gasy any dago mangata-bola isam-bolana, mahagaga ahy

41. xxx ( 15/06/2009 08:00)
Tsy resaka kolo-tsaina indray ny fahitàko azy fa resaka sentiments . Miaina io aho mantsy izao, mandalo aty amiko ny rafozako ary dia tsapako fa rafotsy dia MANARARAOTRA MIHANTA @ ilay vadiko . Mety azo lazaina hoe innocent ilay izy satria tsy matetika tokoa izy no mahita an-janany. Zanany lahy koa etsy ohatran'ny tsy mahita hoe dia manararaotra anie rafotsy izany e ... Azoko mihintsy ilay mahatonga ny rafozana sy vinanto hifandramatra raha ohatr'izao fa dia réver-ko manja aloha h@ izao satria ny ahy fantatro fa mandalo e

Fa tsy misy ohatran'ny hoe samy masina an-taniny , isika tanora tokony dieny izao dia hieritreritra ny momba ny fahateran-tsika fa hitako mi-subir be ilay zanaka raha toa ka voatery hiara-monina sy hangataka lava amin-janaka noho ny antony tsy fananana rahatrizay
42. ravonjison ( 15/06/2009 09:12)
Ilay sentiment mi-comprendre aho, rehefa tonga atý aminay koa ny mamako dia izay koa ny zava-misy.
Fa ny olana dia : efa 5 taona , mandefa vola foana ry zareo.

" RAHA TENA TSY MANAN-KOHANINA MOA na koa MARARY MAFY ka tsy misy tsy mampaninona, fa isam-bolana TSY MAINTSY ATAONAY ANATY BODGET-anay NY MANDEFA VOLA ANY DEPUIS 5 ANS "
43. sakaymena ( 15/06/2009 11:08)
ka sao dia manana zanaka velomina akoatr'ireo zanakao ireo ny vadinao fa mety hoe ianao no tsy maharaka fa tsys mahavita an'izany handefa vola ho an'ny fianakaviany isam-bolana tsy akiato zany rah olona manatokatrano na lahy io na vavy fa ao raha
44. ni81 ( 15/06/2009 14:47)
Ilay rangahy vadin'i anatiko mihitsy no tena loham-bomanga! Ny reninao ve no hitantana ny tokantranonao? :roll:
Tokony ho niara-nipetraka tao daholo koa izany ireo rahalahiny sy anabaviny ireo dia izy no mamelona azy :lol: @ zay tsy misara-mianakavy ...
45. soanja ( 16/06/2009 05:31)
tess:

Tsy mandiso anareo mihitsy aho raha mihevitra fa efa nihoaran'ny fandrosoana sy ny toe-tsaina amin'izao fotoana izany fombafomba izany saingy hoy aho hoe mbola misy izay lehilahy sy vehivavy manome lanja ny lehilahy mandidy manapaka tokatrano izany ary izay aza no takian'i baiboly raha Xtianina manaraka ara-bakiteny io boky iray io.
Mbola misy kolontsaina be dia be any tena mbola miaina an'io, ohatra fotsiny ny Silamo dia mbola ny lehilahy no tena masimandidy amin'izay fanapahana ny tokatrano ohatra.

tsy manohitra an'i soanja koa aho fa raha resaka kolon-tsaina taloha dia ny olona any ambany vohitra na amin'ny toerana tsy ahitàna ny fivoarana no ambola ahitàna izany fomba fomba izany fa tsy amin'ny teorana efa mivoatra araka ny votoaton'ny dinika...... ny tranga eto dia fiainan'ny rafozana vinanto zanaka lahy miaina aty ivelany lavitry ny desert any atsimo..... :-P
RAHA hamafakafaka ny fiainana taloha dia mbola misy ny mampiatra ny fombafomba sy miaina amn'izany... ohatra ireny olona any anaty ala tsy ampy fahalalàna sy tsy mahalala ny fivoarana ireny, efa 2009 izao :-P

Misy tokoa anefa sokajin'olona na olona tsy mba vonona ny hivoatra na dia apetrakao any amin'ny tany faran'izay moderna aza. Tsy miankina amin'ny toerana ipetrahana no mahatonga ny olona hanao izany fomba fanaon'ny vadin'i Anatiko fa miankina amin'ny psikolojia iainany ao anatiny. Tsy sitran'ny resaka eto anefa izany olany izany fa tena mila fitsaboana mihitsy vao miafana raha hiafana SATRIA na ilay reny na ilay lehilahy dia mila tsaboina daholo ary ny vady marary dia tiana ihany raha toa ka vonona ny saina hanaiky izany noho ny fitiavana efa nomena sy natolotra ho azy.
Ny fahafantarana anefa fa tsy afa miala amin'io mahazo azy io izy- ilay lehilahy- nefa tsy manaiky tsaboina dia midika fa tsy vonona ny hitia ny vadiny intsony koa izy.

46. ni81 ( 16/06/2009 05:36)
Tsy sitran'ny resaka eto anefa izany olany izany fa tena mila fitsaboana mihitsy vao miafana raha hiafana SATRIA na ilay reny na ilay lehilahy dia mila tsaboina daholo ary ny vady marary dia tiana ihany raha toa ka vonona ny saina hanaiky izany noho ny fitiavana efa nomena sy natolotra ho azy.
Ny fahafantarana anefa fa tsy afa miala amin'io mahazo azy io izy- ilay lehilahy- nefa tsy manaiky tsaboina dia midika fa tsy vonona ny hitia ny vadiny intsony koa izy.
toa marina tokoa!
47. xxx ( 16/06/2009 06:17)
ravonjison:

Ilay sentiment mi-comprendre aho, rehefa tonga atý aminay koa ny mamako dia izay koa ny zava-misy.
Fa ny olana dia : efa 5 taona , mandefa vola foana ry zareo.

" RAHA TENA TSY MANAN-KOHANINA MOA na koa MARARY MAFY ka tsy misy tsy mampaninona, fa isam-bolana TSY MAINTSY ATAONAY ANATY BODGET-anay NY MANDEFA VOLA ANY DEPUIS 5 ANS "

Ny ahy ravonjison efa lot quotidien ilay mandefa vola, io no mahatonga ahy hiteny hoe isika dieny tanora dia mba mila mieritreritra ny fahanterana fa mety hiteraka olana ho an'ny tokatranon'ny ankizy any aoriana

xxx40

48. sipagasy ( 16/06/2009 15:42)
mahafinaritra ny dinikareo ato, fa io fiainan-tokanrano io dia samy manana ny fomba fifehezany avy aby isika mianakavy na ireo monina an-tanan-dehibe izany izay milaza azy fa mivoatra(???? inona moa ilay fivoarana???) na ny mbola any anaty akata manaja ny soatoavina. Ka ny teniko fotsiny dia ny hoe samia mijery sy manao izay mahasoa ny azy e!, ho an'ny mpandefa ny dinika kosa dia hoy indray aho hoe, maro angamba ny toro-hevitra na ny hevitra eo ambony eo ka anjaranao sisa ny maka izay tandrifinao e! dia mahereza à fanapahan-kevitra raisina!
49. ni81 ( 16/06/2009 17:02)

zeny izy io ry anatiko a! Jereo zay metimety @ ireo e! aiza enao toa tsy tazana tsony elaela e! sa nilamina ny tany? Tsara raha nilamina e! :)
50. tess ( 16/06/2009 17:14)
??? inona moa ilay fivoarana???)

ilay fivoarana tiako ambara tao dia nisy niresaka ny hoe fombafomba taloha , ohatra hoe tsy maintsy manaiky izay ataondra lehilahy, satria ra lehilahy no mampidi-bola tamzany fotoana izany , amini'zao fotoana izao tsy ekena intsony izany satria samy miasa na ny lahy na ny vavy.... ka tsy maitsy misy ny marmaritra iraisana, fivoarana eo am fombafomba fa tsy fivoarana hafa....
51. ni81 ( 16/06/2009 18:13)
T@ 2005 dia nisy vehivavy izay nanoratra tao @ forum wanadoo. Nipetraka teto frantsa izy mivady (samy gasy) ary nanana zanaka anankiroa.
Tany dago hono dia i rams irery no niasa fa ramatoa nikarakara tokantrano, fa nony tonga taty dia niasa daholo izy mivady.
Ny olana dia rehefa samy tonga avy niasa hono, dia lasa rams nanala kiraro sy bà, dia natsipiny fotsiny tao ambany fandriana ilay bà ary nitsitsitra eroa ambony fandriana namaky gazety izy.
Tezitra ramatoa ka nivazavaza satria tokony mbola hampandroina ny ankizy, ny sakafo sy ny pasoka koa mbola tokony ataony avy eo. Dia noraofiny ilay bà hoy ny fitantarany dia natsipiny tanaty poubelle.
Niakatra ny hatezeran-drams (noho io tsipy bà tanaty poubelle io) ka dia niantso ny havan-dramatoa mihitsy izy fa hisaraka fa niova ny fihetsika nony teto andafy fa angamba nahita olon-kafa tany ramatoa...
Lava loatra fa aleo tsy tohizana intsony fa ny tiana ahatongavana dia rehefa tsy hiova ny olona iray dia tsy miova na dia monina aiza izy na monina aiza.
52. tess ( 16/06/2009 18:51)
adalàna aky ny tsy te hiova an! ny fomba ratsy azo ovaina dool raha miezaka indrindra indrindra ka miteraka disadisa eo am mpivady lay izy donko........
izy mamo ndray no miantso polisy hihihihih
53. ni81 ( 16/06/2009 19:12)
adalàna aky ny tsy te hiova an! ny fomba ratsy azo ovaina dool raha miezaka indrindra indrindra ka miteraka disadisa eo am mpivady lay izy donko........
izy mamo ndray no miantso polisy hihihihih
tena hadalana marina mihitsy e! ary marina ny tenin'ny ntaolo hoe ny tarehy ratsy no tsy azo ovana, fa ny fanahy ratsy azo ovana (fa zao aza efa misy sirirzia estetika ho an'ireo be vola :-D :-D )
54. tess ( 16/06/2009 20:51)
:^) :^) :^) :^) mbola ny star alou zao no mahatakatra ny fanov)na tarehy ratsy aky :-D :-D :-D
55. ravonjison ( 17/06/2009 08:07)
Manantena aho fa nahazo ny tandrifiny i ANATIKO, satria nahafinaritra tokoa ny ady hevitra.
Itý ady hevitra itý anefa dia nahatonga ahy mba hitarika ny saintsika hieritreritra ny mikasika ireto :
1- fivoarana ( fitovian-jo ...)
2- fitaizana ratsy
3- fitsetsefana, fanararaotana.

Ireo zavatra telo ireo dia tokony mba hazava tsara, ary tsy tokony ho sarotsaronana na takotakonana zavatra hafa ( fombam-pianakaviana, fitiavan-dReny. sns...)
56. ni81 ( 17/06/2009 08:46)

ka ny olana dia raha vao misy voakitikitika ilay fomba amam-panao, na ara-pihaviana io na ara-poko na ara-pirazanana, dia tsy ekena ilay izy e! :(
57. tywa68 ( 17/06/2009 09:03)
Ny olana d rhf tsy izy mivady no tompon-kevitra @ atao @ volany (fanampiana havana ohatra, na fandraisana ny rafozana...) d tsy maintsy miteraka olana satria lay olona koa tsy mahay mitsara tena. Maika moa mampiseho hoe zay tenenin'i bôfy no asiako hasiny kokoa d eeeeeeeee :-D bon courage Anatiko a :-* Mba tsy hahavery fotoana sy hampandry saina anao d atokany isambolana koa ny vola apetraka ho an'ireo ankizy, sitrany tsy lasa any dago :wink:
58. ravonjison ( 17/06/2009 09:10)
ni81:

Itý ady hevitra itý anefa dia nahatonga ahy mba hitarika ny saintsika hieritreritra ny mikasika ireto :
1- fivoarana ( fitovian-jo ...)
2- fitaizana ratsy
3- fitsetsefana, fanararaotana.

Ireo zavatra telo ireo dia tokony mba hazava tsara, ary tsy tokony ho sarotsaronana na takotakonana zavatra hafa ( fombam-pianakaviana, fitiavan-dReny. sns...)
ka ny olana dia raha vao misy voakitikitika ilay fomba amam-panao, na ara-pihaviana io na ara-poko na ara-pirazanana, dia tsy ekena ilay izy e! :(

Ka izay mihitsy ilay olana ry ni 81 a, voalazanao tsara. Io olana io koa dia anisan' ny antony iray mampahantra an' i Dago.
Izay koa no nahatonga ahy nilaza fa tokony hisy olona iray ( namana akaiky , havana) mba tokony hilazan' i ANATIKO ilay olana, ka rehefa mandeha ny ady hevitra miaraka @ vadiny sy ny rafozany dia tokony ho tonga eo koa io olona mahalala ny situation io. Satria rehefa miady ny hevitra , possible mety havadik' izy ireo ho contre an' i ANATIKO ny raharaha, ataon¨' ny vadiny sy ny rafozany fa i ANATIKO indray no vehivahy tsy mahay mikarakara tokatrano, na tsy mahalala ny fomban-jareo , na tsy mitsinjo havana , na nahita olon-kafa....

Sarotra ihany itý miaina itý !!!
59. ni81 ( 17/06/2009 09:20)

Sarotra mihitsy ny miaina e! ny "i" lasa "a" indraindray @ fandraisan'ny olona samihafa azy.
Mety tsy manana havana angamba izy aty, dia io no tena mba antony nanoratany ity dinika ity sy nilàny hevitra teto! Na indraindray koa tsy dia sahy mitantara @ havana avy hatrany ilay problème raha tsy efa tena @ ady farany :?
60. tess ( 17/06/2009 09:44)
Izay koa no nahatonga ahy nilaza fa tokony hisy olona iray ( namana akaiky , havana) mba tokony hilazan' i ANATIKO ilay olana, ka rehefa mandeha ny ady hevitra miaraka @ vadiny sy ny rafozany dia tokony ho tonga eo koa io olona mahalala ny situation io. Satria rehefa miady ny hevitra , possible mety havadik' izy ireo ho contre an' i ANATIKO ny raharaha, ataon¨' ny vadiny sy ny rafozany fa i ANATIKO indray no vehivahy tsy mahay mikarakara tokatrano, na tsy mahalala ny fomban-jareo , na tsy mitsinjo havana , na nahita olon-kafa....

ka inona moa fa ny tsara kokoa dia manatony ireny psy. specialiste ny couple ireny , any samy mahazo ny tandrifiny ny roa tonta mba hieritreretana sy hisian'ny marimaritra iraisana, rehefa samy tsy mahavaha ny olana dia lµaleo manatona ireny raha tiana avotra ny fifandraisana ao am mpivady
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4488