ny cable optique manome internetnareo

1. bazylou ( 11/06/2009 23:14)
aza mbola frantsay no manome azy!!!! aiza le usa ??,
pauvre gasy gtt lany bala!!!!!!! :-D :-D :-D tongava ho ano any mahamasina raha milay fa tsy aty no miwawawa eo!!
répondu par bazylou le 12/06/2009 20:43
2. yuka ( 12/06/2009 00:23)
Aleo ramaraina tsika miresaka fa ndana aloha matory,aza manararaotra toy ny banga miomehy alina eo :-D :-P :-P
3. Noue ( 12/06/2009 05:54)
tsy hitako oe inona no hidiran'ny GTT @ io ry bazylou ?? ary maninona no tsy sahy namaly ilay dinika nataonao oe resy ny GTT nefa ny capsat-nao no voaroka tao @ ambasady ?? sa oainina be fa mpamorontsao ianao dia tsy sahy namaly ?? :-D :-D :-D :-D :-D
4. ravatorano ( 12/06/2009 07:21)
ny orange izay nahatonga ny cable LION aloha dia ao anatin'ny groupe frantsay fantadaza amin'ny communication.Efa tamin'ny andron'i Ravalomanana no efa niketrehan-dry zareo io tetik'asa io fa tsy hoe vao izao akoriny.Izany tsy manaporofo ry bazylou fa tsy ilaina ny states na hoe inn no vitany eto satria samy manana ny "priorité"-ny avy izy ireo amin'ny fampiasam-bola entiny eto amintsika.Ny an'ny frantsay io hitano io zany izao saingy aiza ilay rafitra tetezamita amizao tsy tokony handray andraikitra haingana ve ry zareo hanalalaka ny sehatry ny serasera eto amitsika mba hahafanan'io fitoaovana vaovao sady raitra io miasa haingana !
satria na tonga aza ny fitaovana nefa tsy azo ampiasaina akoriny nohon'ny tsy fisianan'y lalana mazava momba ny fampiasana azy inona no dikany.
Ny backbone ihany koa izay karakarain'ny telma dia mbola ny frantsay ihany no tompomarika amin'izy io rah tsy diso ny fahalalako !
Alalaho haingana ary jereo manokana ny momna io serasera io mba hahafahana miasa malaky,miasa haingana ary miasa tanteraka ao anatin'ny ara-dalamna sy manara -dalana !
:wink:
5. essera ( 12/06/2009 12:10)
Tadidio ry Noue fa mitady ravin'ahitra no asan'ny gtt any na d wé manana nationalité française aza ny sasany. Mbola ny firenena frantsay no mi-payer anao any izany ka aza mati-kambo b.
6. fijo ( 12/06/2009 20:23)
ka matahotra an'io fahalalahana io ny tgv ny tena marina.raha tsy izany io efa nizestiavan'i augustin
7. bazylou ( 12/06/2009 20:43)
ny anay koa anie miasa fa tsy hoe lanyandro eny amin'ny magro sy ny ambasady e!!ka na tsy ho eny aza i augustin, tsy olana, lasa ihny ny fibre optique e!!! :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1627