O ry osy mainty ô aiza ian ra bain e
1. ntss
(
11/06/2009 17:05)
Ataovy tonga eo ny comesa n'ny lisany ry osimainty fa zahay de vonona hanao volontaire mitsy hitam-basy.
Sady zao no conseil ko aminareo e
Tsisy tolona mandresy ao anatin'ny fahendrena sy ara-dalana zany.
Ento eo ze entina fa zahay ko maditra e! :lol:
Sady zao no conseil ko aminareo e
Tsisy tolona mandresy ao anatin'ny fahendrena sy ara-dalana zany.
Ento eo ze entina fa zahay ko maditra e! :lol:
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:06
2. Noue
(
11/06/2009 18:35)
ntss:zany tokoa moa izy io ??
Tsisy tolona mandresy ao anatin'ny fahendrena sy ara-dalana zany.
4. fijo
(
11/06/2009 20:48)
hay izany ianareo mihaiky fa nanao adalana???,izany ry essera an,io fa mihaiky ny akamanareo,de mba harao
5. bazylou
(
11/06/2009 22:35)
nanao hasahiana izahay fa tsy adalana!!! ary masakisaky fa avoahy le8 e!!
6. penguin
(
12/06/2009 05:46)
Aza miteny osy mainty satria ny Malagasy milaza ho Kristiana tgvendrana ary mamoaka demony izao mijoro sy manao resaka RAZAMBE, FASANA, JORO, MANAPAKa LOHAN'OMBY (Miaramila nivory), MIVMBINA ODY (HAT)
