Rado ilay fitiavako fahiny

21. xxx ( 12/06/2009 15:07)
tsy tia ramose fa manadala anao fotsiny.
22. maryline ( 12/06/2009 16:19)
(l) (l) (l) ahatsiarovako ilay andro fahiny izy izany " ilay voaloham_ pitiavana , i XXX eo ambony k' efa hoe fitiavany fahiny i Rado izany hoe efa niaraka izy sy i Rondro fa mahaliana ilay tohiny
23. xxx ( 12/06/2009 16:34)
hehehe ahatsiarovako fahiny koa ny ahy ndray ny prof foana no tara amiko fa za tsy rototra (l)
24. fahamarinana ( 12/06/2009 19:24)
:arrow: marina tokoa ilay hevitry simplex tery ambony ry xxx mpandefa an ! Aleo manokatra blaogy fa ho be ny fans e! Za anisany koa ,efa mpamaky blaogy rahateo dia parée hamaky ny tantara mitohy ho apetrakao ao !! :D (l)
25. Papoose ( 12/06/2009 19:46)
ty zany vao hoe ramose tatanta! :-P
26. fahamarinana ( 12/06/2009 20:02)
:arrow: papoose : :-D :-D :-D eka marina lé ! (l)
27. rakaroka ( 13/06/2009 04:47)
Hummmmmm! Manja 'zany tantara izany, miandry ny tohiny ô!
Tena mampatsiaro ahy ny fahiniko koa, ary "manahirana" tokoa ireny "mpampianatra" ireny an :wink: 'za koa dia tojo mpampianatra foana :oops: :oops: :oops: Ilay izy Ramosé , ramosé :roll: 8O :{ :-w :-w :-w :-$ dia avy eo tena lasa mivadika ilay "sens" "Ramosé" (l) hafa mihitsy
:oops: :oops: :oops: :{ :{ :{ (l) :-* :-* :* :* :* (l) :-D :-D :-D :-P =)) :@ :@ :@
28. endrika01 ( 13/06/2009 08:10)
i Laingo zany lasa naman-dramose o ! Tonga zany de ataovy haingonle tantara le hirany Tempo Gaigy iny e, de Laingo no asiana mihira le we Ramose mou namakooo,Ramose akamako o,refa tonga ny interro,aza atao zero,zero =)) ka tsy aleo ve holalaovintsika mintsy izy io ry XXX sady ao aminy namana serasera ao anie ka misy PRODUCTEUR e :wink:
29. xxx ( 13/06/2009 16:11)
Nifamahofaho teny ny fotoana ny ora , ny minitra ary ny segondra, dia ireo no nitamabatra ho andro, andro vitsivitsay taty ahoriana ,toy ny mpinamana no fifandraisanay sy i Rado, zah koa moa kilasy manomana fanadinana ka dia hafatiko any @ fianarana aloha ny saiko sao variana manonofy an_ dRado, eo fontsiny,nanomboka ny fisoratana anarana @ fanaovana cours isaky ny hariva dia mba nisoratra anarana aho satria misy matiera tiako hamafisina toy ny taranja kajy ary fizika chimika; teo ampiravana ny alin\' ny alatsinainy avy nianatra cours aho dia tafara- dalana indray izahay sy i Rado, dia tsy nody avy hatrany aho fa nanaraka azy , hoy izy , Rondro oh ! misy zavatra tiako hanontaniana anao raha toa ka tsy manahirana , dia hoy aho somary nitsiky malefaka nanao hoe: \" Arosoy ny resakao fa mihaino anao aho\" izao ry Rondro an! mahafinaritra ahy ianao ary ny tena marina dia manam_ pitiavana anao ny foko (l) (l) , tsy voatery anefa ianao hitia ahy fa faniriana ny ahy hatramin\' ilay nifanenan\' ireo masontsika dia nitia mangina anao aho (l) (l) , ekeko fa misy elanelana be ny taona misy eo amintsika nefa tsy nahasakana ny foko hitia anao , nangina aho tsy nahaloam_ peo satria efa ho andro maromaro no naniriako ny haheno izany feo izany, ka nidoboka mafy ny foko fa tsy hitako izay ambara fa ny endriko no nivara- mena :oops: satria sambany amiko no nisy tovolahy tiako ka namboraka fitiavana amiko toy izany :oops: , harivariva mahafinaritra izany , ary mandrivondrivotra tsy aleo ve ry Rondro ho eny amorondranomasina isika mba hanararaotra hankafy izany rivodrivotra malefadefaka izany , tsy maninona hoy aho dia lasa izahay namindra miadana , nanaradia ilay fasika, mangatsakatsaka, dia avy eo izahay namonjy ny iray amin\' ireo sezalava fipetrahan\' ireo mpifankatia, dia nitodika tany amiko indray i Rado ka niteny hoe , ialako tsiny raha nanorisory anao ny teniko, dia tsy voabaikiko ny tanako fa noteren\' ilay foko tia dia notapenako ny vavan_ dRado, avy eo nifanompy ny masonay (l) (l) dia nagalatra nitompy tany aminay ilay taratr\' ilay volana baliaka, dia nifanantona tsy moramora ny molotray dia nifanoroka izahay :* :* :* ,Rado hoy aho \" tsy mbola nitia ny foko raha tsy ianao, ka homeo toky aho fa ho tia ahy tokoa ianao , Rondro malalako tia anao aho, tsy hisalalasalako ny manome toky anao satria tia anao tokoa aho, dia nifanantona idray ireo molotray dia tsy nitsahatra intsony nadritra ny minitra vitsivitsy :* :* :oops: , fa hono hoy aho mantsy an_ dRado raha tsy mahadiso fa misy inona eo @reo sy i Laingo fa toa tsy mitsahatra ny manantona anao izy rehefa vita ny kilasintsika , hay ve i Laingo ve! mahafinaritra tokoa izy saingy tsy tia azy aho fa ianao no nisafidian\' ity foko adala fa tsy i Laingo, ekena fa manaitra ny tovolahy maro tokoa raha ny fihaingon\' i Haingo sy ny fomba fiteniny nefa tsy mahasarika ahy satria efa ianao no TIAKO (l) (l) dia norohany indray aho avy eo :* :* dia somary naharitra kely ilay oroka mihoatr\' ireo roa voalohany nanomboka nanafosafo ny voloko ny tanandramose ka hitako nangoritsiny ny vatako iray manontolo mahafinaritra ery izy izany nefa najanoko tampoka ny tanany ka hoy aho\" Rado o! Tia anao aho , nefa mbola tsy , fantatro hoy izy , tsy maninona fa vonona aho ny hanaja anao , misaotra hoy aho dia nitsangana izahay dia nifandray tsy satry ireo tananay dia nizotra namonjy ny fodiana izahay, hoy aho nibitsika t@nd_ dRado, \" Tiako raha hafenina izao fiharahantsika izao mba tsy hanafintohina ny mpiara- miasa aminao sy ireo mpiara- mianatra amiko sa ahoana hoy ianao\" izay sitrakao dia ho tanterahiko hoy izy dia dia tonga teo am- bavahadin\' ny trano aho no nanao veloma ahy i Rado no nanoroka ahy indray :* :* veloma vetivety izany malalako izany,rahampitso indray :* :* dia lasa izy fa izaho kosa mbola nanara- maso azy mandapidifiny , dia niditr\' ny trano aho avy eo napetrako ny kitapo teny antanako sy nesoriko ny kapako dia nitsotra teo ambony fandriana aho mbola nankafy ilay orok\' ilay malalako , Tia andRado aho (l) (l) dia nankipiko moramora ny masoko dia rainkitory teo aho sady nanonofy azy tsy nitsahatra izany ve no atao hoe \" TIA \" raha ianao no teo @ pilasiko inona no navalinao andRado, nangatak\' andro ve ianao sa nanao toa ahy???? hovakianao tsy ho ela ny tohiny :-*
30. fahamarinana ( 13/06/2009 16:14)
:arrow: :-w :-w :-w inona tokoa re no nataoko e !...aleo aloha miandry manaraka fa tena tsy haiko marina moa ! :D (l)
31. maryline ( 13/06/2009 17:18)
Dray mahafinaritra izy izany an! raha sahala amiko dia mety ho nanao toa anao koa aho , satria tsy avelako handefitra kosa ny fitiavako indrindra fa hoe samy efa tia izany :* :* i Rado aloha toa tena tia ka asa anefa , misaotra e!
32. maeva74 ( 13/06/2009 20:55)
Azonao arahina koa ao @ blaogin' i Maeva74 ity tantara ity, misaotra indrindra anareo rehetra mpamaky ,ataoko fa tsy hanontany intsony ianareo hoe iza ilay mpanoratra :-* :-*
33. fahamarinana ( 13/06/2009 22:01)
:arrow: saotra akia !mpiheno rvg marina tokoa njy an ! :wink: :-* (l)
34. vale ( 13/06/2009 23:46)
Misaotra an'i Maeva fa tena mahafinaritra ny namaky ilay tantaranao!! :-* :-*
fa ny fanontaniako dia hoe ianao ihany koa ve no nanoratra ilay tantaran'i XXX ilay teo alohan'ity, ilay nisy ny tantaran'i Riri sy XXX?? ohatry ny hitako namaly nanome torohevitra an'i XXX mantsy i Maeva any amin'iny tantara iny ka tena misangojy be ny saiko!! :lol: ... :wink:
35. maeva74 ( 14/06/2009 04:54)
Miarahaba anareo indray! :-* i Maeva74 dia mpamorona sy mpilalao ary mpanantotosa fa tsy misy fiainany ireo na ny iray aza ka dia miala-tsiny aminareo izy @ ilay fitaka kely tao @ Riri sy i XXX, i Riri dia mbola tantara noforoniny ihany koa , aza omena tsiny e! mba te hahazo ilay fonareo hono izy dia nilalao am- pitaka :-* (l) ? Misaotra indrindra anareo
36. Papoose ( 14/06/2009 15:41)
mampite ho eny amorondranomasina zany tantara zany dia mitonotono katsaka :D
37. vale ( 14/06/2009 19:11)
Maeva: misaotra na izany aza e, tena tsara daholo ilay tantara!!!! (l) :-*
38. endrika01 ( 15/06/2009 05:50)
Tohizo ndray ry Maeva74 a,de aiza zao i Rado,de nivady ve izy sy Rondro,ataovy milay be ny tohiny e :-*
39. fahamarinana ( 15/06/2009 05:59)
:arrow: endrika01 :koa hoe efa nanokatra blaogy izy dia any angamba ny tohiny raha misy kouh ! :) (l)
40. tywa68 ( 15/06/2009 10:50)
ka efa tary @ blaogy v i endrika e :-D :-D
Fahamarinana : eto kosa akia no nanombohany azy d miandry tohiny ISIKA a :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1312