Tsy hamela anareo irery ary iaraka ho faty @ nareo!
1. xxx
(
11/06/2009 11:38)
Nefa dia efa tavela irery ny TIM ary ilay mpandainga dia mbola tsy maty. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
répondu par endrika01 le 12/06/2009 01:39
3. xxx
(
11/06/2009 12:13)
"Mitsodrano anareo ho (faty) eny aho".
Ka tsy nareo vahoaka mpiondana ve izany no tena tsy misy saina raha izany???
Omen'i Ra8 sy Andry maloto dia mihinana????? Aoka letsy marina fa....
4. tsiafoi1
(
11/06/2009 13:54)
Rehefa manao combat zay kosa anie dia asiana casque tsara ny loha, zara raha tazana ny maso sy ny orona. Arovana tsara ny loha fa any no itoeran'ny aina. Ny cerveau miketrika sy mibaiko moa ny ratsam-batana miasa mafy, raha tsy izany de K.O.
Dia tahatahaka izay moa zany izy ity fa de lazon'ady, ao ny manao angovo be amboaloany, ao kosa ny manana endurance koa dia ny aina re no mateza zany e...
5. ndaty
(
11/06/2009 17:10)
ka le raike nafangarony iaby:
na le
tsy hamela anareo irery aho, hiaraka ho faty
no mitso-drano anareo ho faty ao @ Magro mankanesa eny ambohijatovo sy mahazoarivo
no mahereza aza miasa,
fa izaho aty afrika atsimo matoritory tsara
na le
tsy hamela anareo irery aho, hiaraka ho faty
no mitso-drano anareo ho faty ao @ Magro mankanesa eny ambohijatovo sy mahazoarivo
no mahereza aza miasa,
fa izaho aty afrika atsimo matoritory tsara
6. xxx
(
11/06/2009 19:30)
mitohy anie io fa nareo zany mioraka aloha loatra nzavatra mbentika rava mbetika mitsangana
8. endrika01
(
12/06/2009 01:39)
Midika io we,mpirahalahy mianala izy tokiko;zaho tokiny.Mifono hevi-dalina,fa tsy le resaka we coller-coller be reny! Fa tsy we milaza izy we tsy isaraka nefa lasa izy fa ny vahoaka mpanohana azy navelany rery tsisy mpiahy teo :roll:
