Tsy azoko oa fa maninona no mandainga foana ?

1. Noue ( 11/06/2009 15:03)
Tena tsy azoko mahintsiny ity lainga ataon'ny HAT ity ee ! Fa maninona no sesefana lainga tahakizao foana ny olona ee ??

[size=70]Ny Hasina Andriamanjato affirme que c’est lui qui a été invité en Zimbabwe en tant que ministre des Affaires Etrangères et non pas Marc Ravalomanana. En tout cas, dans le communiqué final, le COMESA précise que son Excellence M. Marc Ravalomanana, président de la République de Madagascar a participé à l’événement et que l’organisation exhorte ses États membres et ceux de la SADC à n'avoir aucune relation avec le régime illégitime. [/size]

nefa dia efa hita zao ary fantatra fa tsy izy velively no invité tany

[size=70]His Excellency, Marc Ravalomanana, President of the Republic of Madagascar meets His Excellency Mr. Mwai Kibaki, President of the Republic of Kenya,His Excellency Mr. Robert Gabriel Mugabe, President of the Republic of Zimbabwe, His Excellency Mr. Ismail Omar Guelleh, President of the Republic of Djibouti (pictured left to right) at the 13th Summit of the COMESA Heads of State and Government

Victoria Falls (Zimbabwe)
8 June 2009
[/size]

[URL=http://img189.imageshack.us/i/13thcomesasum.jpg/][IMG]http://img189.imageshack.us/img189/870/13thcomesasum.jpg[/IMG][/URL]
novalian'i essera ny 12/06/2009 14:08
2. xxx ( 11/06/2009 15:09)
olona vexé no mandainga ,logique be izany ,jereo ireny mythoman ireny :* :* :*
petsa dia ampy
3. Noue ( 11/06/2009 15:11)
iza indray zao io manao oe petsa dia ampy io ?? :-w :-w :-w
4. xxx ( 11/06/2009 15:22)
le vrai petsa anie tsy hita fa nahazo pake gasy tato dia lasa naka saina kely aloha ho tonga masika eo ihany lery dem1
5. Papoose ( 11/06/2009 15:54)
fotsy zany tanan-dra8 zany kle! :-D
6. ndaty ( 11/06/2009 16:39)
là io hita io ny legaliste MUGABE,
30 ans de pouvoir, election halabato tout les 7 ans, valider par la JUSTICE zimbabween,
c'est la legalité africain.
Miandry fifidianana dans 7 ans indray ny opposition zimbabween tsvangeray satria legaliste ry zareo....

Zay ilan-dreo hatao eto madagasikara io, ka manongana fa mandinisa fifidianana toa an'i ZIMBABWE ny MUGABE
7. niryna ( 11/06/2009 17:06)
Noue:

Tena tsy azoko mahintsiny ity lainga ataon'ny HAT ity ee ! Fa maninona no sesefana lainga tahakizao foana ny olona ee ??

[size=70]Ny Hasina Andriamanjato affirme que c’est lui qui a été invité en Zimbabwe en tant que ministre des Affaires Etrangères et non pas Marc Ravalomanana. En tout cas, dans le communiqué final, le COMESA précise que son Excellence M. Marc Ravalomanana, président de la République de Madagascar a participé à l’événement et que l’organisation exhorte ses États membres et ceux de la SADC à n'avoir aucune relation avec le régime illégitime. [/size]

nefa dia efa hita zao ary fantatra fa tsy izy velively no invité tany

[size=70]His Excellency, Marc Ravalomanana, President of the Republic of Madagascar meets His Excellency Mr. Mwai Kibaki, President of the Republic of Kenya,His Excellency Mr. Robert Gabriel Mugabe, President of the Republic of Zimbabwe, His Excellency Mr. Ismail Omar Guelleh, President of the Republic of Djibouti (pictured left to right) at the 13th Summit of the COMESA Heads of State and Government

Victoria Falls (Zimbabwe)
8 June 2009
[/size]

[URL=http://img189.imageshack.us/i/13thcomesasum.jpg/][IMG]http://img189.imageshack.us/img189/870/13thcomesasum.jpg[/IMG][/URL]

misaotra nizara e

:-*
8. niryna ( 11/06/2009 17:14)

jereo koa ity fa nisy namafa ,angamba tsy marina dia nasorina asa aloha e

http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7947813.stm
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7947056.stm
http://news.bbc.co.uk/2/hi/africa/7951961.stm

nanjavona daholo ilay sary hmm ,nakaiza ny tanteliko teto o
9. ni81 ( 11/06/2009 17:57)
fotsy zany tanan-dra8 zany kle!
:-D :-D :-D
10. Noue ( 11/06/2009 18:32)
tena zara fa misy soratra aza ao koo !
11. fijo ( 11/06/2009 20:16)
ndaty,fantatro fa mpianatra lalana ise,ka mahalala hoe izay resak ano valiana.
ny resaka di ahoe iza no nantsoina tany.
valiny ravalo fa ts yny hasina.
midika izany fa lainga be no atao ny vahoaka malagasy
12. Noue ( 11/06/2009 20:34)
en fait , ny tena olana dia hatramizay dia lazaina fa OK daholo zay natao rehetra !! zay firesahana na fihaonana @ vahiny dia na tsy OK aza dia vao midina ny avion dia lazaina fa OK !
ny tena mampalahelo oa @ zany lainga rehetra zany dia ny olona tsy afaka manara-baovao via le net , na tsy mahay mamaky , na tsy manana moyen hividianana gazety , moa ve tsy ny akamaroan'ireny olona ireny ilay lazain'tgv fa vahoakany ?? dia indrisy fa tsetsefana lainga vary raraka isan'andro zao !

Ny eto moa dia lainga beee zao fotsiny eee ! na dia hita anaty gazety etrangers sy ny sary aza dia tsy menatra akory manesika io lainga io !!!
13. xxx ( 11/06/2009 20:34)
ho hita eo @ 26 juin 2009 izay tiambahoaka ry TranondainGa Vendrana
14. fijo ( 11/06/2009 20:50)
efa akaiky tokoa io daty io an,hummmm
15. essera ( 12/06/2009 14:08)
ho hita eo @ 26 juin 2009 izay tiambahoaka ry TranondainGa Vendrana

zay koa sasa-miandry. Volo mifoifoy ny an'i dada raha milatsaka eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3728