Tena resy lahatra aho fa tena tsy ho avy i Dada

1. halloween ( 12/06/2009 12:54)
Zany raha nisy resaka tao am dinika teny am Carlton intsony ny momba an'i Dada. Miova fijery am zay reto a, akoho maniry nify no andrasantsika rah izao no fandehany.
novalian'i xxx ny 13/06/2009 05:03
2. bazylou ( 12/06/2009 13:32)
de asakasak'izay anadanya ndro hanao magro sy ny hanao ambasady e!!! :-D
3. essera ( 12/06/2009 13:42)
hay lti bazylou efa karaoke mandraparivn andro sisa ny eny. D misy fandraisana anjara kely am dihy ohatran'ny fetim-pianakaviana. Ny ery ivelany ery am arabe, mis raneny mitrotro an'i Dada miaraka am kiririoka mitoreo.
aoka neny a, ndana am zay re vonjeo ny any an-trano fa d mampalaelo enao danian'ny masoandro eo fotsiny.
4. xxx ( 12/06/2009 13:46)
Fa maninona moa ny TIM no tsy maintsy miandry an'i Dada e,

Raha zah ry zareo de mampiseho fa na misy n atsy misy i Dada dia ny Tim mijoro tsy manaiky lembenana, fa lasa ohatran'ny we tsy misy hery zany ry zareo rah tsy eo i Dada?

Fa tsy izao Dada dada zao foana no hatao resaka lava,

rah zah zareo mba efa mampiseho olona iray, ahindrahindra, mba heverina hatao ho kandida, fa tsy voatery hiandry an'i dada zany,

5. essera ( 12/06/2009 13:53)
Ka atao ahoana fa i Dada izao no zava-misy :

[center]OLONA NO TOHANANA fa tsy NY FIRENENA NO TIANA AMPANDROSOINA[/center]
6. patrick2002 ( 12/06/2009 13:56)
Ny TIM lesy ray ihany , Tsy maintsy manompo an`i Dada ,ary mankato azy ,sahala any @ coree du nord eh! Kim Il Sung Ihany ,rehefa maty dia ny zanany Kim Jong Il ,sahala aminÃŒzany koa ny Tim ,rehefa matin y Sida ao Afrique du sud i Ravalo ,dia hampiakarina Indray i Maika ,na Josoa zanany. :-D :-D :-D
7. essera ( 12/06/2009 14:03)
Fanatisma ltia. Kôzy e, io no tena vokabolary mety aminy.

Mbola hisy statuety ravalo b d b halefan lery aty angamba rôfa kelikely
8. patrick2002 ( 12/06/2009 14:22)
culte de personalité lesy ah!,parti messianique lty ah!
Ny Arema aza efa niala tamin`izany.
9. Noue ( 12/06/2009 14:29)
tsy hitako koa oe aiza ny blèm-nareo raha io "Dadany" io no tadiaviny eee ??
10. yuka ( 12/06/2009 15:05)
halloween hitako le sary tary hay v ianao ihany no wwwwwwwiii e!
na somary navilana aza tazako ihany tinao mihintsy ny mampiasa W an! ;-) ;-) ;-) :-D :-D :-P
11. Noue ( 12/06/2009 15:21)
:-D :-D :-D :-D sao dia tara gv kosa aza ndry ry yuka ?? :-D :-D :-D :-D
12. yuka ( 12/06/2009 15:33)
taraiky mintsy aho tsy naharaka satria tsy mpitaigina TGV e! :-D :-D :-D
13. Noue ( 12/06/2009 15:44)
hay tokatrany moa ?? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
14. fijo ( 12/06/2009 20:05)
ny dada lazaina eto anie dia ilay aradalana e,io no tsy azonareo tgv an tsaina mihintsy
15. patrick2002 ( 12/06/2009 20:26)
ny dada lazaina eto dia ilay messie ,tsy maty manota ,avy any afrique du sud.mpiompy osy mainty .
16. Noue ( 12/06/2009 21:24)
ka tsy hain'io patrick io anie ry fijo zany atao oe ara-dalàna zany zany eee ! efa zatra loatra miaina t@ tsy ara-dalaàna ngamba lery dia tsy hainy intsony oe inona zany ??? :-D :-D :-D :-D :-D :-D
17. bazylou ( 12/06/2009 21:32)
de ny olona contren'ny le8 izanydia tsy ara dala na sy tsy tia tanindrazana ??!! mahazendana izany fisainana izany marina leretsy!! :-D :-D izany angamba le ho efisainan'ny maty andrano e!! le trondro maty manara drenirano!! :-D
18. halloween ( 13/06/2009 04:11)
Rabazilou, tsy afaka ny tim d tadiavina sakanana ny tgv eto am serasera
19. xxx ( 13/06/2009 05:03)
ny dada lazaina eto anie dia ilay aradalana e,io no tsy azonareo tgv an tsaina mihintsy


aza mampme ry Fijo a,

donk D
Dada = Ravalomanana = arada-lana = any am-pitan-dranomasina

ara-dalana = ampitan-dranomasina???

Ny ara-dalana azonao katsahina sy takiana izany, fa tsy midika velively we miverina i Dadanao dia ara-dalana no dikan'izany,

@ zao situation misy eto Mada izao tsy ny fiverenan'i Dadanao no solution,
amiko aloha, ny fanaovana election haingana de haingana no ara-dalana @ zao,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1057