Mangataka information

1. xxx ( 12/06/2009 14:42)
Marina ve hoe mihidy hatramin'ny 22 juin ny ambassade gasy paris?????

Nisy zavatra nampanamboariko tao mantsy (maika) dia amin'ny herinandro zah no tokony haka ilay izy.

Misatra mialoha.
novalian'i fijo ny 12/06/2009 19:51
2. Noue ( 12/06/2009 14:46)
io aloha no voalaza fa toa mbola sahotakotaka be ao zao ! satria tonga any indray ny capsat miaraka @ Lalaina mitady hanolo ny fanala-hidy !
3. locl ( 12/06/2009 15:27)
f'angaha azo anaovana angaredona be ohatr'zany ny ambassade e! Fa ity Lalaina ity ve tena rôle be e! aleo atao @ fanaovana azy e
4. yuka ( 12/06/2009 15:37)
tatara mitoy kou zao ao paris zao an!
5. Noue ( 12/06/2009 15:43)
locl:
f'angaha azo anaovana angaredona be ohatr'zany ny ambassade e! Fa ity Lalaina ity ve tena rôle be e! aleo atao @ fanaovana azy e
mitady hanao ny fomban'ny hat eee ! didy jadona !! didin'be sandry ???


6. locl ( 12/06/2009 15:53)
Kanefa raha ny fahazoako azy mbola afaka manao intervention ihany ny Frantsay satria mbola ao @ taniny, sa kosa hoe avelao hifanao ao fa izay mahry no azy, toy ny fisainany hatramin'izay nisiany franceafrique???

Ka raha izany dia mbol hahery foana ny gtt satria vitsy an'isa ry mpandroba
7. yuka ( 12/06/2009 16:02)
Mamporisika ambadika ary no hataon'ireo frantsay ireo
8. Noue ( 12/06/2009 16:12)
ka na aty aza anie dia sahy ry zareo hanao didin'be sandry satria manantena tanteraka fa hanampy azy ny frantsay eee !
9. bazylou ( 12/06/2009 16:25)
vive tgv!!!!
10. Noue ( 12/06/2009 17:06)
[center]VIVE LA DEMOCRATIE[/center]
11. fijo ( 12/06/2009 19:51)
ny polisy hafaka mihetsika,saingy mila antsoina izy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0588