gasy any dago mangata-bola isam-bolana, mahagaga ahy

1. anatiko ( 10/06/2009 18:31)
miarahaba anareo rht
izao e, efa 6 taona izay no mandefa vola lava any dago ho any havam-badiko minimum 95€ io (aty france zahay), nefa ohariko
@ havako:- mpiasany zone franche nefa tsy mangataka fa manome a rhf mba mahatsiaro 1FOIS/an
reo omena vola lava: nefa samy miasa izy mivady (ranga mpanao programmation, ramatoa secretaire, ytsara asa izany!)

dia nolazaiko ny vadiko fa "TOKONY NY ANKIZY am zay no jerena (2), ny ho avy sy ny fianarana...tsy manana izahay na dia épargne aza, nefa efa 7 taona teto)

nolazainy moa a, fa "tsy maintsy manampy ny havany izy"
ka andeha aho, entiko ny zaza roa, hody @ RAR-ko a,

ny mamany isaky ny miresaka @ zareo d tsy maintsy milaza foana hoe" VADINAO NY ANABAVINAO, sarotra ny fianana any dago...sns mankaleo", efa niteny koa ary izy indray mande fa VADINY HONO NY VADIKO, tezitra a , ka nolazaiko taminy fa izaho no vadiny fa tsy izy reniny;

Ny tena mahagaga ahy dia ny havako tsy mba mitaraina lava toy izany nefa oa mpiasany ZONE FRANCHE

Leo a ry reto a,
ALEO MIALA FA EFA 2TAONA A NO NIADY @ zany;

rafozako vavy ato mipetraka, dia efa mamporisika sy miborossy andrangaha lava izao, avy ny sms na email milaza fa mila vola.

Ny vadiko tena tsy tonga saina fa LEHILAHY MANAN-janaka 2, za tsy maninona na tsy ao anaty lisitra aza, miasa a tsinona, ka soa ihany, fa angamba raha tsy izany loza no nahazo ahy.

MPAMELONA ny havany ny vadiko , fa tsy mba mijery ny ankohonany;
nolazaiko moa izy fa "tsy miraharaha izay ihafarany tokantranonao sy ny zanakao ny havanao; fa vola no mahamay azy, sady zarany aza misarka @ zay tsy misy manakana ny fandefasana vola intsony"

Efa fantatry zareo fa tezitra mafy a,

RAHA TENA TSY MANAN-KOHANINA MOA na koa MARARY MAFY ka tsy misy tsy mampaninona, fa isam-bolana TSY MAINTSY ATAONAY ANATY BODGET-anay NY MANDEFA VOLA ANY DEPUIS 5 ANS

, SADY koa aminay ato mipetraka rafozam-baviko dia manisika ny vadiko mbola handefa vola ho any baviny sy rahalahiny ihany;
dia efa noteneniko izy mian aka fa ny zanako aloha, fa sady olona efa 31 ans SY 28 ans no omena vola sy nozarina anizany.

AMPIO A FA EFA MAMOY FO,
novalian'i Ratoa ny 21/08/2009 22:52
2. tess ( 10/06/2009 19:09)
miverina ndraY ity resa-bola halefa ho an'ny havam-bady ity sa ilay taloha ihany no niverina????? :-P
INONA MOA no vaha-olana rehefa ny vadinao no midirikina andefa....
3. ni81 ( 10/06/2009 19:11)
Aza miala ao an-trano izany e! Tsy vao ianao no manana olana @ rafozana miara-mipetraka toy izany fa maro be ireo efa nitaraina teto.
Nisy namako izay aza dia nataon'ilay rafozany mihitsy hono nony mba niteny hoe: "mandehana mody any dago rehefa tsy mahazaka..." 8O fa ilay namako tsy niala fa ao ihany hatramin'izao ( ry zareo tsy miray trano fa isaky ny w.e rafozana dia mandalo) ary voasava hatrany anaty armoire hono aza.
Fa izao: rehefa tsy mety tonga saina ilay vadinao dia atokany ny volanao! Olona mikarama izany daholo ve ny havany dia omena omena foana! Raha toa ka tena nisy fahasahiranana ara-bola tokoa mantsy dia hafa indray iny.
Sady koa maro ny olona no faly mangataka; asa na mihevitra fa hoe misy vola raofina fotsiny eny amoron-dalana angamba ka dia aleo araraotina.
Ka dia mahereza e :-*
4. xxx ( 10/06/2009 20:02)
rehefa sarotra ifanarahana ny vadinao, dia atokany ny volanao sy ny karamanao,
aza asiana ampahany ny volanao alefa any @ havam-badinao fa aleo ny volany no alefany any , dia tsy hisy ny romoromo

Izao kosa anefa:ny vola ao an-tokatrano no ifanarahana ny lalany, ka aza avela anombinany hiova direction rehefa mbola misy volanao ao anatiny:jereo ny reaction-ny raha tantiny na tsia, dia ezaho hazavaina aminy mazava ny mahatonga anao ho entitra ; raha tsy possible ny miresaka face a face ny pb délicat toy izao dia itadiavo fomba hafa iresahana face a face ianareo roa; ivelany trano lavitra ilay rafozana , ohatra na nay an-tranony namana iray azo itokisana, raha mbola fitiavana ny anareo 2 tsy misy tokony olana ny mifanazava

Momba ilay rafozana: hoy ny Ntaolo hoe:ny havan-tiana tsy iaraha monina, tsy fiavonavonana akory ny antony io fiteny malagasy io fa fahendrena;
Toro hevitra tsotra atoroko anao: mba anjaranao no mampiseho @ fomba ankolaka @ rafozanao , fa tsara amin'izay izy miala ao aminareo, ohatra:
-rehefa miantsena ianao na mividy zavatra, dia fanahy ininao tsy asiana anjarany ohatra ny zavatra madinidinika:gouter; dessert na toy izany
-rehefa invité ohatra ianareo dia inio ampahafantarina azy fa tsy anisany hasaina izy
Somary anaovana toeran-tsy zaka ankolaka izy , tsy haratsian-tsaina izany fa fahendreny ntaolo , ny mifamangivangy no ankasitrahany ntaolo fa ny ela hono maharay roa
Mety koa raha iavonanao izy ao an-trano:tsy iresahina , rehefa ao an'efitra izy dia odianao fanina, raha mametra-panontaniana, na mangata-javatra dia odiana tsy re ary tsy rarahiana tsotra izao ; raha manangana ady moa dia eritrereto ho toy iroa seza sy latabatra eroa anjoro-trano eroa ka aza henoina akory

ATAOVY IZAY FOMBA REHETRA HAHATSAPANY FA TSY AMPIDIRINAO AO ANATY NY FIAINAMPIANAKAVIANAREO ANDAVANANDRO IZY REHAFA MBOLA MONINA TSY ARAKA NY SITRAPONAO AO AN-TOKATRANONAREO

Hahatsapa ho voailika tsikelikely izy nefa rehefa rahatrizay any an-tranony manokana izy , dia hahatsap tena ihany
Lalana tsy maintsy andalovanao ireo raha tianao hahaleo tena ny fianakavianao

Mety hitaraina aminy vadinao izy , noho ny ataonao, hilaady sns ry zareo:aza rarahiana akory fa ny tanjonao ihany atao dia toizo , ataovy "déroutés" mihitsy ee ; MASIKA MIHAJA izany e

Mikasika ny fianakaviany vadinao indray:inona moa no manakana anao tsy hanoratra @ ry zareo na miresaka @ telephone hoe tsy afaka mandefa vola intsony? rehefa tsy possible ny carte sur table @ vadinao dia any @ ireo fianakaviany ianao miresaka , tsy an-kolaka ; ataovy fantatry ry zareo fa tsy ankasitrahanao ny mandefa vola @ tsy antony any ,
Raha olona hendry ry zareo dia hahatsapa menatra , ary hahalala fa tsy ankasitrahany vadiny havany ny fandefasam-bola; tsy maintsy hanaratsy anao ry zareo , nefa aza ivakiana loha izany , tokatranonao io , ianao no maître à bord

Mila mafy loha rehefa mi-gerer havam-bady ,fa tsy manaiky lembenana , mino aho fa ho vitanao izany

Raha olona misaina ny rafozanao dia hanala tena ho azy; mety ho haratsiany any @ fianakaviana ianao, nefa aza ivakiana loha izany ; tokatranonao io ka ianao no mandamina azy , ny manodidina mahita ambara foana éé

Mahereza
5. xxx ( 10/06/2009 20:17)
Fanampiny kely @ resaka rafozana:

-Hidio lakile daholo ny azo hidiana lakile rehetra: tanjona: ny haha tofoka ny rafozanao, hahatsapa izy mantsy fa tsy itokisana na zay ao andohany tsy ivakiana loha e, dia tena hahatohana azy io tsy itokisana io !!
-raha handeha elaela ianareo , aza avela irery ao antrano ny rafozana , i.e : ohatra handeha vacances ianareo mianakavy tsy te hitondra azy , dia proposer_o ipetraka any an'olon-kafa izy mandritra ianareo tsy ao an-trano;hahatsiaro toa firaka atakalo sy sotrokely avezivezy izy ka matokia ahy ianao fa ho MANIMANINA INDEPENDANCE izy !!
-andramo kely ity raha sendra mitranga ny opportunité: raha nanana lakile ny trano izy teo aloha dia aza omena intsony , @ izay voatery miandry izay sitraponareo , raha tafody elaela ao aorianareo, hidio ny trano na ela vao vohay trano sns sns

Mety hoe plan diabolique aloha ireo, ary ialako tsiny dieny mialoha , saingy misy limite franchie tsy zaka ny olombelona ny fiainana ka misy ny fotoana akana fanapahan-kevitra hentitra hahasoa ny ho avy

-raha manana fiara ianareo ka mpandeha amin'io izy, itediavo hevitra foana foana ny hoe tsy omby ny fiara izy fa efa misy olonkafa prévu, aloavy ny bus sy ny train -ny , ianareo mianakavy mandeha fiara!!tsy tanty io an!!!

Zavatra madinika be dia be azo atoa e; mino aho fa mi-inspiré anao ireo toro hevitra vitsivitsy nomeko ireo

MAHEREZA
6. anatiko ( 10/06/2009 21:09)
merci
ny olana anie dia efa nanao carte sur table t@ izy mianaka aho vao tonga taty rafozana,( hanao vacances ny diany dia izy mijanona io, efa 6 mois izay.), fa tsy normal ny fandefasana vola lava any , fa manan-janaka izahay, ka ireo aloha fa tsy mora ny fiainana eto an-dafy.

Inona fa efa omeny vadiko azy ny Carte bleue-ny!

Tsy dia d'accord @ lay hoe "ATOKANA NY VOLAKO" satria anie volanay ato an-trano no alefa any, misy anjarany zanaka izany.

Vao teo izao no nanontaniako ny vadiko hoe, inona no décision-ny @ ty fandefasam-bola lava ity anapahako hevitra, dia izy moa mody fanina ka nanao hoe "resaka inona izany?", avelao hijanona hoy aho.

Ny vadiko moa efa noresahiko manokana fa rhf tsy tonga saina izy dia miala a, olona tena mihaino ny mamany be izy io, ramatoa mpandainga sy mpanamaritena grave be,

tsy miangona miaraka @ zareo 2 intsony a depuis 3 mois izay, dia rhf nitaona ny vadiko dia nolazaiko fa"Very fotoana any fotsiny a fa hiatsara velatsihy, ka aleoko mijanona"
dia rafozako moa mpiandry, ka milaza matetika fa rhf aty an-dafy dia miova fiasainana ny olona ka tia tena,

miteny zvt na mahita lazaina foana te hiteny ahy hoe TOKONY MANAMPY HAVANY, vao teo izao izy nilmaza fa "izy hono misy chance foana t@ nanao affaire taloha, fa mihoatra foana ny vola omen'olona azy, dia manontany ny mamany izy hoe pkoi? dia hoy ny mamany hoe, ianao mahalala tanana dia omen'Andriamanitra foana" dia avy nitantara izy dia nilaza fa "Ny olona rah mikombona ny tanany(tsy mizara vola io) dia tsy omen'Andriamanitra intsony"

Efa ilefako foana izy ka, dia izy mianaka miray auto dia izaho sy ny zanako mandeha hafa.

Raha tsy ny vadiko no tonga saina tsy hijanona mihitsy izany, somary tonga saina izy rhf nolazaiko ny hoe olona @ zone franche, fa tsy dia olona mijery ny hoavy loatra izy io, ka sarotra ny manova zvt

"aleo mandeha seule toy izay mal accompagnée"

7. ni81 ( 11/06/2009 05:39)
Inona fa efa omeny vadiko azy ny Carte bleue-ny!

Tena tokony tsy nanambady ity ramose-nao ity fa tokony ny reniny no niara-monina aminy mandra-pahafatiny .
Tsy dia d'accord @ lay hoe "ATOKANA NY VOLAKO" satria anie volanay ato an-trano no alefa any, misy anjarany zanaka izany.
ka rehefa fihininao tsy animbinana ilay vola karamanao ange dia mba mety hitsitsy tsy handefa volabe any @ havany intsony izy e! izay no antony hanokananao ilay vola, hitsinjovanao ny vody andro ho merika raha misy ny tena fialanao ao aminy ao. Ianao mantsy milaza fa hody @ RR nao!
"Ny olona rah mikombona ny tanany(tsy mizara vola io) dia tsy omen'Andriamanitra intsony"
Andriamanitra tsy nilaza mihitsy hoe: ny avo ihany no tovonana e...!
8. xxx ( 11/06/2009 09:59)
i anatiko sy ny rafozany sy ny havam-badiny indray ity ?

Raha izaho ianao dia mandeha misintaka aloha dia ho hita eo ny hiafarany
9. xxx ( 11/06/2009 10:14)
i anatiko sy ny rafozany sy ny havam-badiny indray ity ?

Raha izaho ianao dia mandeha misintaka aloha dia ho hita eo ny hiafarany
ka rehefa tsy zakany kosa ve moa?
10. tess ( 11/06/2009 10:49)
samia manao fanampiana ny havany dia vita ny tantara e! samy miasa samy manana havana mila fanampiana..... raha mbola misy ny azo anampiana moa inona no olana , ny vola fitady, raha tena tsy misy ny hanin-ko hanina ao andrano ao ka mola mizàra vola izay no tsy mety
11. mmmhh ( 11/06/2009 11:55)
misy marina anie ho an'olona manana havana mipetraka any an-dafy dia heveriny fa hanalana fasahiranana mintsy le olona any, dia mangataka lava izao isaky ny miantso le olona,

Tena be de be ny olona manao an'zany fa tsy ny havam-badinao irery,

Eny e, marina fa metimety ny fiainan'ilay olona any an-dafy, fa mihevitra angamba ry zareo fa de tokony hanala ny fahasahiranan-dry zareo mintsy ilay olona any,

na koa mihevitra angamba ry zareo fa misy vola alaim-potsiny any an-dafy any,
be de be ny olona akaiky ahy reefa miresaka @ namany / havany any an-dafy dia mangataka foana isaky izao miantso izao le olona, ...mampalahelo le toe-tsaina,
12. soanja ( 11/06/2009 14:04)
anatiko:

miarahaba anareo rht
izao e, efa 6 taona izay no mandefa vola lava any dago ho any havam-badiko minimum 95€ io (aty france zahay), nefa ohariko
@ havako:- mpiasany zone franche nefa tsy mangataka fa manome a rhf mba mahatsiaro 1FOIS/an
reo omena vola lava: nefa samy miasa izy mivady (ranga mpanao programmation, ramatoa secretaire, ytsara asa izany!)

dia nolazaiko ny vadiko fa "TOKONY NY ANKIZY am zay no jerena (2), ny ho avy sy ny fianarana...tsy manana izahay na dia épargne aza, nefa efa 7 taona teto)

nolazainy moa a, fa "tsy maintsy manampy ny havany izy"
ka andeha aho, entiko ny zaza roa, hody @ RAR-ko a,

ny mamany isaky ny miresaka @ zareo d tsy maintsy milaza foana hoe" VADINAO NY ANABAVINAO, sarotra ny fianana any dago...sns mankaleo", efa niteny koa ary izy indray mande fa VADINY HONO NY VADIKO, tezitra a , ka nolazaiko taminy fa izaho no vadiny fa tsy izy reniny;

Ny tena mahagaga ahy dia ny havako tsy mba mitaraina lava toy izany nefa oa mpiasany ZONE FRANCHE

Leo a ry reto a,
ALEO MIALA FA EFA 2TAONA A NO NIADY @ zany;

rafozako vavy ato mipetraka, dia efa mamporisika sy miborossy andrangaha lava izao, avy ny sms na email milaza fa mila vola.

Ny vadiko tena tsy tonga saina fa LEHILAHY MANAN-janaka 2, za tsy maninona na tsy ao anaty lisitra aza, miasa a tsinona, ka soa ihany, fa angamba raha tsy izany loza no nahazo ahy.

MPAMELONA ny havany ny vadiko , fa tsy mba mijery ny ankohonany;
nolazaiko moa izy fa "tsy miraharaha izay ihafarany tokantranonao sy ny zanakao ny havanao; fa vola no mahamay azy, sady zarany aza misarka @ zay tsy misy manakana ny fandefasana vola intsony"

Efa fantatry zareo fa tezitra mafy a,

RAHA TENA TSY MANAN-KOHANINA MOA na koa MARARY MAFY ka tsy misy tsy mampaninona, fa isam-bolana TSY MAINTSY ATAONAY ANATY BODGET-anay NY MANDEFA VOLA ANY DEPUIS 5 ANS

, SADY koa aminay ato mipetraka rafozam-baviko dia manisika ny vadiko mbola handefa vola ho any baviny sy rahalahiny ihany;
dia efa noteneniko izy mian aka fa ny zanako aloha, fa sady olona efa 31 ans SY 28 ans no omena vola sy nozarina anizany.

AMPIO A FA EFA MAMOY FO,


Efa filma efa nandeha ity zavamitranga ity na mbola tohiny ny tantara mitovy fiodina?

Tsotra ny ahy ny valin-teny:

Tsy ny rafozanao ny olanao fa ny vadinao. Na izy tia anao na tsy tia anao, izay no olana mipetraka eto.

Rehefa niresaka ianareo ka nanidy sofiny izy na mody fanina na nidrikina dia tsy tia anao izy izay fa amboary ny saina. Ahorony ny entana dia ataovy madio ny trano nialana. Karakarao izay azo karakaraina. Tokony asiana fetra lalandava ny fijaliana tsapa amin'olona iray , fa tsy avela ho lavareny fa manimba tokoa. Efa nanao izay vitanao ianao. Izay vita dia vita, isaory Andriamanitra fa betsaka ny adidy vitanao taminy sy ny fianakaviany. Ampy izay, miroso ny dia fa mihelina ny fianana eto an-tany. Fikatsahana filaminana sy fahasambarana no eto fa tsy fiaretana trefla. Akoho tsy naneno hatramin'izay lanin'ny kary!

Aza manisy ratsy ny hafa kosa.

Tadidio fa ny tsy misy tokatrano vanona ao anaty horohoro sy ahiahy ary fiaretan'aina na ny zanakao aza tsy hahazo tombotsoa amin'izany fa hijaly hitondra enta-mavesatry noho ny fijalianao rehefa hany ka lehibe koa izy. Aza adino anefa ny manoro azy ireo lalandava ny fitiavan'ny ilay ray niteraka. Ianao sy izy no tsy nifanaraka fa ny zanany kosa dia zanany sy tiany ary tokony ho tia azy. Tahak'izany koa ny fianakaviany. Aza zatra manaratsy ny hafa rehefa izay fa ny safidy no ataovy zavadehibe sy imasoy.

Misy zavatra tiako tsindriana kely anefa: Fantaro lalandava izay hovadiana raha azo atao. Mahaiza mamaky "red flag" hoy ny vazaha anglisy izay. Aza miditra intsony amin'ny zava-tsy zaka raha fantatra mialoha.
Raha Betsileo ilay vadinao ohatra dia tadidio fa goavana aminy ny fianakaviany ary iray miaraka aminao sy ny tokatranonao ny havany sy ny longony. Velona iray trano, maty iray fasana isika hoy ny gasy. Valala iray ifanapahana.

Tsy ianao akory no tia tena na izy ratsy fa ny soatoavinareo no tsy mitovy!

Mahereza lalandava!




:-* :-* :-* :-*
13. Papoose ( 11/06/2009 16:01)
fa mbola tinao v aloha le vadinao sa tsia e?
14. ni81 ( 11/06/2009 16:21)
Hoy soanja
Raha Betsileo ilay vadinao ohatra dia tadidio fa goavana aminy ny fianakaviany ary iray miaraka aminao sy ny tokatranonao ny havany sy ny longony. Velona iray trano, maty iray fasana isika hoy ny gasy. Valala iray ifanapahana
:roll:
HS kely zà: efa mba reko ihany ny olona maro milaza io resaka io.
Ka dia eritrereto zany ry anatiko izay ataonao a! ataovy ny safidinao fa ianao no mahalala ny stress mianjady aminao ao.
15. xxx ( 11/06/2009 16:44)
anatiko:

miarahaba anareo rht
izao e, efa 6 taona izay no mandefa vola lava any dago ho any havam-badiko minimum 95€ io (aty france zahay), nefa ohariko
@ havako:- mpiasany zone franche nefa tsy mangataka fa manome a rhf mba mahatsiaro 1FOIS/an
reo omena vola lava: nefa samy miasa izy mivady (ranga mpanao programmation, ramatoa secretaire, ytsara asa izany!)

dia nolazaiko ny vadiko fa "TOKONY NY ANKIZY am zay no jerena (2), ny ho avy sy ny fianarana...tsy manana izahay na dia épargne aza, nefa efa 7 taona teto)

nolazainy moa a, fa "tsy maintsy manampy ny havany izy"
ka andeha aho, entiko ny zaza roa, hody @ RAR-ko a,

ny mamany isaky ny miresaka @ zareo d tsy maintsy milaza foana hoe" VADINAO NY ANABAVINAO, sarotra ny fianana any dago...sns mankaleo", efa niteny koa ary izy indray mande fa VADINY HONO NY VADIKO, tezitra a , ka nolazaiko taminy fa izaho no vadiny fa tsy izy reniny;

Ny tena mahagaga ahy dia ny havako tsy mba mitaraina lava toy izany nefa oa mpiasany ZONE FRANCHE

Leo a ry reto a,
ALEO MIALA FA EFA 2TAONA A NO NIADY @ zany;

rafozako vavy ato mipetraka, dia efa mamporisika sy miborossy andrangaha lava izao, avy ny sms na email milaza fa mila vola.

Ny vadiko tena tsy tonga saina fa LEHILAHY MANAN-janaka 2, za tsy maninona na tsy ao anaty lisitra aza, miasa a tsinona, ka soa ihany, fa angamba raha tsy izany loza no nahazo ahy.

MPAMELONA ny havany ny vadiko , fa tsy mba mijery ny ankohonany;
nolazaiko moa izy fa "tsy miraharaha izay ihafarany tokantranonao sy ny zanakao ny havanao; fa vola no mahamay azy, sady zarany aza misarka @ zay tsy misy manakana ny fandefasana vola intsony"

Efa fantatry zareo fa tezitra mafy a,

RAHA TENA TSY MANAN-KOHANINA MOA na koa MARARY MAFY ka tsy misy tsy mampaninona, fa isam-bolana TSY MAINTSY ATAONAY ANATY BODGET-anay NY MANDEFA VOLA ANY DEPUIS 5 ANS

, SADY koa aminay ato mipetraka rafozam-baviko dia manisika ny vadiko mbola handefa vola ho any baviny sy rahalahiny ihany;
dia efa noteneniko izy mian aka fa ny zanako aloha, fa sady olona efa 31 ans SY 28 ans no omena vola sy nozarina anizany.

AMPIO A FA EFA MAMOY FO,

Ny ahy indray, ny vadiko jamais manampy na mamonjy ny havako, fa zah ihany no mandefa rehefa misy ny fahasahiranana any, donc zah koa tsy miasa loha @ zay havany aty.
Fa raha zah eo @ placendry de nandeha kely aloha zah de navelako eo izy ny ankizy sy ny reniny, any zah manao zay mahafaly2 ahy aloha.
Ary tokony hisy ny marimaritra hoe: tsy ny havany ihany no andefana, fa samy tokony handefana ny roa tonta.
Mahereza.

16. tess ( 11/06/2009 16:45)
ilay fanampiana kosa aloha tsy misy maharatsy an'izany e! hiaraha mahalala ny fahantràn'ny malagasy any antanàna, fa mba lanjalanjaina ilay izy .... izaho manokana manome fanampiana isambolana ny havana lavitra ahy satria itako mahonena ry zareo no sady maro anaka kely! ka zay zakan'ny tsenako ihany no alefako , tsy betsaka ary tsy hoe kely, fa mahavita ny vitany....
NY ANkilany ny ahy tsy miteny tsy contre, fa mi côpr ny situation..... ANY
17. ravonjison ( 11/06/2009 16:48)
Olana dia olana tokoa ny manambady lehilahy toy izany : fils de maman.
Araky ny filazan' i psychologue dia io lehilahy io dia tsy hamaha ilay olana mihitsy ( somary voadona kely izy e), noho izany tsy maintsy ianao ihany no hamaha ny olana, araka ireo torohevitra etsy ambony, donc tsy afaka miemotra ianao.
18. ni81 ( 11/06/2009 17:55)
ilay fanampiana kosa aloha tsy misy maharatsy an'izany e! hiaraha mahalala ny fahantràn'ny malagasy any antanàna, fa mba lanjalanjaina ilay izy .... izaho manokana manome fanampiana isambolana ny havana lavitra ahy satria itako mahonena ry zareo no sady maro anaka kely! ka zay zakan'ny tsenako ihany no alefako , tsy betsaka ary tsy hoe kely, fa mahavita ny vitany....
NY ANkilany ny ahy tsy miteny tsy contre, fa mi côpr ny situation..... ANY
marina dia marina ny tenin-dry! fa misy koa ange ka tena manao hafetsena mihitsy ny fianakavian'ny sasany e! Ary efa nolazain'i anatiko tany aloha tany raha tsy diso ny fitadidiako, fa ny havany tsy mba andefasana fa ny havan''i rams foana no totofana lava eo.
Olana dia olana tokoa ny manambady lehilahy toy izany : fils de maman.
Ka izay no nanaovako hoe "Tena tokony tsy nanambady ity ramose-nao ity fa tokony ny reniny no niara-monina aminy mandra-pahafatiny" . 8O
19. soanja ( 12/06/2009 03:27)
ni81:


Olana dia olana tokoa ny manambady lehilahy toy izany : fils de maman.
Ka izay no nanaovako hoe "Tena tokony tsy nanambady ity ramose-nao ity fa tokony ny reniny no niara-monina aminy mandra-pahafatiny" . 8O


Asa na betsaka na vitsy amintsika angamba ny mahalala ny fombafomba resaka tokatrano any amin'ny faritra atsimo atsinanana. Tena tsy mana-kambara ny atao hoe vehivavy raha ny kolontsaina momba ny fanambadiana no jerena akaiky saingy afaka nanambady sy nahazo vady soa avokoa ireo lehihaly tao amin'ny tanana na dia hilaza aza aho fa ny rafozam-bavy no mitazona ny vola aman-karen'ilay tokatrano ary mandidy manapaka ny ataon'ilay vinanto vavy rehetra rehefa tsy eo ny lahy.

Nahoana hoy ianareo? Satria izay no nitaizana azy sy nahalebiazany. Na ny vavikely na ny lahikely dia samy mahalala ny anjara toeran'ny tsiraidray avy ao anaty tokatrano ary milamina ny raharaha na dia hisy hilaza aza fa tsy rariny izany eto.

Zava-dehibe indrindra alohan'ny hidirana amin'ny tokatrano ny fahalalana ny kolontsain'ireo izay hovadiana sy ny fombafomba fiaina isam-pianakaviana ary mitatra any amin'ny ara-drazana aza. Fantaro izay ho vadinao. Izay ny maharatsy ny fanambadiana eto amin'ny Net indraindray satria sodokan'ny teny mamy sy ny hafa eto nefa ny tena nitomboana sy ny mahaolona ilay olona mistery avokoa.

Tsara indrindra ny hafantarana ny zavadehibe amin'ny tsirairay. Inona no soatoavin'ny tsirairay ary mifanaraka amin'izany ny hitondrana ny tokatrano. Zaro amin'ny zava-tsarotra ny fanombohan'ny fiarahana mba ahitanao hoe aiza izy manoloana famahana olana tsapan'ny tsirairay.

Afaka manambady ny olona toy izany ary afaka mitia sy mandrombona ao an-tokatrano tokoa saingy mila fifanarahana mialoha ny zava-drehetra. Raha tiana ny vady dia ny rafozana aza tsinjovi-mandeha hoy ny Malagasy. Mahaiza mahazo ny fo-mbadinao saingy aza manararaotra kosa hoe! Ataovy toy ny andro vaovao ny andro miposaka iray isanandro, aseseho ny famahana olana ary alaivo milamina!

20. tess ( 12/06/2009 05:38)
Asa na betsaka na vitsy amintsika angamba ny mahalala ny fombafomba resaka tokatrano any amin'ny faritra atsimo atsinanana. Tena tsy mana-kambara ny atao hoe vehivavy raha ny kolontsaina momba ny fanambadiana no jerena akaiky saingy afaka nanambady sy nahazo vady soa avokoa ireo lehihaly tao amin'ny tanana na dia hilaza aza aho fa ny rafozam-bavy no mitazona ny vola aman-karen'ilay tokatrano ary mandidy manapaka ny ataon'ilay vinanto vavy rehetra rehefa tsy eo ny lahy.

Nahoana hoy ianareo? Satria izay no nitaizana azy sy nahalebiazany. Na ny vavikely na ny lahikely dia samy mahalala ny anjara toeran'ny tsiraidray avy ao anaty tokatrano ary milamina ny raharaha na dia hisy hilaza aza fa tsy rariny izany eto.


IZANY NO atao hoe tsy fivoarana, mbola primitif foana..... :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2212