SONIAVO IO CHARTE IO mba handaminana ny fiainam-pirenena

1. kidoropamba ( 08/06/2009 14:18)
Manao antso avo amin'ireo izay mbola milaza azy ho tia tanindrazana malagasy aho mba handoro ny volon-tratrany amin'izay ka hijanona @ extremisme mamono vahoaka sy mamono firenena, ka hanao ny ambo-pony ao anaty salaka ka ny tombotsoam-pirenena no mbanjinina voalohany.

Soniavo io Charte io mba ahafahana'ny malagasy miverina amin'ny filaminana. Avelao ny vahoaka hitsara izay filoha hitarika azy ka avelao hilatsaka izay te hilatsaka. Diovy ny lisi-pifidianana; apetraho ny fahalalahana tanteraka, avohay ny gadra politika, avelao hody ary avereno aminy ny zon'ireo nitsoa-ponenana noho ny hevitra sy ady politika.

Samy nanota daholo ny zanak'i Adama sy Eva, na Ra8, na HAT, na Ratsiraka sy ny sisa. Aoka ny tombotsoam-pirenena amin'izay no jerevana. Arosoy ny fifidianana malalaka. Raha te hilatsaka TGV dia efa voafetry ny Charte io ka tsy ilana fanovahovana izay voasoratra ao anaty Constitution ka mifanaraka @ tombotsoany manokana.

Aoka mba ho matotra amin'izay. Efa navelako ny fifohana bozaka ka ndao mba hitsinjo firenena amin'izay.

Alaharo eo Ra8, TGV, Pierrot, Rolland, Lahiniriko, Roindefo, KPB, ...Ka izay tiam-bahoaka no lany eo.

Vonjeo I Madagasikara.

"Miomana fa tsy maintsy tonga izahay."
novalian'i tsiafoi1 ny 09/06/2009 05:46
2. xxx ( 08/06/2009 14:25)
tsilaina.
Manao sonia an'io dia midiaka fanekena ny fandresen'ny frantsay eo @ vahoaka malagasy. Zany ve no fitiavan-tanindrazana?
3. Noue ( 08/06/2009 14:27)
tsy ratsy ilay hevitra saingy raha tena hilaza oe fitiavan-tanindrazana sy fandaminana ny fiainam-pirenena dia aoka kosa mba au moins feno 40 taona vao mahazo milatsaka, raha tsy zany hilatsaka ao daholo zao olona tsy matotra zao eee ! tsy kilalao anie zany oe mitondra firenena zany ee ! 40 taona, tena azo lazaina fa tena misy fahamatorana.
4. xxx ( 08/06/2009 14:28)

Filaza mandidy : soniavo !!!! A la TGV ou Capsat !!! Tsy efa misy basy eny an-tananao miteny an'io vu ny fomba fiteninao azy

J'hallucine !!!
5. Noue ( 08/06/2009 14:29)
xxx:

tsilaina.
Manao sonia an'io dia midiaka fanekena ny fandresen'ny frantsay eo @ vahoaka malagasy. Zany ve no fitiavan-tanindrazana?
fa kosa , tena ecarténa la frantsa ! tena possible io


6. rakaroka ( 08/06/2009 14:42)
D'accord 'za hoe olona mba efa ampy 40 taona efa matotra no tokony afaka ho fidiana ho filoha fa olona manana "ouverture" manana fifandraisana @ firenena tsy an-kanavaka no "TSARA" atao filoha satria hita taratra teo @ izay nisy fa"rôlen'ny filoha mihitsy ny mahay mitsikaraka izay mahasoa ny fireneny @ fifandraisana @ firenenkafa!
7. yuka ( 08/06/2009 14:59)
Mahay maneo hevitra matotra ihany kay ity Rakidoro ity rehefa maika hitaingi-tseza :-D :-D :-D
Tsy mety amiko hoa ra KPB zany filoha vaovao ex-pifoka bozaka zany an!
Andao hampandroso firenena,nefa kosa zay zanak'i dada fona fa tsy KPB :-P
8. hery ( 08/06/2009 15:39)
Avoahy tsara daholo aloha na izany aza ny CHARTE tianareo hosoniavina fa sao misy fandrimpandrika.

9. xxx ( 08/06/2009 15:49)
rahery ko anie raha tsy namindrn'i andrywui fo efa vizana otrizay e

:-D :-D :-D



iza ary io xxx io ra tena milay i hery ?
10. milamm ( 08/06/2009 16:32)
io teniny hery io no iraisako hevitra raharaham-pirenena fa tsy any mpanao politika ka mila ampahafantarina ny daholobe izany charte izany raha tena matotra,ary tsy hisy hanaiky hanao sonia zv tsy ampahafantarina ampahibe maso izany fa lasa tsitranotrano indray le resaka eo no mila manomboka ny mangarahara
11. Noue ( 08/06/2009 16:52)
yuka:
Mahay maneo hevitra matotra ihany kay ity Rakidoro ity rehefa maika hitaingi-tseza :-D :-D :-D
zaho koa aza retsy mba gaga koo ! tena seza marina no tadiavina ve ee ??


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
12. kidoropamba ( 08/06/2009 17:23)
Ok! Azon'izay tsy te hanao sonia hoa ny tsy manao sonia. Fa tadidio fa raha roa no manao dia vita ny baolina.

Aza gaga raha haka basy indray ny CAPSAT-new version- raha tsy tafavaokan'ny crise isika afaka volana vitsivitsy satria tsy zakan'ny vahoaka ny fianany. Ireo izay any ivelany any tsy mandraharaha ny firenena aloha dia tsy dia handaniana rora loatra satria tsy misy lanjany raha amin'ny raharaham-pirenena.

Hatramin'izao aloha dia mbola tsy nihetsika na dia kely aza ny any anindrana any. Ny eto Iarivo koa efa vakivaky be. Ka izay mahay manetsika any anindrana no mety ahatafavaoka ny baolina raha hainy ny mandanjalanja sy mikaoty ireo izay leo ao Iarivo. Any izao no soupapa tsara jerevena. KPB efa mandinika an'izany.

Vola ihany no ilaina hanetsehana ny any. 600.000 dollars dia ampy tsara. Hananay mora izany.

Ka mampitandrina izahay raha tsy ahay hiaina dia tsy koi fa tonga dia pehan'ny vahoaka.

Izahay dia afaka manetsika olona im-polo avo heny ani'reo ao @ MAgro: 2.000 any Mananakara, 2.000 ao Ranohira; 2.000 ao Port bergé; 2.000 ao Antsohihy, 2.000 ao Mahanoro, 2.000 ao Fenerive Est; 2.000 ao Ambositra, 2.000 ao Tisoranomandidy. Ka tandremo tsara.

Aoka samy mandinika fa raha mbola mizirizry amin'ny fanatisma dia ho hitan'ny havanareo eo nareo.

Miomana fa tsy maintsy tonga izahay. (Tenez bon, on arrive!). KPB
13. locl ( 08/06/2009 18:51)
Fa iza aloha le ho tonga e! Na izahay koa manko mba afaka miteny hoe ho tonga izahay.

Tsy ratsy le hevitra raha tsy misy kobay ankelika an!
Avohay aloha ho vakiana le charte e! ary iza no namolavola azy io?
14. Noue ( 08/06/2009 19:39)
iéé ! avoay ilay chartre ho dinihina kely oe
15. milamm ( 08/06/2009 23:34)
manohana anjambany andravalo i kidoro sy ny namany,fa ny resaka eto dia tsotra,aleo ivoaka ampahibemaso ny fifanarahana fa tsy an'ny mpanao politika kory i madagasikara ka hiandrynyfanapahakevitr'izyireo
16. milamm ( 09/06/2009 00:34)
tsy azo amporisihan'ela ry vodikidiro ny olomna hafa raha tsy mazava aminy ny fifanarahana ara-tsonia a mzava @ sain'ela io tery v izany???
17. tsiafoi1 ( 09/06/2009 05:46)
Mila jerena tsirairay ny zvt raiketiny charte vao manao sonia :

1- Voalohany indrindra dia tokony tsy manana endrika ankolaka na mivantana mandrava ny fiandrianam-pirenena izay fehezin'ny constitution izany.

2- Faharoa manome valeur ambony ny fampihavanam-pirenena tena izy "réconciliation nationale", famafan-keloka ho an'ireo izay voakasik'izany.

3- Fahatelo manome alalana ireo zay te-hilatsaka ho filoha rehetra, mahatratra ny fe-taonan'ny fahamatorana, eo ambany fitsaram-bahoaka @'ny alalan'ny fifidianana madio, tantanan'ny firenena mikambana fa tsy ny HAT.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1754