV ny mpiteny dia hoe Prezidan`ny HAT , dia nisy niteny tao amin`ny Tele hoe " ODOY EE "
4. yuka ( 08/06/2009 12:36)
marina ve zany ry xxx :D
5. xxx ( 08/06/2009 12:40)
halloween:
Ny fametrahana ny Lehiben’ny Faritra Amoron’Imania no natrehin’ny Filohan’ny HAT Andry Rajoelina ny fametrahana azy tamin’ny fomba ofisialy.
dia aza hadino fa zany fametrahana olona zany dia tsy misy rariny ary tsy misy ofisialy zany, ny hat aza dia efa tsy ara-dalàna ka @ fomba ahoana no hametrahany @ fangalaran-toeran'olona ka azo lazaina fa ofisialy ? aza variana @ io nofy lava io fa tsy ho ela dia ho rava daholo zany ary tena OFISIALY


6. halloween ( 08/06/2009 12:42)
Tsy hitanareo ve tao am`Tele raha ni-annocer an`i TGV ny mpiteny dia hoe Prezidan`ny HAT , dia nisy niteny tao amin`ny Tele hoe " ODOY EE " Miverina ery ambony
3. Mpandefa : yuka [ Valio ] 08-06-2009 14:36:05
Lohateny : Re : ZANY IZY REF MANOMBOKA MIHETSIKA RY PENGUIN A
marina ve zany ry xxx



Yuka ihany io fa fikan'antitra be efa be mpanao le mody gisa be mamaly tena !! tsy naleo tonga de navoaka ihany ny ps !! zao Yuka kobo be !!


7. yuka ( 08/06/2009 12:49)
Aza mba be fika eo an! :evil: :evil: :evil:
anontanio ny mpiandraikitra,tsy mbola nisy izany yuka nanao xxx teto amin'ny
serasera zany,zah tsy miafona satria tsy menatra amin'ny hevitro :D

Mba avokay ao xxx io ry mpiandraikitra iaraha-mitazana a!
8. andrywui ( 08/06/2009 12:52)
hery tsy hanala baraka an'i Yuka zany e !! dadatoa tena dadatoa iny ka tsy hanindrona ivoho anao zany ry malala a !!
9. yuka ( 08/06/2009 12:57)
Tsy misy an'izany fa enga anie mba havoaka io xxx tonga d i andryui ny valiny :-D :-D :-D
10. andrywui ( 08/06/2009 12:58)
Yuka !! :* :* :* :* :* enga anie !!
11. andrywui ( 08/06/2009 13:01)
ahazo ny anjarany i ambositra izao de hanaraka ny faritany rehetra sy ny faritra madinika homena ny anjarany daholo !! de ho tonga ndray zao le fanakianana sy fialonana be apetraky ny tim eto !!!
12. xxx ( 08/06/2009 13:01)
raha tsy ry andrywui ve hisy ps maro2 sy xxx be ato @ serasera :-D :-D :-D
13. ifiona ( 08/06/2009 13:02)
dain reto
14. andrywui ( 08/06/2009 13:04)
raha tsy ry andrywui ve hisy ps maro2 sy xxx be ato @ serasera


mbola Yuka ihany io xxx11 io !! ha ha ha !! kobo fanindroany ndray !!!
15. KALACK ( 08/06/2009 13:31)
oatra izay dia nilaza ny fahavononany hitsinjo ny vahoaka rehetra Ing. Andry Rajoelina ka ny fandaniana 10% monja eo amin’ny fiadidiana ny HAT no nentiny hanaporofona fa mitsitsy ny fitondrana fa tsy mandanilany foana ny volam-panjakana.



anjaran'ny faritany sasany ndray ny fampandrosoana e ! ekena HAT a !

16. xxx ( 09/06/2009 04:50)
Hoy kalackely=andrywui

anjaran'ny faritany sasany ndray ny FANAPOTEHINA refa voapotika TANA e ! ekena HAT a
!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1124