RATSIRAKA DIDIER IGNACE vs RAVALOMANANA MARC
1. xxx
(
08/06/2009 20:18)
Amiko dia misy ny tsy itovizan izy ireto nefa misy koa ny itovizany
Ohatra ny 1 militaire , ny iray civil
ny iray self made man (miala tsiny fa tsy hitako ny andikana azy ) ny iray vieux loup éxperimenté
Ny iray merina ny iray betsimisaraka
Samy tia tena
Samy tia vola
Samy 4 ny zanany (hi hi hi ),fa nifanohitra fotsiny
Dia inona koa ny manaraka? :idea:

novalian'i milamm ny 09/06/2009 00:23
2. xxx
(
08/06/2009 21:05)
elah ry xxx mananjaka 3 de vavy 2 mitovy @ le DJ mpampirafy sy mpamarotra vavy gasy @ kiringy fotsiny :twisted: :twisted: