Rado ilay fitiavako fahiny
1. xxx
(
11/06/2009 11:38)
Mbola i XXX ihany no mitantara aminareo ity tantara ity , mialatsiny raha tsy milaza ny anarako aho fa mino aho fa ho fantatrareo tsy ho ela aho.
Tulear ilay faritanin' ny atsimon' ny Nosy, tany no nisehoan' nity tantara ity ry namana isany, 17 taona aho ary teo @ kilasy famaranana mbola tsy nahalala izany atao hoe firaisana ara- nofo izany ny tenako tao @ lycée Roland Botokeky aho no nianatra sokajy D, rehefa eo @ kilasim_ panadinana otrizao dia matetika ny manao cours ny ankizy ka anisan' ny nanao izany koa aho, volana octobra ny andro ka somebiseby daholo ny iray sekoly fa taom-pianarana vaovao, indro nisy tovolahy ranjanana anakiray nadona ahy ka latsaka tery @ tany ny classeur fitondrako ireo cahier nentiko , andray hoy aho f' angah dia maika loatra no mandona mafy ianareo e! miala tsiny indrindra raha naha voadona anao fa tsy fanahiniko ilay izy teo :oops: nitraka aho avy eo dia nifanojo ny masonay, toa nisy paingotra nanindrona ny foko fa nidoboka mafy ery , tsy nahaloampeo aho fa nagovotra no nanao hoe tsy maninona kah , hoy izy mantsy ahy sady efa niraofiny ireo entana latsaka, sady natolony ahy ny tanany , mitsangana amin' izay ary ianao dia mbola mialatsiny indray , Rado no anarako hoy izy , tsy nahaloampeo aho fa ny endriny no voadiniko mafy ery , tovolahy ranjanana izy sady fotsy fihodirana no ilantolanto ny feony ka izay no nahababo ity foko adalada , ary toa variana be ianao hoy izy , f' iza no anaranao hoy izy Rondro no anarako hoy aho, dia faly mahalala an' i Rondro ary e! dia nanreno tampoka ny lakolasy dia lasa izy dify tsy tazako intsony , satria nihazakazaka mafy avokoa ny ankizy hamonjy ny fanagana- tsaina satria fidirana ny andro, niherikerika ihany nanara- maso azy nefa tsy hitako izy , tonga tao antsekoly aho mbola nitodika teny ambaravarana ihany fa fa tsy nisy akory izay mba alokany akory , nitsiky vendrana aho no niteny irery hoe " adala nga ity izaho , efa nagina ny lakilasy no efa somebiseby avokoa ny ankizy no indro nisy tovolahy niditra ny fianarana manao bolozy fotsy niteny hoe " izaho no mpampianatra malagasy anareo , Ramose Rado, taitra mafy aho naheno ilay feo sy anarana ka nitraka fa tena i Rado tokoa , Rado hoy aho ramose... aminao inona no nataoko??? harahinao tsy ho ela ny tohiny :-*
Tulear ilay faritanin' ny atsimon' ny Nosy, tany no nisehoan' nity tantara ity ry namana isany, 17 taona aho ary teo @ kilasy famaranana mbola tsy nahalala izany atao hoe firaisana ara- nofo izany ny tenako tao @ lycée Roland Botokeky aho no nianatra sokajy D, rehefa eo @ kilasim_ panadinana otrizao dia matetika ny manao cours ny ankizy ka anisan' ny nanao izany koa aho, volana octobra ny andro ka somebiseby daholo ny iray sekoly fa taom-pianarana vaovao, indro nisy tovolahy ranjanana anakiray nadona ahy ka latsaka tery @ tany ny classeur fitondrako ireo cahier nentiko , andray hoy aho f' angah dia maika loatra no mandona mafy ianareo e! miala tsiny indrindra raha naha voadona anao fa tsy fanahiniko ilay izy teo :oops: nitraka aho avy eo dia nifanojo ny masonay, toa nisy paingotra nanindrona ny foko fa nidoboka mafy ery , tsy nahaloampeo aho fa nagovotra no nanao hoe tsy maninona kah , hoy izy mantsy ahy sady efa niraofiny ireo entana latsaka, sady natolony ahy ny tanany , mitsangana amin' izay ary ianao dia mbola mialatsiny indray , Rado no anarako hoy izy , tsy nahaloampeo aho fa ny endriny no voadiniko mafy ery , tovolahy ranjanana izy sady fotsy fihodirana no ilantolanto ny feony ka izay no nahababo ity foko adalada , ary toa variana be ianao hoy izy , f' iza no anaranao hoy izy Rondro no anarako hoy aho, dia faly mahalala an' i Rondro ary e! dia nanreno tampoka ny lakolasy dia lasa izy dify tsy tazako intsony , satria nihazakazaka mafy avokoa ny ankizy hamonjy ny fanagana- tsaina satria fidirana ny andro, niherikerika ihany nanara- maso azy nefa tsy hitako izy , tonga tao antsekoly aho mbola nitodika teny ambaravarana ihany fa fa tsy nisy akory izay mba alokany akory , nitsiky vendrana aho no niteny irery hoe " adala nga ity izaho , efa nagina ny lakilasy no efa somebiseby avokoa ny ankizy no indro nisy tovolahy niditra ny fianarana manao bolozy fotsy niteny hoe " izaho no mpampianatra malagasy anareo , Ramose Rado, taitra mafy aho naheno ilay feo sy anarana ka nitraka fa tena i Rado tokoa , Rado hoy aho ramose... aminao inona no nataoko??? harahinao tsy ho ela ny tohiny :-*
novalian'i lilyrose ny 03/07/2009 08:28
2. simplex
(
11/06/2009 12:19)
maninona ise raha manokatra blaogy http:blaogy.com
dia any no apetraka fa mety sao dia ho voafafa refa elaela raha eto @ forum...
mafinaritra be fa tohizo eee
;-)
4. maryline
(
11/06/2009 13:40)
XXX ato indray izany an, aza atao ela ny tohiny e! marina ny tenin' i simplex hoe " blog nefa ireny ange tsy dia misy pitsidika firy ka izany angamba no nandehanan' i XXX eto, ato be mpanaraka be, XXX misaotra e! dia ahoana tiandramose ve indry ? mpianatra sy mpampianatra, mahaliana ka :-*
5. Bazily
(
11/06/2009 13:42)
aminao inona no nataoko??? harahinao tsy ho ela ny tohiny
Ianao zany zao le tratran'ny coup de foudres? Taitra t@ torimasompitiavana sa fitiavan-jatovo?
Aza atao ela loatra sao tsy mahazo kil eo ny tantara e!
7. xxx
(
11/06/2009 15:37)
Ramose Rado hoy aho an' eritreritra , nidomin' ilay tovovavy teo akaikiko aho no hoy izy " Bogosy " aky ramose Rado izany an! eny tokoa hoy aho sadaikatra, ilay tovovavy teo anilako karazan' irony tovovavy jefijefy irony, ilay mampiraika tovolahy maro eny an- dalana SEXI hoy ilay ady hevitra iry, fa izaho kosa tsotra dia tsotra ny fihaingoko , zarazara hoditra aho ary lava mandady manaraka ny lamosiko ny voloko tsy dia fohy aho nefa tsy dia diso lava loatra koa, hoy ilay tovovavy mantsy ahy Laingo aky no anarako ah! ary ny andry mba iza ? Rondro hoy aho namaly azy, tampoka teo iny i Rado nanantona anay i Ramose Rado mantsy e! dia nibidaka tsy nisy otrizany i Laingo dia mody nalatsany ny stylo teny antanany , dia nalain-dramose ka hoy izy miaraka @ ilay feo miangoty manao hoe: "Merci Monsieur Rado" nitsky Ramose nijery azy zah kosa menamenatra nivoara_ mena no tsy voabaikiko intsony ilay fidobok' ity foko, ka niezaka aho ny ho tony tsara mba tsy hisy hatsikaritra ny fihetsiko, (l) miangavy antsika rehetra aho hoy Ramose hameno fiche dia samy milaza ny mombamomba azy tsirairay dia lazao hoe inona no antony nisafidiananao ity sokajy D ity dia rehefa vita dia azonareo hapetraka ery @ birao ery, tsy sahy nijery azy aho fa nahondriko ny lohako sao tsikariny mandinika azy be loatra moa i Laingo tsy mitsahatra ny manompy tsiky any aminy , dia efa nionin_tena aho fa toa ho resin' i kala Laingo izy tena dadany raha @ fihetsika rehetra, vita ny fiche dia tokony samy hanatitra ny azy eny amin' ny biraon- dramose fa i Laingo nitsangana nanao volontaire mba hangorina ilay izy no nanao hoe : Aleo ahoriko Ramose mba tsy hanahirana anao @ korontana rehefa avy eo, moa tsy nihomehy daholo ny iray lakilasy izah mody nihomehy tsy fidiny, dia vita ny androany hoy i Ramose fa @ alarobia mihaona, dia samy nangorinentana ny ankizy rehetra dia samy namonjy fodiana dia torak' izany koa aho, i Laingo tazako namonjy an-dramose fa id tsy haiko izay no lazainy teo, dia lasa ny lalako no nizorako fa toa tsy hisy fanantenana ny momban- dramose fa ny any Laigo no lasa aloha , dia ahoana hoy ianao ny ho mety ho tohiny? amin' ny manaraka indray ary e! :-*
9. maryline
(
11/06/2009 16:09)
pelika loatra koa i kala Laingo , aza varivariana izany indry ry Rondro fa veleso ny vy dian' ny mbola mamay i Ramose angeh mety ho tiandry koa fa izany hoe ilay eo imason' ny ankizy e! dia mba mody calme koa i lery , aza mikoropaka fa mino aho fa hanantona andry izy eny andalana eny jereo angeh e! efa tsy ho handriko izay ho tohiny :-*
10. tywa68
(
11/06/2009 18:21)
koa efa vita sahady anie zany ilay tantara fa efa voalazan'ilay titre e ! FITIAVAKO FAHINY zany v d mbola inn no andrasana eto :-D f'asa raha azon'i Laingo na ahoana ?? :lol:
11. Papoose
(
11/06/2009 18:34)
raha ratsy fiafara ny tantara ho an'i Rondro dia mety efa miteraka sy manan-jafikely i rado sy laingo :-D fa raha tsara fiafara dia tsy niaraka fotsiny izy mitsamy!!! :D
12. xxx
(
11/06/2009 18:36)
Ka i XXX ange mitantara ilay tantara fa mampaminaviana antsika izay ho tohiny izy e! araka ny fahalalako azy aloha , izay no tiany atongavana dia isika maminaviana izay ho valiny fa efa hita izany arak' ilay titre dia efa fitiavany i Ramose Rado fa i Laingo???? niaraka ve izy sy i Ramose???? (l) (l) aingana ra XXX ah tohizo!
14. endrika01
(
12/06/2009 01:25)
xxx:Mhhh! De mba nandeha taminy laoniny ve lou le fenaranjy e,tamzany lasa zany,na jefijefy aza i Laingo,naka fo an-dramose Rado ,de i Rondro kou tsy gisitra taminy intero,de lasa mpinamana be izy sy Ramose hatramizao( raha mbola velona any Ramose) fa i Laingo kosa lasa fahavalony i Rondro mangingina tao am-pony tao e,tohizo akia le tantara a,de nasain-dramose Rado ve njy manokana! hi hi :wink:
Mbola i XXX ihany no mitantara aminareo ity tantara ity , mialatsiny raha tsy milaza ny anarako aho fa mino aho fa ho fantatrareo tsy ho ela aho. Tulear ilay faritanin\' ny atsimon\' ny Nosy, tany no nisehoan\' nity tantara ity ry namana isany, 17 taona aho ary teo @ kilasy famaranana mbola tsy nahalala izany atao hoe firaisana ara- nofo izany ny tenako tao @ lycée Roland Botokeky aho no nianatra sokajy D, rehefa eo @ kilasim_ panadinana otrizao dia matetika ny manao cours ny ankizy ka anisan\' ny nanao izany koa aho, volana octobra ny andro ka somebiseby daholo ny iray sekoly fa taom-pianarana vaovao, indro nisy tovolahy ranjanana anakiray nadona ahy ka latsaka tery @ tany ny classeur fitondrako ireo cahier nentiko , andray hoy aho f\' angah dia maika loatra no mandona mafy ianareo e! miala tsiny indrindra raha naha voadona anao fa tsy fanahiniko ilay izy teo :oops: nitraka aho avy eo dia nifanojo ny masonay, toa nisy paingotra nanindrona ny foko fa nidoboka mafy ery , tsy nahaloampeo aho fa nagovotra no nanao hoe tsy maninona kah , hoy izy mantsy ahy sady efa niraofiny ireo entana latsaka, sady natolony ahy ny tanany , mitsangana amin\' izay ary ianao dia mbola mialatsiny indray , Rado no anarako hoy izy , tsy nahaloampeo aho fa ny endriny no voadiniko mafy ery , tovolahy ranjanana izy sady fotsy fihodirana no ilantolanto ny feony ka izay no nahababo ity foko adalada , ary toa variana be ianao hoy izy , f\' iza no anaranao hoy izy Rondro no anarako hoy aho, dia faly mahalala an\' i Rondro ary e! dia nanreno tampoka ny lakolasy dia lasa izy dify tsy tazako intsony , satria nihazakazaka mafy avokoa ny ankizy hamonjy ny fanagana- tsaina satria fidirana ny andro, niherikerika ihany nanara- maso azy nefa tsy hitako izy , tonga tao antsekoly aho mbola nitodika teny ambaravarana ihany fa fa tsy nisy akory izay mba alokany akory , nitsiky vendrana aho no niteny irery hoe \" adala nga ity izaho , efa nagina ny lakilasy no efa somebiseby avokoa ny ankizy no indro nisy tovolahy niditra ny fianarana manao bolozy fotsy niteny hoe \" izaho no mpampianatra malagasy anareo , Ramose Rado, taitra mafy aho naheno ilay feo sy anarana ka nitraka fa tena i Rado tokoa , Rado hoy aho ramose... aminao inona no nataoko??? harahinao tsy ho ela ny tohiny :-*
16. mmmhh
(
12/06/2009 04:44)
tsy aleo ve aloha faranana ilay iray atsy ambany vao tohizana ity??
lasa manenjika bitro roa de sao de afangaronao eo i Riry sy Rado??
eny e samy RRRR ihany,
lasa manenjika bitro roa de sao de afangaronao eo i Riry sy Rado??
eny e samy RRRR ihany,
17. maryline
(
12/06/2009 06:14)
Ary mbola tsy nitohy angah izy ato e! zah efa tsy andriko ny harainan' ny andro hamaky ny tohiny, i Riri ngeh ry mmmhh efa tapitra ny saison1 e!miandry ny saison2 tsika izao mety aharitra kely dia naleon' ny XXX nanome antsika ity hiandrasana ilay tohiny fa tsara koa ity Rado ity an! misaotra XXX an ! nanome fialam_ boly :-* :-*
19. mmmhh
(
12/06/2009 13:56)
Ary mbola tsy nitohy angah izy ato e! zah efa tsy andriko ny harainan' ny andro hamaky ny tohiny, i Riri ngeh ry mmmhh efa tapitra ny saison1 e!miandry ny saison2 tsika izao mety aharitra kely dia naleon' ny XXX nanome antsika ity hiandrasana ilay tohiny fa tsara koa ity Rado ity an! misaotra XXX an ! nanome fialam_ boly
Ie i Rado tsara kokoa, sady t@ Riry koa i xxx namitaka t@ voalohany, :-D
Eny e tsy ratsy le Riry fa be suspens loatra @ io 02 fotsiny ny acteur ao anatiny de mahamonamonaina,
Fa ity Rado tsara ka, :wink:
20. xxx
(
12/06/2009 14:18)
Efa manomboka nirifatra daholo ny mpianatra izaho kosa mbola variana tany amin' ny trano fidiovana , dia avy eo aho nizotra namonjy ny vavahady handray ny lalana mody , ny andro koa somary midanika ihany dia nifindra tery @ ilany aho namonjy aloka iny misy feo miantso ahy hoe " Rondro !Rondro!, nitodika aho , sady gaga fa i Ramose, nitsiky tampoka ny molotro ilay efa kivy teo iny nijanona aho dia niampita namonjy ahy izy avy eo, fa aiza indry no mody? hoy izy, eny Mahavatse ( anaran- tanana ao Tuléar) hoy aho lalako koa iny fa any ho any koa aho no mipetraka, manana posiposy panatitra aho ka raha sitrak' i Rondro dia ndao hanarakay fa lalana iray ihany no antsika, nidobodoboka tsy otr' izany ny foko , nanaiky no nanao hoe " raha sitrak' i Ramose, dia tsy maninona, fa hanaraka anao aho, nahoana no tsy ho sitrako indrindra miaraka @ tovovavy kely tsara tarehy toa anao , saika hilaza aho hoe " ary i Laingo angah tsy mba tsara aminao nefa najanoko satria efa izaho izao no nisafidiany hiaraka aminy @ posiposy fa tsy Laingo, dia nizotra ny lalanay dia samy tsy nisy nahitana feo n nony tonga teny an- tsasa- dalana dia hoy izy bedy ve indry raha mijanona kely isika hisotro ranom- boankazo fa midanika loatra ny andro, tsy bedy aho sady ny nirava aloha androany , dia nobaikon' i Rado ilay mpitari- posy dia niditra tao @ trano fisotroana ranom- boankazo izahay, nadray latabatra iray izy dia norosoany seza aho (l) (l) tena faly tena faly ny foko sady tsy niala teny @ endriko intsony ny tsikiko, mahafinaritra ahy indry ry Rondro, iza no hipetrahandry eny Mahavatsy??? Mipetraka eny @ sitean' ny mpianatra aho eny amorondranomasina fa ny Ray sy Reniko eny Ambanivolo any Sakaraha , hay vare, ary i Ramose ? tena mipetraka eto ve? voatendry hiasa eto fontsiny aho mandritry ity taom- pianarana ity fa any Iarivo aho no mody e! tazako nisy peratra ny tanany ka tsy naharitra aho ka nanontany hoe " any avokoa izany ny vady amanjanakao? Dia nilaza izy hoe nga efa miendrik' olona efa vady sy ray aho ry Rondro hoy izy ; tsia hoy aho fa tazako mantsy ny peratra eny antananao , hay ve e! liana kely koa indry an! sady notsongoiny ny takolako :oops: :oops: izaho menatra be dia nitsiky no niteny hoe azafady Tompoko dia hoy izy avy eo tsy misy tsiny akia hoy izy tsy mbola manambady aho fa peratry dada ity no nomeny ahy alohan' ny fahafatesany ka dia tsy niala tety antanako intsony, nientana moramora ny foko no nilaza amngina tao an' eritreritro aho hoe mety misy fanantenana izany ny amiko ka hiady aho tsy ho lasan' i Laingo i Ramose; dia norosoin' ilay tovovavy mpandroso sakafo ialy ranomboasary makirana izahay rehefa avi nikomandy izy, dia avy eo niveriana teny anaty posy nanohy ny diha , tsinjoko ny traniko ka hoy aho eto aho no mody Ramosr ka misaotra indrindra @ fahatsaranao dia tsy misy fisaorana hoy izy , tsy handroso ve i Ramose ?? hoy aho @ feo sadaikatra tsy androany aky ry Rondro fa aleo ho zokin' ny any ahoriana ah! hilaozako ary indry dia noraisiny ny tanako dia norohany ny takolako, :oops: :oops: veloma i Rondro hoy izy dia lasa ilay posiposy, dia tafajanona teo @ ilay toerana aho nanara- aso azy , nitodika tampoka izy no nitsiky sady nahofahofany ny tanay dia mba nasaiko nanifika koa ny ahy dia lasa aho nody nikarakara sakafo atoandro , tsy niala tany @ Ramose ny saiko (l) (l) Tia azy ve aho izany va no atao hoe Tia??? aminareo TIA AHY VE I RAMOSE???? mbola hitohy fa aza hadinino an :-* :-*